Aza mba manambady Dakoma reto aa

1. Kotity ( 05/09/2005 05:37)
répondu par Vahinala le 14/01/2006 20:16
2. xxx ( 05/09/2005 06:21)
ko ra efa tafiditra dia ahoana !!
3. avana ( 05/09/2005 07:16)
mialà koa..... toi nga tafiditra?:-D
4. mozart ( 05/09/2005 07:36)
:lol: fantatro ny tsy itiavanareo kôma! hahahhaha! henjana be hono ireny raha resaka halavan.............nefa tandremo koa fa ny gasy koa misy mitondra azy!!!!
5. tafita ( 05/09/2005 08:16)
ie tena efa nahita ah marina e
6. vaovao ( 05/09/2005 09:23)
f'inn daholo zany léé:-D:-D
7. pika ( 05/09/2005 10:03)
tafita a de manao ahoana :D
8. long ( 05/09/2005 12:30)
Fa maninona ny manambady dakoma e?. Fa araka ny henoko aloha dia hoe tena veta2 raha samy olona izy ireny ka izay ve no mahatonga anao iteny izany?. Sady marina mihitsy izany fa tsy aleo ve gasy mitovy amin'ny tena ihany e! sady ny gasy anie ka misy no tsara lavitra noho ireny dakoma ireny e! Sa tsy dia le resaka beaugosite loatra ny anao no jerena fa le sôsy?
9. akamatiana ( 05/09/2005 12:53)
fa innn klou l dikan'ny Dakoma e???:-w
10. avana ( 05/09/2005 13:24)
11. akamatiana ( 05/09/2005 13:31)
avana inn akia zany dakoma??? zah tsy maharaka :(
12. sipagasy ( 05/09/2005 16:03)
mmhh hihih cousine komorianina akia ny dakoma annn
13. felicia ( 05/09/2005 16:15)
:roll::roll:hay ve izany indray ny fiantsoana ny komoriana e...
14. akamatiana ( 05/09/2005 16:21)
:-D:-D:-D kay ve cousine e, tena hita mitsy weee tsy maharaka zah kle:-P ,m'siii anjy an
15. zakilinina ( 05/09/2005 17:24)
Hoy ry Nanahary hoe :
"Fofon-dakoman'Analakely
Nampitodika an'ireo Makorely"
16. Kotity ( 05/09/2005 17:45)
zakilinina =))=))=))
17. akamatiana ( 05/09/2005 18:15)
:-D:-D:-D
18. scorpion ( 05/09/2005 18:49)
19. scorpion ( 05/09/2005 18:50)
20. vancleef ( 05/09/2005 21:25)
Asa raha misy mahatadidy na mahafantatran'ny bus taloha KOMAFI (KOperativa MAlagasin'ny FItanterana) dia hozy ny ankizy hoe KOmorianina MAloto FIhainana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2624