Aza mba manambady Dakoma reto aa
41. deghany
(
16/09/2005 11:07)
Veloo:
akama :-D:-D:-D:-D
deghany a aza asiana izany resaka izany ato e :twisted:
zany ny resaka hitako eo ambony eo kou! heheheh
51. ratole
(
22/09/2005 11:18)
Dakoma lahy sa vavy aloha e!
Misy anie ireny dakoma vavy ireny ka tsara e (enjounaise) fa misy kosa aloha tsy mamely e! Efa tany comores mantsy aho dia nahita.
Toe-tsaina io ary mila amboarina. Manana namana dakoma mpiaramiasa aho any Comores. Tonga taty dago izy nanao mission ary nampitady hotely ahy izay mba moramora. Rehefa nanao reservation aho dia nanontany ilay hotely hoe inona ny nationalite-ny. Rehefa nilaza aho fa dakoma dia nilaza izy fa tsy mandray hono. Tsy fantatro izay antony ???
Mampieritreritra

53. Herimiafina
(
22/09/2005 17:52)
Feno menaka dililo côcô ny ondana sy traversin. Feno caca ny lavabo.:-D:-D:-D:-D
56. Herimiafina
(
23/09/2005 19:23)
Sao de tsy fantatrareo ary fa haiko tsara reo zavatra reo, satria za avy any kômôro. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
57. voanjobory
(
27/09/2005 15:43)
O ry zareo an! mafàna be ilay resaka , fa izahako aloha dia miaraka amina vazaha. dia nareo izany tonga dia hasiaka be amiko daholo:oops:
58. voanjobory

59. voanjobory
(
28/09/2005 10:12)
Le dakoma aloha tena voretra raha samy olona ihany é;-) Tena rahga ampitahaina amin'ny vahiny hafa any Dago dia tena tafahoatra ry zareo.