Aza mba manambady Dakoma reto aa

21. avana ( 06/09/2005 06:30)
fa tsara b aloha ny fofon'ny parfum vancleef e!:wink:
22. ralaisa ( 06/09/2005 13:45)
Tsarovy rankizy fa tsy dia tsara loatra ny mi-généraliser olona. Na mbola tsy tany comore aza aho dia mahatoky sy mino fa tsy mifanalavitra amin-tsika izy ireo raha ny maha-olombelona no jerena.
23. Kotity ( 06/09/2005 14:28)
ralaisa an: za nge tsy raciste é, fa asa na hitanao le hoe : aza manambady gasy ry reto a, de Dakoma no nanoratra azy, de io Dakoma io no tiako tenenina fa tsy ny comorien akory.
hihihi,
24. sonwin ( 06/09/2005 14:53)
:-D
25. Veloo ( 06/09/2005 15:18)
kotity a^:^=D=D
26. Kotity ( 06/09/2005 17:57)
merci veloo
27. Veloo ( 06/09/2005 20:46)
:-*
28. akamatiana ( 07/09/2005 20:49)
:-w
29. ravakamalala ( 07/09/2005 21:41)
Vali fingika fingaka, valin ny tsipaka daka.:-D
30. Guerrera ( 07/09/2005 23:12)
za aloa de mitovy evitra @ Ralaisa mintsy e.
Efa tsy mety tsony zany toe-tsaina zany ry reto a.
Jereo tsara fa sika vevavy gasy efa tapitra manambady vahiny daolo. Ka aleo aleo mba mianatra tsy manavakavak @ zay. Sa aona ozy nareo?

31. deghany ( 08/09/2005 09:01)
Guerrera:

za aloa de mitovy evitra @ Ralaisa mintsy e.
Efa tsy mety tsony zany toe-tsaina zany ry reto a.
Jereo tsara fa sika vevavy gasy efa tapitra manambady vahiny daolo. Ka aleo aleo mba mianatra tsy manavakavak @ zay. Sa aona ozy nareo?




eny wa akia!!
32. Veloo ( 08/09/2005 18:53)
:-w:-w:-w
33. avana ( 09/09/2005 09:02)
Guerrera:

Jereo tsara fa sika vevavy gasy efa tapitra manambady vahiny daolo.

Zany an! atao inn koa vazaha! pffffff

34. Papoose ( 09/09/2005 18:30)
:-@
35. akamatiana ( 12/09/2005 05:05)
avana =D=D gasy ka manja mou o
36. bainakely ( 12/09/2005 09:39)
aza rasiste ry le maimbo ffffff reto a,Ny tay tsalaka tsy afaka nefa ny olona no aratsina.Mampalahelo be nareo
37. deghany ( 12/09/2005 13:14)
lasa resa tay njay le resaka dakoma!! tslèèèè!! heheheheh
38. akamatiana ( 12/09/2005 16:31)
bainakely =))=))=))=)) aza manjay resaka antenjouny waaaa , gasy ka manjaaaaaaaaaaaa=))=))
39. deghany ( 13/09/2005 08:46)
io fa tsy res-tay njay le!!!
40. Veloo ( 14/09/2005 19:13)
akama :-D:-D:-D:-D
deghany a aza asiana izany resaka izany ato e :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2087