Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Vahinala, milahatra araka ny daty
Vahinala
(
09/04/2007 18:07)
Mpivady tsy mihaona
Raha misy aminareo mba mitovy cas amiko d mba tiako ho fantatra ra mety hoe ahoana no fomba fiainanareo azy. Tsy izany mantsy fa efa ho tapitra tsy ho ela ny congé d maternité ako satria efa nihoatr...
tohiny
novalian'i ratonga ny 11/04/2007 14:08
Vahinala
(
26/03/2007 21:43)
Gmail
Hono hoa, sao d misy aminareo no mahalala hoe iza no site ahafahana mandefa mail mavesatra toy ny clip vidéo na film ? Gmail zao no hitako hoe ngeza ndrindra nefa rehefa atao joindre fichier le izy d...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 27/03/2007 08:30
Vahinala
(
22/03/2007 10:44)
Ahoana no atao ?
.... raha ohatra ka manana cd za d misy hira tiako ampidirina ato am dinika mba ho enoiny namana sasany, mety ve ? D ahoana no fanaovana azy ?...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 23/03/2007 12:56
Vahinala
(
21/03/2007 22:17)
Mika & Davis Franklin
Tsy haiko nareo fa za d babo tanteraka, na ny tononkira na le rythme, mety be amiko !...
tohiny
novalian'i zoubelou ny 07/04/2007 15:45
Vahinala
(
12/03/2007 16:15)
Fitiavana sy vola
Ary hono hoa e, mampisy fiatraikany amin'ny fiarahana ve ny hoe maha mpanana sy tsy maha mpanana ? Ny tiako lazaina hoe tsy ny fitiavana ve no zava-dehibe toy izay ny resaka ara materialy sy ny fitiav...
tohiny
novalian'i reporteur ny 05/04/2007 21:12
Vahinala
(
11/03/2007 17:34)
Tonga ndray Vahinala
Miarahaba ny rehetra e ! Tonga ndray Vahinala hanohy ny tafa sy dinika eto am serasera miaraka amreo tapaka sy namana rehetra hatramzay. Ny vaovao tsy dia misy betsaka fa efa maman'ny tovovavy kely at...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 21/03/2007 08:16
Vahinala
(
13/02/2006 06:27)
VAHINALA MANAO REEEEEEEEEEEEE
Sali daoly ny akama rehetra an, zay fa efa tonga eto Mada e d misaotra betsaka izay nirary soa dia Andriamanitra anie hamaly fitia anareo, d zao, nalahelo be anareo rehetra mintsy za zany e:cry::cry::...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2006 04:32
Vahinala
(
03/02/2006 20:32)
Toro-hevitra kely
Tsy haiko moa raha ato no tokony hametrahako an'ity fa toro-hevitra kely mba tiana hatsipy.
Somary nanana olana kely tamin'ny resaka lanjan'entana aho teo ka nisy namana iray nilaza tamiko fa manana ...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 04:55
Vahinala
(
02/02/2006 21:06)
Veloma vetivety
Miarahaba ny namana rehetra eto am serasera, mba manoratra ity dinika iray ity aho satria nahafinaritra tokoa ny fiarahana teto hatramzay na d vao haingana aza aho no nahalala ity sehatra iray ity, ts...
tohiny
novalian'i nani ny 12/02/2006 17:15
Vahinala
(
02/02/2006 16:50)
Tsiky kely faramparany e !
"Ny lakilen'ny paradisa"
Sendra lozampiarakodia hono ireto vhv 3 ary dia niara maty tao. Tonga tany am paradisa ary dia nanontany azy tsirairay i Masindahy Piera :
- Efa nampirafy ny vadinao ve ia...
tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 19:06
Vahinala
(
31/01/2006 22:00)
Tantara tena nisy
Tafaresaka tam Papako za androany tam phone dia toa hoe nivonto hono ny tongony fa efa tany am dokotera d tsy maninona intsony. Sendra lasa saina tampoka za mieritreritra izay hoe "mivonto" izay dia n...
tohiny
novalian'i Veloo ny 10/02/2006 20:56
Vahinala
(
26/01/2006 20:52)
Lampion
Nandehandeha hono ity ramatoa indray andro dia nifanena tamina mopera 1 :
-Manahoana enao hoy mopera, hono hoa tsy za ve no nanamasina ny mariazinao moa 2taona lasa izay ?
-Eny mopera tena izany t...
tohiny
novalian'i Veloo ny 31/01/2006 21:50
Vahinala
(
26/01/2006 20:44)
Virus
Tsy voadikako am teny malagasy ry reto fa manjary lasa tsy mazava tsara an, fa mba hitako nampmé ana d zaraiko aminareo e !
Papa, dis-moi comment je suis né.
- Très bien, mon fils, il fallait...
tohiny
novalian'i Veloo ny 30/01/2006 16:19
Vahinala
(
25/01/2006 15:36)
11 Septembre 2001
Hitako maro isika no liana amin'ny resaka fivavahana ka mba tiako ho fantatra ny hevitrareo mikasika ity : tamin'ny fitrangan'ny attentat ny World Trade Center tamin'ny 2001 dia hita tamin'ny sary en ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 21/02/2006 01:34
Vahinala
(
24/01/2006 21:45)
"Fahampirafesana"
Tena lasa tsy matiko lolo mintsy zany ry zareo ty resaka hoe mampirafy ty a, inona marina no mahatonga ny olona 1 hampirafy, filàn'ny nofo ve sa ditra ve sa misy tsy mahafapo ve amin'ny fiarahana sa ...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 01/03/2006 15:17
Vahinala
(
24/01/2006 12:17)
Tsikitsiky lava
Misy an'ilay hira hoe " na inona na inona hitranga, amin'ny fiainana, dia arahina tsikitsiky lava", ahoana no fandraisanareo an'izany, possible tokoa ve ny manao izany indrindra fa raha sendra olana b...
tohiny
novalian'i parazy ny 07/02/2006 04:42
Vahinala
(
19/01/2006 11:05)
Nenina
Nandalo tao antsaiko tampoka ny mikasika an'io "nenina" io raha avy namaly hafatry fijo tany amin'ny resa-dehilahy tany aho. Ahoana nohevitrareo mikasika azy, rehefa mety ho nenina rehetra eo amin'ny ...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 24/01/2006 20:04
Vahinala
(
13/01/2006 10:41)
Mamoafady hono ??
Hono hoa, iza amintsika namana rehetra ireto na lahy na vavy no sahy milaza fa tsy tia manao firaisana ara-nofo ? Fandre matetika mantsy ny hoe "sujet tabou" zany resaka sexe zany ka tsy tokony ho res...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/01/2006 20:15
Vahinala
(
11/01/2006 13:38)
Soavaly fotsy
Niara nandeha nijery sinema hono ireto bandy 2 lahy, ny 1 frantsay ary ny 1 kosa belge.
-Sahy manao pari amin'ialahy aho hoy ity frantsay fa mianjera izao io kofa ambony soavaly fotsy io.
-Tairo ary...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/01/2006 19:35
Vahinala
(
10/01/2006 11:00)
Ankamantatra
Izay efa nanaovako an'ity tao amin'ny karajia aloha hiangaviana mba tsy tonga d hiteny an, amzay mba mitady ireo izay mbola tsy mahalala, OK !
Zao ary :
Rehefa amin'ny firy ary ny andro no manen...
tohiny
novalian'i Veloo ny 03/02/2006 16:56
