Tsiky kely faramparany e !
1. Vahinala
(
02/02/2006 16:50)
"Ny lakilen'ny paradisa"
Sendra lozampiarakodia hono ireto vhv 3 ary dia niara maty tao. Tonga tany am paradisa ary dia nanontany azy tsirairay i Masindahy Piera :
- Efa nampirafy ny vadinao ve ianao ?
- Tsia na indray mandeha aza, tena tiako loatra ny vadiko ka tsy nanao azy izany aho.
Namoaka lakile i Masindahy Piera sady nilaza hoe :
- Hay tsara zany, ity ary ny falahidin'ny paradisa ho anao.
Napetrany tamin'ity vhv faharoa ndray ny fanontaniana :
- Tsoriko aloha ny marina Masindahy Piera fa tena efa nampirafy azy tokoa aho indroa, fa tsy fanahiniako fa noterana aho.
Sendra any Masindahy mba falifaly moa izy tamin'io andro io ka dia nomeny ny fanalahidin'ny paradisa ihany koa ity ramatoa iray ity : "Voavela ny helokao hoy izy fa mandehana ary"
Tonga teo amin'ity fahatelo ndray ary, ilay fanontaniana teo ihany no napetraka :
- Za ry Masindahy Piera d tiako daholo rehefa mety lehilahy, eny nampirafy ny vadiko tokoa aho ary matetika faran'izay vitako mihitsy, havia havanana, maraina, atoandro, hariva !
Nodinihan'i Masindahy Piera tsara izy ary hoy izy avy eo :
- Ity raiso ny lakile dia mandehana
Faly ery ilay ramatoa ka nanao hoe :
- Hay tena mahafinaritra kosa zany, nahazo ny fanalahidin'ny paradisa koa aho izany na d izany aza no zava-bitako ?
- Tsia hoy Masindahy Piera, fanalahidin'ny efitrano fatoriako iny fa mandehana handraso any aho !

répondu par Veloo le 27/02/2006 19:06
2. Herimiafina
(
02/02/2006 17:50)
Ity koa ny ahy ny lakilen'ny chambre-ko ziay mila, hehehehe=))=))
5. nani
(
02/02/2006 18:30)
hahaha efa nahazo lakile zani veuu nji mitsikitsiky faraparany io ee ?? Tantarao eto tohini aminn manaraka lol
14. sonwin
(
03/02/2006 09:56)
toa mbola pire noho ilay sariitatra ty kle:evil:,ny masindahinay no...grr:evil:, mila manao "excuse" enao an:-$..fa ara-birtoaly:°)
fa na izany aza aloha mampimé ilay izy ka :-D:-D