Lampion
1. Vahinala
(
26/01/2006 20:52)
Nandehandeha hono ity ramatoa indray andro dia nifanena tamina mopera 1 :
-Manahoana enao hoy mopera, hono hoa tsy za ve no nanamasina ny mariazinao moa 2taona lasa izay ?
-Eny mopera tena izany tokoa fa faly aho tadidinao.
-Efa mananjanaka izany ianareo izao ?
-Indrisy mopera, efa mihezaka mafy mihitsy izahay mivady fa hatramin'izao tsy mety manan'anaka ihany.
-Aza matahotra ianao hoy mopera fa hoany Rome aho amin'ny erinandro ambony io dia hivavaka ho anareo sady handrehetako "lampion" ianareo.
8 taona taty aoriana, nifanena indray izy mianaka
-Manahona enao hoy indray mopera
-Salama tsara aho tompoko fa misaotra
-Efa nahazo zanaka ve ianareo mivady ?
-Eny tompoko, manana kambana lahy 3 aho 2/2 avy zany hoe 6 no isany, ary manana vavy 4, raha totaliana d 10 zany ny zanako izao.
-Hay tena mahafinaritra kosa zany anaka, ary manahoana ny fahasalaman'ny vadinao any ?
-Salama tsara izy ka,fa tsy eto antoerana izy zao fa lasa any Rome namono ilay "lampion" narehitrao ho anay !

novalian'i Veloo ny 31/01/2006 21:50
2. jennifer2
(
26/01/2006 22:48)
hahahahahaha!
Nandaitra tsara kosa zany ny vavaky mopera koa!:-D:-D:-D:-D
Nandaitra tsara kosa zany ny vavaky mopera koa!:-D:-D:-D:-D
4. Herimiafina
(
27/01/2006 06:01)
Atao inona vonoina aza le lampion klé, mbola tsy ampy 14 akory ny zanaka? hehehehehe=))=))=))=))
5. pissoa
(
27/01/2006 06:06)
Hihihi - tian'i Herimiafina ho Herimiafina junior kely be dia be no mameno ny armee kle =))=))
6. Herimiafina
(
27/01/2006 06:08)
Eo hoe mila zaza, avy eo njay aleo izao fa be loatra, maninona tsy tsetsemana ny fitaovana na kapaina any fa de hisahirana ho any Roma hamono lampion klé, hehehehehehe=))=))
8. Herimiafina
(
27/01/2006 06:21)
Hafahafa mintsy hoa ra-olombelona klé, izany refa tsy mi-preciser tsara tany amin'n'i Mopera kah, refa mangataka de tokony preciser-na tsara hoe firy ny isan'ny zaza ilaina fa tsy hoe omeo zaza fotsiny izahay, hehehehehe=))=))
9. Herytae
(
27/01/2006 08:15)
isaky ny firy taona moa ry m^pera no mankany roma? tokony izy ihany no nandrasana hamono azy sao vao maika loza, fa, miaraka @ vavaka spésialy nge zany e!
12. hantajoasy
(
27/01/2006 08:46)
amiko aloha tsara ny miteraka fa raha maro kosa tsy lasa tsy misy tsirony intsony fa fahantrana koa no miampy
20. Veloo
(
27/01/2006 16:49)
danje ndray zany kle ao anatin'ny valo (8) taona ry zareo nahazo zanaka folo (10) tena manao be kle:-D:-D:-D:-D
inn tokoa aloha ty lampion e? tsy ireny labojy mirehitra ao @ piangonana ve?
inn tokoa aloha ty lampion e? tsy ireny labojy mirehitra ao @ piangonana ve?