Lampion
23. Vahinala
(
27/01/2006 17:41)
Ie toa ireny no lampion raha tsy diso aho e, harehitra d sady mangata-pitahiana amin'Andriamanitra zany !
25. Vahinala
(
27/01/2006 20:25)
Ze katolika asaina manazava azy fa za tsy haiko ny fomba hilazana azy e, so d diso eo ny lazaiko ka tsy mety.
27. Vahinala
(
29/01/2006 15:25)
Ny lampion fantatro aloha dia harendrina fa tsy haiko raha mitovy amzany ilay ampiasain'ny katolika e.
