Ankamantatra

1. Vahinala ( 10/01/2006 11:00)
Izay efa nanaovako an'ity tao amin'ny karajia aloha hiangaviana mba tsy tonga d hiteny an, amzay mba mitady ireo izay mbola tsy mahalala, OK !

Zao ary :

Rehefa amin'ny firy ary ny andro no maneno in 13 ireny horloge ireny ? :-w:-w
novalian'i Veloo ny 03/02/2006 16:56
2. lapino ( 10/01/2006 11:08)
@ 5
3. mamzelkely ( 10/01/2006 11:12)
:roll:
4. Vahinala ( 10/01/2006 11:42)
lapino > tsia ! :-w:-w
5. adam ( 10/01/2006 12:00)
:-w:-w:-w
6. lapino ( 10/01/2006 12:35)
@1 izy maneno in-1, 1 izay
@2 izy maneno in-2, 3 izay
@3 izy maneno in-3, 6 izay
@4 izy maneno in-4, 10 izay
@5 izy maneno in-5, 15 izay
Amin'ny ora faha-5 izany ny feo faha-13 no maneno! :-w

Andraso àry aloha hitady fika hafa indray ...
7. Vahinala ( 10/01/2006 12:43)
lapino > Heritrereto tsara fa tsy marina zany kan ! 8O
8. diamondra27 ( 10/01/2006 12:56)
sao de tsy mahay manisa
9. olona ( 10/01/2006 13:22)
Mora kely zany eh!
à 13 heures (amin'ny iray ora atoandro )izy maneno in-13.
10. pissoa ( 10/01/2006 13:25)
Amin'ny :roll: tsy haiko tampoka
11. Vahinala ( 10/01/2006 13:42)
olona > Tsy izany no valiny fa diniho tsara.
12. mamzelkely ( 10/01/2006 13:56)
:roll:
13. olona ( 10/01/2006 14:04)
Vahinala:

olona > Tsy izany no valiny fa diniho tsara.



okay,
aona ndray ary rehefa atao reveille amin'ny 3:10 izy eh
14. mandrindra ( 10/01/2006 14:36)
ka tsy maneno in13 izany ireny e. 12 ihany no fetra
15. adam ( 10/01/2006 14:36)
rehefa @ 12/30
16. dadabe ( 10/01/2006 14:44)
vahinala > brrrr!! toi mandrebireby vahoaka an !

fa izany hoe rehefa maneno ny famataranadro de mipaika ny @ 13 ora :{:{ marina ve :-w
17. pissoa ( 10/01/2006 14:59)
Mety ny voalako t@ sotrobe angamba dia lasa 13 le 12 :?
18. Vahinala ( 10/01/2006 15:15)
dadabe > nan ts mandrebireby zany re za an ! 8-)

Zao ary e, efa misy sasany mitady ho tonga amin'ilay tena valiny fa raha mbola tsy hitanareo dia omeko eo ilay izy rariva na rampitso maraina ! OK !
19. pissoa ( 10/01/2006 15:22)
Vahinala, rariva na rapitso @ ora aiza retsy? :-D:-D
20. Vahinala ( 10/01/2006 15:24)
pisssoa > Mety dôly na refa maneno le 13 coups ! :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0662