Ankamantatra

21. Veloo ( 10/01/2006 20:01)
22. lapino ( 10/01/2006 21:33)
Mila régler-na izany horloge-n'i Vahinala izany! :P:P
23. pissoa ( 11/01/2006 05:34)
Vahinala aaaaah - regleo ony ny horlogen-dry ozy i lapino :P:P
24. ari.malala ( 11/01/2006 07:04)
refa diso fahana d maneno in 13 e d ref ts zay d ts hay
25. Vahinala ( 11/01/2006 08:59)
pissoa lapino > Ka any indrindra no tiako hatongavanareo fa efa tonga zay ny lera tokony hanamboarana azy matoa izy maneno in 13 zany ! Mbola hitohy ny fanazavana raha mbola tsy azonareo ! :-D:-D:-D
26. lapino ( 11/01/2006 09:17)
:-D:-D
27. Veloo ( 11/01/2006 19:21)
Vahinala mampiasa ny ora ami'ny été ka :°)
28. Vahinala ( 11/01/2006 20:28)
veloo > Iny ndray no tsitako an ! :-D:-D
29. pissoa ( 12/01/2006 05:28)
Veloo :-D:-D
30. ari.malala ( 12/01/2006 05:31)
veloo; :-D:-D:-D:-D:-D
31. Veloo ( 12/01/2006 18:45)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
32. jentilisa ( 14/01/2006 13:42)
Ary maninona raha valiako hoe amin'ny fito? satria mbola misy ilay fampidirana iny aloha ny horlorge vao manao ilay tsitaikataikan'ora izy. Dia amin'ny fito izy ao tsara!
33. Veloo ( 15/01/2006 01:30)
:roll::roll:
34. diamondra27 ( 15/01/2006 17:16)
vahinala: ndao hifanao fotoana de @io 13 coups io le izy e de ho hita eo na zay le 13 coups na tsia
35. Vahinala ( 15/01/2006 19:11)
diamondra27 > Andao ary e ! :-D:-D:-D
36. Veloo ( 15/01/2006 22:27)
37. mbositra ( 02/02/2006 21:08)
@12 mifoha @1
38. Veloo ( 03/02/2006 16:56)
efa tara zany:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0765