Tantara tena nisy
1. Vahinala
(
31/01/2006 22:00)
Tafaresaka tam Papako za androany tam phone dia toa hoe nivonto hono ny tongony fa efa tany am dokotera d tsy maninona intsony. Sendra lasa saina tampoka za mieritreritra izay hoe "mivonto" izay dia nisy zavatra tsaroako nampmé be anay tao antrano nitranga tamza mbola kelikely, teo am 13taona teo angamba.
Misy paiso maniry be zay eo antokontaninay sady tena tsara bika mintsy no mamy be, fotoana fahavokarany ary tamzay dia i Papanay rery no tao antrano fa zay lasa nivoaka daholo, sabotsy ny andro tamin'io. Nahatsiro sorena be i Dada malala fa tsy hitany zay hanala andro satria tsisy namana izy rery tao, lasa nakany antokontany hoe hioty paiso hatao confiture sady nihinana teo ampitoerana ihany.
Nony tonga zahay ny atoandro, gaga be daholo sady nalemy ny fimehezana fa nibontsina be ireto molony anakiroa, zara raha nahavita nisokatra ary miteny aza izy sahirana no sady tsy hay ze lazainy !:-D:-D:-D:-D:-D:-D. Mbola mime foana za mieritreritra azy io hatramzao fa tena impossible be le paoziny tamzay.
Inona ary no nahatonga anizay raha hainareo !
Mbola mime foana za mieritreritra azy io hatramzao fa tena impossible be le paoziny tamzay.

novalian'i Veloo ny 10/02/2006 20:56
2. Vahinala
(
31/01/2006 22:02)
Odry lasa niverina indroa le hoe" mbola mimé....." fa natao copier/coller d adino ny namafa azy !:wink:
7. Fiffi
(
01/02/2006 04:26)
jenni: an3 , tsy lanin'ny fanday io an fa wadrayyy akia Vahinala , saika nitovy t@ zavatra nanjoa ahu mihintsy io. Ny ahy dia izao: nandeha nangala-paiso izahay t@ fanaovana "excursion" faran'ny fianarana iny , dia nisaoty rindrina , dia nihinana , de nihinana tokoa. kanjo afaky ny 10 minitra angamba dia iny tsapako fa mi-gener be ahy ny molotro , de va maika tsy tantiko dia ire mpirai-kilasa no nieny hoe "fa maninona ndry no mivonto tahak'izao ny molotrindry" ? naharitra ela hiany vao hafa-vonto ny molotro , nony tonga tany an-trano dia nijery dokotera dia " allergie " hono no mahazo ahy.
8. Fiffi
(
01/02/2006 04:31)
de @ izao fotoana izao dia tsy afaka mihinana paiso intsony aho , na mikasika fotsiny aza dia tonga dia mangidihidy be ny molotro fa tsy ny paiso hiany fa izay voankazo misy volony ireny kiwi , abricot ohatra ,na dia sasana , halan-koditra aza ny paiso dia tsy lasa e! dia ireny anaty boite ireny sisa no mba hazoko ho hanina @ izao fotoana izao nefa efa ela be izany an!:(:(
9. dadavy
(
01/02/2006 07:51)
nanafin-javatra dadanareo t@io. tsy d hoe blem-na fiotazana paiso fa izy irery no tao ka de nanala azy e!!!:roll:
10. Vahinala
(
01/02/2006 08:17)
Fiffi > Zany ve ! Neny jenni io no marina ka, hitanareo tsy novoasany ilay izy fa tonga d narapana tamzao nefa iny misy fanday foana ny paiso d ilay volona fanday kely ireny mijanona am hodin'ilay paiso dia niteraka allergie, tena tsy teo aminareo ny toerana fa tena nampmé ange ry reto ny nijery azy e, izy koa aza te hime fa tsy afaka azony ten anivongavonga be ty molotra ! Noentina tany am dokotera d nomeny fanafody allergie d nihena tsikelikely avy eo le izy.
11. ari.malala
(
01/02/2006 10:03)
:-D:-D:-D:-D:-Dts mime loza ny nahazo an'i dadanareo ky za fa le fitantarandry azy no mampime b ana!:-D:-D:-D:-D:-D
14. Vahinala
(
01/02/2006 11:39)
Ie tena tsy nahazaka izy ary fay mintsy fa amzao raha vao mihinana anireny d mamofy foana aloha, aza misy ny toy izany fa za aza hoa hatramzao mbola tapatsinay foana isaky ny mahatsiaro an'izay, misy fotoana aza vao mahita azy za d mimé taloha d hozy hoe zavatra efa ela be zany ve d mbola mampmé anao foana !:-D:-D:-D:-D:-D
15. hajasoa
(
01/02/2006 15:04)
Maha te hidera ny fahaizanao manitona ny olona miezaka ny mamantatra ny ankamantatra atolotrao ho vahan'ny mpamaky.Ny manana fisehoanjavatra mitovitovy tamin'io fisehoan-javatra io! Samy mirediredy daholo ny rehetra mitantara ny zavatra niainany, tsy vitsy aza ireo izay mamorona mba hamelomana ny dinika!tsara fa tohizo hoy ny mpampianatra fahiny.Raha ny mahazatra mantsy dia hita fiafarany sahady raha tantara mikasika ny paiso nefa ny anao ankamantatra.Koa milaza aho hoe zany vahinala fa mandrohy ny mpitia dinika .
Gafiste kely e!
Gafiste kely e!
17. Vahinala
(
01/02/2006 21:21)
hajjasoa > Messi gafiste kely a, nena tiako ny mizara ze mba hitako fa mampifalifaly ny eritreritro e !:-*:-*:-*
veloo, rehefa la tezitra be reny aza aky za d ilay endriny tamin'io andro io no ataoko antsaina d mimé hozay za ko :-D:-D:-D
veloo, rehefa la tezitra be reny aza aky za d ilay endriny tamin'io andro io no ataoko antsaina d mimé hozay za ko :-D:-D:-D
18. maelys
(
02/02/2006 08:45)
Nenà ndray ty zavatra nanjo an'i Dadanay mbola mampihomehy anà foana.
Indray maraina izy avy nandro iny de nankao an-dakozia hisakafo. Tsy haiko fa nalama angamba le kapa de nisolifatra izy. gaga be zahay avy eo fa tezitra be izy : kay nasolifatry ny tain-tsaka !!! sady voatery niverina nandro !!!

19. Vahinala
(
02/02/2006 08:50)
maelys > Kay narary kosa angamba aky e !:-D:-D:-D
I dadanay zany anie ka tena ra fimehezana mintsy e, taloha aza izy rehefa tsy miasa fa ao antrano dia ireny juste corps ireny no hanaovany !
I dadanay zany anie ka tena ra fimehezana mintsy e, taloha aza izy rehefa tsy miasa fa ao antrano dia ireny juste corps ireny no hanaovany !
20. sasa
(
02/02/2006 09:11)
:-D:-Dmamzelkely tena mitombona akia io allergik io, ary mety ho izany mintsy no nampivonto ny molotry ny dadany :-D:-D