Tantara tena nisy
21. maelys
(
02/02/2006 09:47)
vahinala > ka zay no mampme am le iz ko! izy narary sady mbola nisy an le taintsaka !:-D:-D:-D
26. maelys
(
03/02/2006 06:16)
veloo > tsy le oul marary ne no mampme fa le circonstance kosa e !
tsy faly am le maharary kosa zay fa oh le am video gag ihany io ko !! :(
tsy faly am le maharary kosa zay fa oh le am video gag ihany io ko !! :(
28. Vahinala
(
03/02/2006 16:29)
Tsy teo marina mantsy enao ka hitako ery i Veloo zany ra tsy himé nahita an'izany, eritrereto hoe izy voa aza tapatsinay mijery fitaratra nefa sady tsy afaka mimé be koa fa marary le izy no sady manelingelina !:-D:-D
33. mamzelkely
(
06/02/2006 14:35)
za klou ts hime fa efa nahavoa ana zany ee fa ny ana ts volo-peso :?
34. sasa
(
07/02/2006 03:37)
mamzelkely fa le crevette ve? hummmmmmmmm k'efa hoe asio voasary makirana kely wa d tsy maninona kou :lol::lol::lol:
37. sonwin
(
07/02/2006 18:52)
nabontsibontsiny ny crevette ny molotry zelkely tsy afa nisokatra na ny ambany na ny ambony , nivonto koa ny molotra iray hafa tary tarý :°)
39. sasa
(
08/02/2006 03:56)
sonwin elah lty tena miteniteny foana mintsy :twisted::twisted::twisted:
Mamzelkely ye kopy za kan:-*:-*:-*
Mamzelkely ye kopy za kan:-*:-*:-*
