Fitiavana sy vola

1. Vahinala ( 12/03/2007 16:15)
Ary hono hoa e, mampisy fiatraikany amin'ny fiarahana ve ny hoe maha mpanana sy tsy maha mpanana ? Ny tiako lazaina hoe tsy ny fitiavana ve no zava-dehibe toy izay ny resaka ara materialy sy ny fitiavambola, ny vola anie fitady e !
novalian'i reporteur ny 05/04/2007 21:12
2. fasaly ( 12/03/2007 16:34)
izay no tokony ho izy ry vahinala fa amzao fotoana izao toa efa lasa miova ho vola no maha oul sy maha rangahy de asa re!:-P:roll::-w
3. vale ( 12/03/2007 16:38)
ny vola fitady, marina mintsy aloha zay e..; samy afaka mitady zao dol kosa fa tsy hoe le lhl rery na le vhv rery tsinona, mitovy fijery aminao za @ iny,...fa nefa koa raha samy eo izy 2 (vola+ fitiavana) de tena vao may tsara:P:wink:
4. salmo1 ( 12/03/2007 16:44)
amzao fotoana izao toa efa lasa miova ho vola no maha oul sy maha rangahy de asa re


Ny vhv ihany no tena panao anio :D:-p

Ohatra izao: misy joba mahantra anakiray manana bandy anakiroa: ny anakiray bogosy nefa tsy manana sôsy, ary ny anakiray ratsy nefa be sôsy.
Iza amin'izy roa lahy no heverinao fa tiany lay joba mahantra :?:
5. vale ( 12/03/2007 16:46)
salmo: mety fona io na misy vola na tsisy kah:wink:
6. fasaly ( 12/03/2007 16:54)
mino anzany ve njy ry vale! indrindra any madà! betsaka ny sipa manjakely nefa mahantra fa aleondry zalah maka analy otrzay de otrzany kou ny sipa:-P
7. vale ( 12/03/2007 17:01)
fasaly: :roll:tsy azoko loatra! hihihi..hay vareh, hihi!.. ka toa tsy resaka tarehy anie ny tenenin'i vahinala eto fa vola koh!:P:wink:
8. nikopol ( 12/03/2007 17:02)
Aleo ihany be vola dia rehefa veo mividy fitiavana :-D
9. xxx ( 12/03/2007 17:08)
Vahinala:

Ary hono hoa e, mampisy fiatraikany amin'ny fiarahana ve ny hoe maha mpanana sy tsy maha mpanana ? Ny tiako lazaina hoe tsy ny fitiavana ve no zava-dehibe toy izay ny resaka ara materialy sy ny fitiavambola, ny vola anie fitady e !

Tsy ny mahampanana na tsia no mampisy fiatraikany fa ny fisian'ny vola na tsia ao an-tokatrano. Rehefa mbola mpisipa velomin'i papa sy maman dia tsisy probleme ; tsy mbola mahajery an'izany ny fitiavana satria mbola tsy mitady ny sira atao amin'ny laoka na savony hanasana slipo. Rehefa mitokantrano kosa dia miteraka krizy kely ny tsy fisian'ny vola. Raha ravimbomanga tsisy sira foana ve ohatra ny laoka satria tsy manam-bola tsy ho lagy ihany :lol:

Tsy natokana ho an'ny lhl irery intsony ny fitadiavana nefa, ary tsy natao ho an'ny vehivavy irery ny fandrahoana kaly, dia anjaran'ny mpivady ny mandrindra azy ao. Na olana aza dia mba atao olana kely mampifankatia fa tsy olana be hifampitorahana amin'ny sotrobe na hifampiantsoana hoe tavan-tsoavaly :-P:-D:-D:-D
10. xxx ( 12/03/2007 17:09)
Oops, lasa xxx njay ... :-D:-D:-D
11. vale ( 12/03/2007 17:10)
de zao koa :°), amiko ny toetran'oul no tokony jerena fa tsy resa-bola bola zany:wink: fa ny tsara sy manja be de be(na lahy na ny vavy io an!), fa raha hifidy ihany ve? tsy aleo maka ny manja sady tsara toetra, na de tsy manam-bola azany, raha manana vo may tsara :lol:hihihihihihih
12. nabason ( 12/03/2007 17:13)
ny fihainana @ izao dia hoe aleo very tsy kalakala piavanana toy izay very tsy kalakala mbola izay ny fiainana @ izao satria raha tsy manambola ianao tsy misy pijery izany è
13. vale ( 12/03/2007 17:14)
xxx: hihihihihihih..de hita fona ange ny solution rhf samy mitady any an-tokantrano koh! fa lay hoe ny hitavana an'ilay raika fotsiny ,iny tena tsy lasa (amiko alou an;-)):oops:
14. xxx ( 12/03/2007 17:16)
Hihihi, ka ilay fanontaniana anie hoe "mampisy fiatraikany amin'ny fiarahana ve ... ?" dia hoy aho hoe raha mbola mpisipa dia mety tsisy fiatraikany, fa raha efa mpivady dia mety miady kely ihany refa tena mafy ny ataky :-P:-D:-D:-D
15. salmo1 ( 12/03/2007 17:18)
xxx:
Rehefa mbola mpisipa velomin'i papa sy maman dia tsisy probleme

:-D:-D Marina tokoa izany
xxx:
Rehefa mitokantrano kosa dia miteraka krizy kely ny tsy fisian'ny vola


...ka eto mihintsy ry xxx no tena hisafidianany sipa ny bandy zay tena tiany eo am fiainany :-p le vola no zava-dehibe:-D
16. vale ( 12/03/2007 17:18)
:-D:-D ok! fa afaka mitady koh, na samy tsy misy manana aza izy 2 de afaka miaraka mikofoka mitady sa:roll:
17. vale ( 12/03/2007 17:19)
salmo: efa lozan'ny toetr'andro zany, ny sipa amzao efa mapidim-bola koh.:-P:-D:-D:-D:wink:
18. vale ( 12/03/2007 17:22)
nabason:

ny fihainana @ izao dia hoe aleo very tsy kalakala piavanana toy izay very tsy kalakala mbola izay ny fiainana @ izao satria raha tsy manambola ianao tsy misy pijery izany è
asa! fa raha aty ivelany aty io toa tsy mitombona loatra, fa asa nefa..mahita cas be de beee aho, na reny hita @ film reny fotsiny aza, ny vazaha tsy mba de mijery saranga izany fa rehefa mifankatia de zay, asa nefa...kou!


19. vale ( 12/03/2007 17:24)
:-D:-D:-D:-D:°)ary marina ihany ny teninareo lhl reo kay kah, satria misy ny olona de na ny akanjo aza de iny alou no jerevany 1° hoe in le katany sns, sns,.. nul! (ty hono nefa oul pamono vady be no oul vendran..be nefa be kata be de awona zany? ihihihi:oops:
20. xxx ( 12/03/2007 17:27)
salmo1:

...ka eto mihintsy ry xxx no tena hisafidianany sipa ny bandy zay tena tiany eo am fiainany :-p le vola no zava-dehibe:-D

tsy voatery ! ny ahy izao bandy TSY MAHAY MIADY no tiako vadiana na tsy dia be vola be aza satria za hinoako fa afaka mamelona ahy sy ny zanako amin'ny ara-bola =))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1995