Fitiavana sy vola
65. sakaizakely
(
13/03/2007 16:48)
te hanao aminy eo ko !
Dia mihevitra ve izy fa mbola ho tian'le sofera na taksi rehefa tsy eo intsony ny volaben'i baina ?
Sa matahotra ny hialan'ilay bandy kely dia izany no mampihoalahoala azy ?
Mety efa fantany ny valiny dia izay no mampiraraka azy ko :-o

67. kally
(
14/03/2007 11:10)
Dia hanorim-panambadiana amin'ny saoferana pikla eo ambony fahorian'i Bainina izany? Safidiny io,ka anjarany ny mandinika, ho tia tena foana sa mba hijery ny hafa koa?Asa!!! resaka manahirana izany fa izay tiany e! asaivo miomana fotsiny izy fa ny fiainana tsy maintsy manasazy izay milingilingy hoe mantsy azy.
68. xxx
(
14/03/2007 12:16)
Aleo angamba mba ho realiste daholo e!
@zao ny fiainana efa tsy izany tsony fa important koa ny vola, satria on ne vit pas d'amour et d'eau fraiche.
.>>tena misy ifandraisany mintsy ny vola sy ny fiarahana.

69. kanto10
(
14/03/2007 12:46)
ilaina ny vola eo amin'ny fiainana fa tsy noho izany no itiavako ny vadiko, samy afaka mitady vola daholo nge e, fa mety hoe ny sasany somary votsavotsa de zany ve no antony tsy itiavana? malahelo aho raha hoe olona saika nitia be ahy de lasa tsy tia ahy indray fa kay za nahantra sao de lasa enta-mavesatra ho azy indray, kay mafaitra e?:cry:
70. kally
(
14/03/2007 16:17)
Tsy mandà aho hoe ilaina ny vola, tena ilaina.Toa io koa mantsy no tena rangory fototry ny korontana matetika. Fa izany hoe atao inona olona manam-bola be nefa donto be tsy rahampitso dia ho banky rotika?
Tsy aleo ve tsy dia manana, matsilo saina afaka hihoitra sady be fitiavana? Mety ho lasa mpanana ihany atsy ho atsy?:wink:

71. soanja
(
15/03/2007 00:50)
Ny fahitako le izy aloha dia samy diso lalana aby izy roroa. Ny iray te hahazo tovovavy tanora sady mavitrika moa ny iray te hahazo volabe sy fiadanam-batana. Taty aoriana vao samy nahatsapa fa tsy io no tena fiainana fa ny vola azo avy amin'ny hatsembohan'ny tena no tena mahasambatra ary ny fitiavana tsapa eo ampanehoam-pitivana no tena FITIAVANA.
Zah mino koa fa na le sofera pikla mety mbola tsy hahafeno ny fahasambaran'ilay kala satria mbola lavitra ny ezaka. 24 ans zany amiko mbola 2 ranonorana amin'ny fiainana, mbola ho aiza ny midlife crisis e! Raiso moa ihany! Aza maika ny manambady tsotra izao. Fidio tsara izay hovady fa tsy hanenenana akory.

72. vale
(
15/03/2007 01:33)
hummm..ny kilemaina aza tsy ho atao hanenenana ry Soanja kou:P, afaka mahita vola dol ny tsi-1.1, fa miankina @ fitiavana ny isany fotsiny angaha?:^)
74. soanja
(
15/03/2007 02:28)
vale:
hummm..ny kilemaina aza tsy ho atao hanenenana ry Soanja kou:P, afaka mahita vola dol ny tsi-1.1, fa miankina @ fitiavana ny isany fotsiny angaha?:^)
Tsy azoko ny tian'i Vale resahina eto?
Na ny kilemaina ary anie dia afaka miasa sy mahazo vola ary afaka manao fanehoam-pitiavana tanteraka koa.
75. Vahinala
(
16/03/2007 14:32)
Samy manana ny heviny daholo isika rehetra, ny ahy aloha d zao; vao omaly izahay no nihaona fa tonga taty aminay izy, tsy dia niresaka betsaka fa ny vadiko koa teo ka za bediny raha vao miditra lalina amle afera, izay tena eritreritrao lazaina az ozy d zay fotsiny f aza mamporisika be sao ndray any aoriana, manenina amze fanapahankevitra raisiny eo izy d enao kono omeny tsiny hoe ndry no mamporisika ahy.
Izy ny fahitako azy d mitombona am resak'ilay namana ao ambony ao hoe samy tiana hanana ny vola ary tsy tiana afoy koa ny fitiavana, nefa rehefa mihaino izany raha amiko tonga d mazava be fa fitiavana no ambony. Ny fiainana koa mantsy fifanampiana ange e, anga moa tsy maintsy voatery ralelahy foana no hitady vao hanana fa miara mitady no fahombiazana, ity namako anefa somary kamo angamba satria toa mbola tsy d niasa maharitra zany fa zatra ny volabe ndrangahy vadiny teo foana ka malain-kisahirana anga no filaza azy.
Izao no teniko taminy omaly,asa aloha ra diso aho na mety izay nolaiazaiko eto isika rehetra hitsara azy.
za hoa tsy mahafantatra marina izay miseho ao anaty ny lohandry ao fa mieritrereta tsara satria tsy misy afatsy indry ihany no afaka manapakevitra fa tsy ny olonkafa no miaina ny fiainandry fa indry ihany. Rehefa tena sur fa tiandry io olona io dia hatreo ary mivonona miara mizaka ny fiainana miaraka aminy fa tsy nanafina tamindry ny situation ny akory izy fa fantandry tsara ny fivelomany. Ny tena fitiavana hoa indray mande miseho ihany am fiainana ka raha tenamahatoky marina indry fa io ilay izy dia aza avela andeha. Tsy ny fahantrana no tokony hamptahotra satria tsy hahantra ianareo fa tanora vao mihary, hoandry manokana raha misaraka am vadindry tsy hiala maina akory fa tsy maintsy misy fanampiana omeny andry ary miankina izay contrat de mariage nifanarahanareo ihany koa io. Ka mandehana aloha hoa am toerana iray, mandehana manao vacances quelque part irery tsy miaraka na amin'iza na amin'iza fa tena maka saina irery mihitsy indry, alaivo ambony alaivo ambany dia manapaha hevitra izay tena sur fa mety amindry satria tsy azo atao ny manenina amin'ny fiainana, izay décision noraisina tsy maintsy zakaina fa tsy avy eo vao hoe manenina aho izany.
Ilay bandy koa hono mantsy efa miteny aminy foana fa hoe tsy mety aminy intsony ilay situation fa rehefa tsy manapakevitra rasipa dia aleony miala fa marary ny fony.
Dia zay ka asa re ! Nanaiky ny torohevitro aloha ka tsy haiko ihany izay ho ataony fa mino aho fa mba misy noraisina izay nolazaiko azy izay.

76. Vahinala
(
16/03/2007 14:34)
xxx:
Olona efa 24 taona izany ve tsy hahalala ny ataony manambady lahy antitra izany ? Avelao izy hitsok'ovy eo fa olana tadiavina izany kou.
Maninona moa izy tsy manakarama olona hamono an'lay vadiny ? Amin'izay libra ny arabe sady miliba ny pension izy sy lay saofera e !
Na asaivo manakarama sipa hafa handrebireby an'i dadabe, ela ny ela ve tsy ho lefy izy, dia manao divorsa pour faute izy sy dadabe amin'izay :-D :-D :-D
Aza d manambany olona toy izany fa mba manan'olana koa ianao io eo amin'ny fiainana ary indray andro any mbola hangataka ny hevitry ny sasany.
Raha mety hahasoa anao ny mamono olona am fiainanao dia anao izany fa ny hafa aza tenenina anizany akory.
77. reporteur
(
05/04/2007 21:12)
ra amiko kos alo ry reto d somar moba ny teny oe somay miaraka iany ny (l) sy ny vola!
satria maro izany ny zavatra somary mila vola drindra @ zao fianana zao, nefa arakarak'ilay fiarahana ihany io ka.
Izao talo b zay d niaraka t@ sipa zay t@ zany tena kere b mits ah, tia le sipa nefa somary hita eny ihany oe ts mana-jala ny kofa t@ zany eh
AMIKO d somary miarak any ny vola sy ny (l)
ok daholo e!