Fitiavana sy vola

41. simplex ( 12/03/2007 20:25)
refa en resonance le izy d crac crac ny tolotra mou boum boum ny tinady e.

ozy izy hoe,
ny masonao no itiavako iny habakabaka iny,
ny tsikinao no itiavako fivelaram-bonikazo,
tia ny voro-mihira aho fa nandre anao nikalo,
asa izany fa izao no hany zavatra tsaroako:
O antony, fantaro!
;-)
42. karinah ( 12/03/2007 20:29)
;-)
43. Vahinala ( 12/03/2007 21:03)
Hehehe ny resaka contrat izany ndray kosa aloha d tsy hidirako lalina e, asa izay nifanarahandry zareo tany aloha. Fa le ranga tsy hoe tsy te hiteraka fa tena efa tsy afaka miteraka intsony mihitsy.
Ny fahatsapako azy d zao koa angamba e, hatram voalohany mihitsy izy no efa tsy dia nandinika tsara izay tena tadiaviny marina fa hainareo ihany moa ny tanora rehefa sodkany rendrarendra izay. Tsy dia nieritreritra firy izy ny mety ho vokany aty aoriana eny fa na dia izany resaka fiterahana izany fotsiny aza d zao ilay olana vao mitranga, izy anefa milaza tsy te hanangana izany.
Lafiny iray hafa koa dia tsara fantarina sy adiadiana tsara ihany tokoa angamba raha tena sincère marina ilay zala iray na tonga amin'ny tenin'ny namana iray io hoe sao koa dia ilay izy miaraka am bainn no mi intéresser azy na tsia ary hitako hoe izay ihany koa anisany antony tena mampisalasala be ihany an'ity namako ity.
Safidy tokoa aloha ny fiainana fa izany hoe mba tena mahalasa saina ny mieritreritra hoe toejavatra ohatr'izany dia tena mametraka olana be amin'ny fiainan'ny olombelona, za manokana aloha d tsy vitako ny toy izany na ny mieritreritra fotsiny aza hoe olona tsy tiako no vadiako, ataoko ahoana ny fomba iarahako matory aminy ? Tena tsy vitako.
Zao ry reto an, za mba mananatra izay mbola tsy ao anatiny e, sarotra be ny zavatra toy izao fa raha za mihitsy dia tsy resaka vola sy fananana izany no tokony hibahana fa hafa mihitsy izany fitiavana madio izany. Amin'ny voady masina aza manao hoe na mahantra isika na manakarena dia tiako foana ianao e.
Mampiteraka fahasorenana tokoa rehefa misy ny tsy fahampiana ao antokantrano nefa zavatra mitranga amin'ny olondrehetra izany ary lalànan'ny fiainana koa. Za zao toa tsy hitako izany intsony izay lazaina ity namako ity, tsy te hiteny betsaka sao sanatria mandatsa azy koa, ny vadiko zao efa miteny ahy foana hoe aza dia miditra lalina be fa miteny indray mandeha ianao dia anjarany ny mieritreritra.
Aza manao anzany hoe efa ho gli zany nareo fa reo vaza reo anie ka ela velona be e ! hihihihii:lol::lol::lol:
44. simplex ( 12/03/2007 21:12)
vahinala:
Zao ry reto an, za mba mananatra izay mbola tsy ao anatiny e, sarotra be ny zavatra toy izao fa raha za mihitsy dia tsy resaka vola sy fananana izany no tokony hibahana fa hafa mihitsy izany fitiavana madio izany. Amin'ny voady masina aza manao hoe na mahantra isika na manakarena dia tiako foana ianao e.

Aza matahotra enao ny @ iny e. Sarotsarotra ihany ny ahita an'i salmo miaraka @ rafotsibe 68 taona :wink:

vahinala:
Aza manao anzany hoe efa ho gli zany nareo fa reo vaza reo anie ka ela velona be e ! hihihihii :lol::lol::lol:
d efa asaivo mivonona hampiasa ny algorithme an'i niko teo izy :°) feu de l'amour ;-)



45. xxx ( 12/03/2007 21:13)
simplex:

refa en resonance le izy d crac crac ny tolotra mou boum boum ny tinady e.

ozy izy hoe,
ny masonao no itiavako iny habakabaka iny,
ny tsikinao no itiavako fivelaram-bonikazo,
tia ny voro-mihira aho fa nandre anao nikalo,
asa izany fa izao no hany zavatra tsaroako:
O antony, fantaro!
;-)

hiseho milay njay ny bitso raha mandalo eto fa nahazo mpianatra vaovao :-D:-D:-D

Vahinala, hay ve hafa be ilay resaka tina hatongavana e :-D:-D:-D
46. Vahinala ( 12/03/2007 21:22)
xxx > Hafa be ilay resaka tiana hatongavana, azavao fa tsy azoko.:-w:-w
47. vale ( 12/03/2007 23:21)
Vahinala> mmmhh..namaky lay tantara aho ka gina!..satria, ny resaka materialy ve izany no manan-danja kokoa @ ilay sipa, sa ny fitiavany an'ilay bandy, ? mba miasa ihany anie ilay faha2 izany e, ka tsy hoe ho maty noana izy na ..tsy fantatro e, fa raha io resaka materialy io no atao betsaka ao an-doha, de tsy hisy zava-banona e! (amiko aloha io an!;-)), tiany lay faha2, nefa ny confort koa tsy foy etsy an-daniny, mazava be anie zany ny tokony ho safidiany raha tena fitiavana"marina" ny hilainy(point!):°)hihih.
48. vale ( 12/03/2007 23:25)
comfort re ah,hihi..(tohiny kely koa,hihi...angaha tsy mba azony hatao koa ny manampy lay bandy @ resaka fivelomana? fa de hiandry toloram-potsiny ve?:wink:...izany lay zatra miandry mahazo fotsiny angamba, :^), oups, masika be ny fiteniko, nefa zay ny fahazoako anazy. tsy misérable akory lay faha2, na kilemaina ka hoe tsy afaka ny hivoatra ny fiainany ry zareo, mdrrrr...hihihi
49. soanja ( 13/03/2007 02:20)
Fianarana ny fiainana ka!
Raha tsy nandalo tamin'izany mantsy ilay vehivavy dia tsy nahalala mihitsy hoe sarobidy noho ny vola sy ny harena ny fahasambarana hafa.
Amiko matoa izy manantona manontany dia efa nahazo lesona izy ary efa matotra amzay tena hijery ny fiainana misy balance.
Toroy hevitra izy hoe inona no zavadehibe aminy. De izay mifandray amin'ny fony sy ny sainy no arahina.
Azo atao tsara raha tena vady mifanaja sy mifandray izy ireo dia miteny tsotra amin'ilay lahy antitra hoe "rehefa nandinika aho dia diso lalana ary tsy mahasambatra ahy ny manambady anao satria zah amin'izao dia manana olon-kafa mahalasa adala ahy sady tiako ary ahitako fahasambarana". De hita eo izay valiny. Satria na ilay lehilahy nanambady sipakely 24 ans zany koa anie toa hadalana tadiavina ihany koa e. Somary kely saina ihany le rangahy satria izy ve de tsy halala fa mavitrika ara-batana be zany taona 24 ans zany ka haharaka izany ve izy? Mila fandinihana mantsy ny fiainana ary mino aho fa ny firesahana mazava ny olana no solution hoe "tsy sambatra fa inona no azo atao?" Ny mpivady ihany no afaka miresaka an'io na maka marriage counselor ho mpanelanelana.
50. xxx ( 13/03/2007 07:52)
Vahinala:

xxx > Hafa be ilay resaka tiana hatongavana, azavao fa tsy azoko.:-w:-w

tamin'ny namaky voalohany dia toa resaka ankabobeny amin'ny couple no tiany resahina, fa rehefa avy eo hotrany tranga manokana ary endrika hafa mihitsy no hisehoan'ilay izy :-w
51. nikopol ( 13/03/2007 08:18)
miovaova koa nge le zavatra tadiavina isaky ny fotoana e ! indraindray sokola dia indraindray kalin! rehefa azo ny sokola dia mitady kalin indray!
ary raha ampidirina miasa manao "homme à tout faire" ao antrano ilay soferana pikla ?
52. jhouhlambout ( 13/03/2007 10:05)
53. vale ( 13/03/2007 10:11)
Soanja o! misy mihintsy ny vhv tsy te hiasa na..fa le faly mahazo reny ftsn, hakamoana angamba ve sa koa habadoana...?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:^)
54. vale ( 13/03/2007 10:12)
hihihi
55. sakaizakely ( 13/03/2007 10:16)
haka ihany ve tsy aleo maka zeune mbola matanjaka sy bogosy sady tsara fanahy no be saosy ?

miala any indray izao rakaroka sy ny fanaratsiana ny gasy aty andafy klé
56. vale ( 13/03/2007 10:18)
nikopol:

miovaova koa nge le zavatra tadiavina isaky ny fotoana e ! indraindray sokola dia indraindray kalin! rehefa azo ny sokola dia mitady kalin indray!
ary raha ampidirina miasa manao "homme à tout faire" ao antrano ilay soferana pikla ?
hihihihi, nikopol, de baina zany panomé calin satria efa antitra be le ray sokola,:-D, njenesto oh! ihihihi, tsy aleo ve mitady oul sady afaka manome sokola no manome calin, ao tsara!;-)
Soanja: ka izay tokony hitsotra @ le rangah izy fa tsy hilalao sentiment an'oul hoatran'izany! amiko tsy mety izany, na de hoe nanararaotra ny fahatanorany le rangahy aza, fa izy tsy mahafoy ny comfort-ny bain anie, izany e, (raha azoko tsara ny tantarain'i vahinala, sy ny lohateny eto);-)


57. vale ( 13/03/2007 10:20)
sakaizakely:

haka ihany ve tsy aleo maka zeune mbola matanjaka sy bogosy sady tsara fanahy no be saosy ?

miala any indray izao rakaroka sy ny fanaratsiana ny gasy aty andafy klé
io mahalaza an'azy! amen!^:^
sakaizakely:=D=D=D


58. xxx ( 13/03/2007 10:24)
Olona efa 24 taona izany ve tsy hahalala ny ataony manambady lahy antitra izany ? Avelao izy hitsok'ovy eo fa olana tadiavina izany kou.

Maninona moa izy tsy manakarama olona hamono an'lay vadiny ? Amin'izay libra ny arabe sady miliba ny pension izy sy lay saofera e !

Na asaivo manakarama sipa hafa handrebireby an'i dadabe, ela ny ela ve tsy ho lefy izy, dia manao divorsa pour faute izy sy dadabe amin'izay :-D :-D :-D
59. pissoa ( 13/03/2007 10:28)
aza mamono olona na mampamono olona zany kinanjony na de manao xxx aza fa tratra foana :-D:-D:-D
60. nambina ( 13/03/2007 11:05)
ratsy loha be i xxx izany, na dia antitra be aza ilay rangahy, olombelona ange izy e. Amiko manokana samy nanana intéret tao izy roa - dadabe faly nahazo vady tanora, i ramatoa nahazo vola sy harena.
Efa nahazo izay nilainy rmatoa dia te-hitsipaka fa nahita bandy tanora.....tsy mety kosa izany e!
Raha ohatra hoe tehisaraka i ramatoa kely satria tsy afapo intsony @ fiainana satria:
1 - te hananjanaka izy nefa rangahy tsy afaka ny hanome
2 - tsy miakatra intsony ny any rangahy dia tsy afapo ramatoa
nefa na dia izany aza, tokony neritreretany tsara mihintsy izany vao nitsofoka izy. Izay aloha no mba hevitro:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081