Fitiavana sy vola

21. vale ( 12/03/2007 17:28)
nikopol:

Aleo ihany be vola dia rehefa veo mividy fitiavana :-D
dain, vao may kou loza! hihih


22. vale ( 12/03/2007 17:29)
otran'i richard gere t@ pretty woman ve?:wink:hihihihihi:oops:
23. salmo1 ( 12/03/2007 17:50)
ka gaga aho tam ndray mande zay noteneniny lay joba oe: ny ahy vamm tena tiako deskapotabla

24. salmo1 ( 12/03/2007 17:52)
ozy ny ainga oe:
ny vola tsy mahavhv, vhv tsy mahaLhl
25. xxx ( 12/03/2007 17:56)
Tsy tena nividy izy tao @ io film io fa hitany fa izay vola homeny dia ilain'ilay vehivavy, nefa nony avy eo izy dia tombé amouré! tsy novidiany mihintsy anie ilay ramatoa e! Nomeny vola hividianany akanjo sy ny sisa fa tokony hiaingo rehefa handeha soirée miaraka aminy.
26. vale ( 12/03/2007 18:06)
ye k, fa le rtoa pivarotra! marina sa tsy marina? hihihi:wink:
27. vale ( 12/03/2007 18:08)
..ary tam 1° nisy resaka tolotra sy tinady kaloh..vao nefara t@ resaka fitiavana,ihihi:P:wink:
28. vale ( 12/03/2007 18:10)
xxx> tsy nividy ve zany lay rangahy hoy xxx? hihi:wink:
29. simplex ( 12/03/2007 18:40)

zao e, ra fitiavana sy vola no tiana ho resahina eo @ mpifankatia d fitiavam-bola no maha haingana azy. Varotra tsy raikitra anefa tsy atao maharatsy fihavanana ary izay no antony hisian'ny tolotra sy tinady. Ny vola fitady fa ny fomba fahazoana azy no samihafa. K miankina @ mpijery azy io fa maro ny mihevitra fa sady tsy vola no tsy fitiavana ny zava-dehibe eo @ mpifankatia.

sokola d ampy ;-)
30. xxx ( 12/03/2007 18:47)
vale:

xxx> tsy nividy ve zany lay rangahy hoy xxx? hihi:wink:



tsy nividy izy fa ianao no tsy nijery tsara?
31. Vahinala ( 12/03/2007 19:00)
tsy mampoiziko hahaliana ny maro ity resaka ity ka dia isaorako anareo rehetra alo an !
Zany hoe zao e, misy ankizy namako tena namako be natao mariazy izy 4taona lasa angamba izay. Vaza ny vadiny ary tena vaza antitra be, antitra anie zany e, eo am 68taona eo nefa kala vao 24taona fotsiny amzao fotoana. Retraîté io rangahy io d nanorimponenana taty Dago izy sy ilay namako, amintsika malagasy moa misy lanjana betsaka kokoa ny euro ka tena miadana ry zareo, tsy misy izay tsy hanany. Ny fiandohan'ny tantara anefa dia ara materialy fotsiny no tena nanambadianle namako azy io, dia amin'izao fotoana izy raikipitia be amina bandy mitovitovy taona amin'ny aminy, mpikarama mitondra taxi ilay ranamana io. Eo zany ny olana no mitranga satria, tiany be ilay bandy vaovao ity ka te hisaraka amin'ilay vadiny mihitsy izy nefa sady matahotra koa amin'ilay resaka hoe sao d ho lasa mahantra be nefa avy nanana ny confort rehetra. Za moa, manontany hevitra amiko foana izy, fantany koa zao fa resahiko aminy ity resaka ity ka d ra mandalo eto dia ahita ny torohevitra izay omenareo rehetra azy.
Za sy ny vadiko efa miteny azy foana hoe mieritrereta tsara dia mahaiza misafidy fa ny vola koa anie tsy mahavita ny fahasambarana e, ela ny ela mitombo ny taona tena ilaina izany fitiavana izany ka aza sodoka amin'ny materialy fotsiny. Zao zao mantsy ry zareo d mbola tsy mananjanaka foana ary mety tsy hanana mihitsy satria rangahy tsy miteraka intsony izy anef te hanana mafy. Izy zany amzao tena ao anatin'ilay période misamboaravoara be mihitsy, tsy milamina mihitsy ny eritreriny. Manontany ana foana izy hoe inona no tokony ho atao.
Tamza teraka ny ranomasony no latsaka aloha, nankarary ny foko mihitsy ny nijery azy tamin'izay ka dia ankiniko amintsika rehetra eto izany ny fananarana azy e ! Okay messssi beuuuu
32. salmo1 ( 12/03/2007 19:04)
Vaza ny vadiny ary tena vaza antitra be, antitra anie zany e, eo am 68taona eo nefa kala vao 24taona fotsiny amzao fotoana

=))=))=))
33. salmo1 ( 12/03/2007 19:06)
sôde blagy kosa ary io :-D
34. simplex ( 12/03/2007 19:16)

Vahinala:

* ahoana ny ao anaty contrat de mariage? ny fizaram-panana no tiako lazaina :°)

* fa manin i baina no tsy afaka miteraka intsony? safidy ve sa hoe misy blem fisika?

=> fika tsotsotra: ra za izy tsy mikorapaka zany fa mety tsy haharitra 10 taona intsony baina d gli :roll:8)
35. nikopol ( 12/03/2007 19:29)
Asaivo mieritreritra tsara ihany izy fa le soferana pikla koa mety izy vadin'i bainina no hitiavan'lery azy an !

fa na izany aza , asaivo vizaniny tsara baininy dia amizay maty aloha ! raha 68 ans zany eo amin'ny enimbolana eo ho eo zany raha in-dimy isana'andro

36. salmo1 ( 12/03/2007 19:29)
simplex: tsy de fomba less le midikiditra am fiainany olona ah, raha zay no tiany sy fantany hasoa azy... ¿inn no olany Vahinala?
37. salmo1 ( 12/03/2007 19:31)
nikopol :D:-D
38. karinah ( 12/03/2007 19:54)
nikopol:

Asaivo mieritreritra tsara ihany izy fa le soferana pikla koa mety izy vadin'i bainina no hitiavan'lery azy an !

fa na izany aza , asaivo vizaniny tsara baininy dia amizay maty aloha ! raha 68 ans zany eo amin'ny enimbolana eo ho eo zany raha in-dimy isana'andro


:-D:-D:-D:^)


39. karinah ( 12/03/2007 19:56)
xxx:

vale:

xxx> tsy nividy ve zany lay rangahy hoy xxx? hihi:wink:



tsy nividy izy fa ianao no tsy nijery tsara?
nisy resa-bola aza tà iny koa, naman'ny mividy zany xxx a!:wink:


40. karinah ( 12/03/2007 20:01)
simplex:


zao e, ra fitiavana sy vola no tiana ho resahina eo @ mpifankatia d fitiavam-bola no maha haingana azy. Varotra tsy raikitra anefa tsy atao maharatsy fihavanana ary izay no antony hisian'ny tolotra sy tinady. Ny vola fitady fa ny fomba fahazoana azy no samihafa. K miankina @ mpijery azy io fa maro ny mihevitra fa sady tsy vola no tsy fitiavana ny zava-dehibe eo @ mpifankatia.

sokola d ampy ;-)
crac ,crac de ampy?...:-D:-D:-D, tena tsy miverina @ resa-barotra ve zany ry simp? hihi.. raha crac,crac tsisy fitiavana de crac crac tolotra sy tinady zany,hihi:wink:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1424