Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Lolly ( 14/09/2005 20:10)
Fitarainana momban'ny abus de pouvoir'ny Op karajia.
Miharahaba antsika rehetra. Misy fanontaniana mba tiako apetraka amintsika. Inona marina no tena [i]droit[/i]'ny Op karajia ato @ namana? Tsy izany mantsy fa mba niresaka nivantana tamin'ny namana ... tohiny
isrine ( 14/09/2005 19:05)
TSy ahitana litera "a"...
IZa no afaka hanome fehezanteny betsaka indrindra, fa tsy ahitana "a " na iray ao anatiny. Na tenimparitra, fa kosa teny gasy mazava. Ohatra hoe: mihogo volo i solofo. ... tohiny
novalian'i Veloo ny 14/10/2005 19:32
isrine ( 14/09/2005 19:01)
Ny ahalalana fa te-hikoty...
Indray andro manko nisy nametraka resaka teto hoe: ny vehivavy hono mipozipozy rehefa te-hokotina. De hoy aho hoe: ahoana no ahalalana ny lehilahy rehefa te-hikoty?... tohiny
novalian'i gasitiako ny 23/11/2005 08:12
booboo ( 14/09/2005 15:27)
fête annuelle Mutuelle de Madagascar
Misy handeha ve dé mbô miara-mifana-be maso any tsika ? hihihihihihi.... tohiny
novalian'i booboo ny 16/09/2005 11:09
Oully ( 14/09/2005 15:18)
Sao mahasoa
http://ikalapiso.free.fr... tohiny
novalian'i lebota ny 04/11/2005 09:28
cristal ( 14/09/2005 11:43)
IREO MAINTY MOLALY TAO @ AMBOHIJATOVO AVARATRA KOLEJY
(l)Antsoina ireo mainty molaly tao Ambohijatovo avaratra kolejy t@ taom-pianarana 1997-1998-1999(Terminale t@zany)mba ho tonga hamonjy ny fety sy mba hifankahitantsika indray @ Asabotsy 08 octobre 200... tohiny
novalian'i estine ny 25/10/2005 08:51
booboo ( 14/09/2005 10:46)
Journée du patrimoine européen 2005
Hararaoty ny tontolo andron'ny 17 septembre ( Frantsa ) izao hitsidihana ny raha misy any @ région misy anao. Anontanio eny @ office du tourisme na mairie fa tokony hisy réduction ny fitaterana ... tohiny
novalian'i chipie1 ny 14/09/2005 14:40
miangoty ( 14/09/2005 07:46)
olo tiana matotra hanadinoako ny lasa
maniry aho hahita namana matotra ho andrin'ny fiainako rahatrizay, mitsingerina amin'ny sabotsy izao manko ilay andro malazan'ny lasa toa sarotra hadinoina nefa tsy maintsy hadinoina, aminareo ve ... tohiny
xxx ( 13/09/2005 17:04)
firaisankina aty an dafy
ny zavatra mampalahelo amintsika mpiray tanindrazana die tsy masy ny firaisankina aty ivelana toa mifakataotra izany ny fijeriko azy nefa dia mahafinaritra izany hoe misy mpiray tanindrazana amin ny t... tohiny
novalian'i xxx ny 30/11/2005 15:49
zefalah ( 13/09/2005 15:56)
gasy vaza sa japonais?
manaona daholo ianareo ry ambany lanitra. refa nanao chat,za de tratran'lay olona tsy mahay miteny gasy,ary matetika izy io. lay fantanina. moa ve misy gasy tsy hiezaka mba hianatra teny gasy mihin... tohiny
hery ( 13/09/2005 13:37)
Consulat Gasy ao Marseille
Misy korontana angaha ao amin'ny Consulat Général de Madagascar à Marseille ao? Lonilonin'ny very seza sa adiadin-n'ny mpirahalahy sa dia fanakorotanam-panjakana mihitsy? Naharay hafatra ny teto am... tohiny
novalian'i bozimanga ny 29/09/2005 13:36
hery ( 13/09/2005 12:29)
Hanangona ohabolana
Ndao indray hanangona ohabolana. :-) Ao amin'ny takelaka ohabolana.serasera.org indray no hanangonan'ny serasera.org ohabolana be dia be. Ahafaha mitady ohabolana sy ny sisa. Jereo ny takelaka ohabol... tohiny
novalian'i jentilisa ny 15/09/2005 08:31
saho ( 13/09/2005 12:17)
Mitady malagasy miperaka akaiky Milan Mpsa Aeroport Italie
mitady malagasy izahay avy aty Allemagne mba hihaona ao @ Aeroport Malpensa ao Milan @ Samedi 29 Octobre Raha vonona ianao na ianareo hihaona aminay fa izahay misy escale 4heure eo ho eo dia aza mi... tohiny
Nickovy ( 13/09/2005 12:02)
test de virginite ho an'ny tovolahy
Dia tena henjana fa nandray fanapahan-kevitra ny Mpanjakan'ny Zulu Land aty Afrika Atsimo (Kwazulu Natal)fa manomboka izao dia hasiana test de virginite ho an'ny tovolahy ao amin'ny fanjakany. Ny test... tohiny
zakony ( 13/09/2005 10:38)
comment ca va?
sao dia mba misy mahay iza no mpihira ilay hira fahiny comment ca va? comme ci comme ci comme ca? .... mba ilaiko ny tonony sy ny mpihira azy e raha mety misaotra indrindra... tohiny
novalian'i sechat ny 16/09/2005 09:21
niainaharison ( 13/09/2005 08:47)
an-dafy...
normaly rehefa hoé voalohany antanin'olona enao tsy maintsy misedra olana kely, na de ny hoé fiovan-tany sy ny tontolo iainana fotsiny aza... matetika anefa ny taona voalohany ihany no tena mafy...... tohiny
vigie ( 13/09/2005 08:14)
Mpamoron-kira : Paul RAMILISON
Salama isika rehetra. Mitady izay ahazoana mifandray amin'Atoa Paul RAMILISON aho. Mpamoron-kira Chorale izy io. Anisan'ny hirany ohatra : 'Feno toky ny Fanahy', FFPM 428 ... Misy aminareo ve... tohiny
novalian'i vigie ny 16/09/2005 11:16
sechat ( 13/09/2005 07:23)
Andao mba hanonofy kely
Raha mba ianareo no mahazo 115 millions d'euros ohatran'ilay ramatoa nahazo euro millions teo dia inona no hataonareo? Hividy inona? Hanome vola an'iza? Ho lasa adala?...... tohiny
nanourand ( 13/09/2005 01:27)
Nouvel an
Deux informaticiens discutent vers le 2 janvier : - Qu'est ce que tu as pris comme résolution cette année ? - 1024 x 768, et toi ? ... tohiny
novalian'i nanourand ny 14/09/2005 01:06
nanourand ( 13/09/2005 00:49)
Dikanteny maromaro fampiasa andavan'andro
Dikanteny maromaro fampiasa andavan'andro : (indraindrindra hoan'i informatisiana) " On t'a refait la tronche avec PhotoShop, ou quoi? " = " Quelle tête tu te payes, aujourd'hui! " " A mon avis... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 17:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.4961