Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
menakely
(
20/09/2005 14:53)
MISY RAHA LA TERRE!
Misy raha la terre eto Paris,
Tantarako raha anareo,misy Gasy sasany eto Paris tsy tehalala Gasy mihitsy,nisy Gasy 2 hitako tao @ Metro nifampiresaka t@ teny Gasy taitra kely zaho @ny maha Gasy de ni...
suite
répondu par pitchou le 23/10/2005 15:08
jentilisa
(
20/09/2005 11:04)
Ho antsika eto Dago: anio TVM @ 9 ora alina
Fandaharana efa nandeha tao amin'ny TVplus, TV Ravinala, nangatahin'ny olona averina ka nandalo indray ao @ TVplus, Handeha rahariva ny lohahevitra manao hoe Fanjakana ray aman-dreny. Nahaliana ahy io...
suite
tovoliantsoa
(
20/09/2005 07:17)
ny fitiavako
Maniry ary manantena ny mba hifanadray @ tovo vavy ny tenako nefa tsy mety mahita ny tiako ka inona ary no tokony ataoko...
suite
répondu par Herimiafina le 28/09/2005 18:43
antso2005
(
20/09/2005 03:49)
Gasy tapany havaratra atsinanana USA
Manaona daholo ny Gasy rehetra.
Mitady Gasy aty USA hifaneraserana. Manjary manirery aty tany lavitra aty.
Mba manorata e!!! antso2005@yahoo.com.
Misaotra anareo....
suite
répondu par Veloo le 21/12/2005 19:52
LazaRandri
(
20/09/2005 02:41)
Politika mametaveta Kristianisma
Mifanaraka ve ny politika (fitondrana) sy ny finoana Kristianina? Ahoana ny mety hampifanaraka azy?
"Hanompo" firenena sa hanompo an'Andriamanitra?
Hitady sy omem-boninahitra sa hanome voninahitra...
suite
répondu par bozimanga le 20/10/2005 12:07
rpk
(
19/09/2005 12:44)
fahavoazan'ny maso
Mba mila torohevitra ho an'izay mahalala momba ny "transplantation de la cornée" @ maso. Mety ohatrinona ny manao fandidiana maso mitovy @ io raha ny ao France ohatra na ny ao Italie raha vahiny mand...
suite
répondu par rpk le 20/09/2005 09:42
jentilisa
(
19/09/2005 10:35)
Pazzapa: Nihintsana i Stan nefa izy aza no tsara hira
Lasa indray ny adi-hevitra mafotaka amin'ny radio. Gaga ny rehetra fa i Stan tsara hira indrindra indray no nihintsana. Nibribary izay tian'ny mpikarakara ampakarina...folo miniotra talohan'ny faran'n...
suite
répondu par estine le 05/10/2005 07:20
mamzelkely
(
19/09/2005 08:34)
Ambondrona
aôna io am 07 octobre ao am palais des sports io e..:°)...
suite
répondu par fasaly le 13/10/2005 13:58
vale
(
19/09/2005 08:30)
Voatavo!
Nisy lehlahy iray hono niala sasatra teo ambany rotra (hazo misy voany madinika!) dia misy voatavo maniry koa teo akaiky teo! D lasa hono ny eritreriny hoe A/tra manaonao foana fa hazobe itony d vona-...
suite
répondu par Veloo le 19/10/2005 20:30
LazaRandri
(
19/09/2005 00:08)
Office omem-potsiny sy solona Matlab
Lafo loatra ny akora "Microsoft" sady midongy lava :)
Ito misy mahasolo ny "Microsoft office" tanteraka (word, excel, power point, access). Tsy aloa vola sady mbola manana tombony toy ny mamadika ho ...
suite
répondu par jentilisa le 19/09/2005 14:09
tsangana
(
18/09/2005 19:11)
ny harenan'nyM/scar ho an'ny vahoaka?
Mahagaga fa i M/scar dia manana harena ambanin'ny tany; manana tany lonaka sy mamokatra ary midadasika,harena an-dranomasina, manam-pahaizana........kanefa dia mahantra ny vahoaka!!!...
suite
répondu par tsangana le 11/11/2005 08:15
hery
(
18/09/2005 12:58)
Miala any zany ny Madagascar2
Dia nilaza ny DreamWorks fa hivoaka ny Madagascar 2. Efa nanahy ihany ny tenanay hoe lasa Seychelles na Kenya sns... satria mbola tsy tena tapitra ilay film. Kay mba natao hoe Madagascar 2.
Amin'izao...
suite
répondu par cutie le 21/09/2005 23:21
mamissou
(
17/09/2005 19:06)
ahoana ny hevitrao momba ny fahamasinan'ny fanambadiana ?
Mirongatra be ity asa fanakorontanana tokantranon'olona ity. Tsy lahy tsy vavy fa toa samy manao ary tsy mifidy sokajin'olona mihitsy fa h@ mafy ady ka h@ talen'ny orinasa, na mpivavaka na tsia eny fa...
suite
répondu par Herimiafina le 19/09/2005 14:48
mamissou
(
17/09/2005 18:37)
momba ny antoko mpihira fmz
Izaho dia anisan'ny mpikambana voalohany indrindra tao @ io chorale io. Ao amin'ny Fg FJKM Ziona Vaovao Mahajanga no misy azy. Mpitandrina tao ny raiko ny taona 1968 -1978.Fantatrao ve ? Efa nisy chor...
suite
répondu par HeryLo le 24/09/2005 08:50
vale
(
17/09/2005 18:01)
"magnésium"
Fomba iray ialàna @ fividianana ny rano misy "magnésium".Lomana rano ao anaty vera na izay tiana ny akondro iray mandritra ny alina dia rehefa maraina sotroina ilay rano, "riche "@ magnésium hono i...
suite
répondu par pitchou le 26/09/2005 23:27
hery
(
17/09/2005 12:26)
Manana site internet ve ianao?
Raha manana takelaka internet ianao dia azonao ampidirina eto amin'ny serasera izany. Tsy ho ela dia hiparitaka ny takelakao ary ho be mpamangy. Jereo ao amin'ny [url]http://serasera.org/takelaka[/url...
suite
répondu par rurik le 06/10/2005 08:27
vale
(
17/09/2005 10:41)
Eritreritra!!!
Nisy mpifankatia hono d nanontany an'ilay lehilahy hono ilay vehivavy hoe ina kay ny eritreretinao? D ozy le lelahy hoe 'zay eritreretinao d ozy le vevavy hoe énao ty ratsy saina an!!!...
suite
répondu par Veloo le 28/09/2005 17:13
LazaRandri
(
17/09/2005 03:37)
sigara
Rahoviana ny fitondrana vao sahy handrara ny fifohana sigara sy fihinanana paraky anatin'ny tranom-panjakana rehetra?
Aiza ho aiza ny minisiteran'ny fahasalamana sy ny tontolo iainana amin'io resaka ...
suite
répondu par Herimiafina le 21/10/2005 20:36
LazaRandri
(
17/09/2005 03:29)
mahantra ve i Madagasikara?
Raha toe-tsaina sy fiaraha-monina dia mahantra i Madagasikara. Tsy misy fifanampiana, tsy misy manaja ny fananana iombonana. Ny manam-pahefana manararaotra manangona am-paosy, ny vahoaka tsy miraharah...
suite
répondu par Herimiafina le 16/10/2005 13:36
LazaRandri
(
17/09/2005 03:13)
Ny finoana Kristianina sy fomban-drazana fanao ankehitrio
Inona avy "araka ny hevitrao" ireo toetra na fitenenana, na koa fomba amam-panaon'ny fiarahamonina Malagasy, [b]mifanohitra amin'ny toe-panahy Kristianina[/b]?
Atomboko amin'ny ohatra vitsivitsy:
...
suite
répondu par boubounezy le 18/10/2005 21:17
