fahavoazan'ny maso

1. rpk ( 19/09/2005 12:44)
Mba mila torohevitra ho an'izay mahalala momba ny "transplantation de la cornée" @ maso. Mety ohatrinona ny manao fandidiana maso mitovy @ io raha ny ao France ohatra na ny ao Italie raha vahiny mandalo?
novalian'i rpk ny 20/09/2005 09:42
2. Veloo ( 19/09/2005 19:47)
ayayayay tsy ho lafo be ve? za aloha tsy mahalala e fa fantatro fa lafo ... tsy mbola nande nanontany za an:wink:
3. adidy ( 19/09/2005 21:23)
Tsy zakan'ny tsena raha tsy manana prise en charge par la sécurité sociale na mutuelle ilay olona, ny antony déjà ny mahita an'ilay cornée ho transplanter-na dia efa olana(1)
(2) Eo ny vidin'ny fandidiana (acte chirurgical)
(3) Eo ny chambre isan'andro: eo @ 200 Euro isan'andro eo ny base raha réa dia mety hatr@ 500 Euro /j
4. rpk ( 20/09/2005 09:42)
fa angaha moa tsy misy "cornée" efa vita culture "in vitro" @ izao de azo ampiasaina @ mason'ny olona izay marary avy hatrany? sa tsy maintsy miandry mpanome (donneur) ihany koa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1465