Mba mila torohevitra ho an'izay mahalala momba ny "transplantation de la cornée" @ maso. Mety ohatrinona ny manao fandidiana maso mitovy @ io raha ny ao France ohatra na ny ao Italie raha vahiny mandalo?
Tsy zakan'ny tsena raha tsy manana prise en charge par la sécurité sociale na mutuelle ilay olona, ny antony déjà ny mahita an'ilay cornée ho transplanter-na dia efa olana(1)
(2) Eo ny vidin'ny fandidiana (acte chirurgical)
(3) Eo ny chambre isan'andro: eo @ 200 Euro isan'andro eo ny base raha réa dia mety hatr@ 500 Euro /j