Office omem-potsiny sy solona Matlab

1. LazaRandri ( 19/09/2005 00:08)
Lafo loatra ny akora "Microsoft" sady midongy lava :)
Ito misy mahasolo ny "Microsoft office" tanteraka (word, excel, power point, access). Tsy aloa vola sady mbola manana tombony toy ny mamadika ho PDF sns...
w w w . Openoffice . org www.openoffice.org


Lafo loatra ny Matlab. Raha mampiasa linux indray dia ito misy solona Matlab tsy aloa vola.
w w w . octave . org www.octave.org
Azo ampiasaina @ windows koa izy io fa mila mi-installer cygwin aloha
w w w . cygwin . com http://cygwin.com/
répondu par jentilisa le 19/09/2005 14:09
2. bokona ( 19/09/2005 06:14)
Tena tsara io fa mila manamafy linux kely fotsiny
3. lapino ( 19/09/2005 08:00)
Misy koa ny Scilab izay natao hisolo ny matlab, ka tsy mila mametraka cygwin raha hampiasa azy. Maimaimpoana koa io, jereo ato:
http://www.scilab.org/

Eto am-pandalovana ihany, misy lisitra-na rindrankajy ohatrohatra an'izay amin'ity rohy ity:
http://infogasy.dyndns.org/wiki/Wiki.jsp?page=Siansa
4. jentilisa ( 19/09/2005 14:09)
tena very amin'ny katesizy aho. Ny eto Madagasikara indray araka ny henoko dia tsy manenjika loatra ny olon-tsotra ny microsoft fa ny orinasa na dia madinika kosa tena lerany mihitsy raha vao tsy manara-dalàna. Aleony mampiasa ireny ihany ny olon-tsotra mba tsy hivadihan'ny olona hitady logiciel hafa...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.191