Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
25/09/2005 02:48)
raha ianareo teo @ toerako
Nisy bandy niaraka tamiko h@ za 16 ans . Tsy nisaraka izahay fa nisaratoerana kanjo nanambady lery ary niteraka 2 . Nifankahita izahay taty aoriana alohan`ny andehanako taty ampita ka tafaraka in1 dia...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/09/2005 10:18
Jemes
(
24/09/2005 18:26)
inona ary ?
Nisy vitsika sy omby hono,de natsoiny levitsika hono le omby woe amby anie elah e,de aona hoy ilay omby,amby anie elh bitsibitsiako e, de btsitsibitsiany le vitsika teo hono le omby ,ka nony vao tapit...
tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 17:24
jajaf401
(
24/09/2005 17:20)
HENA SY NY FITIAVANA AZY !!
Misy kabary nandalo ty, (tao Ambanja no niseho ny tantara),
Nisy olo raiky nitompo teny fatratra mahalany OMBY IRAY + VARY 5 Kp : De nipetraka zany ny fepetra hoe raha tsy laniny de soloina omby 2!
...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2005 21:57
hps
(
24/09/2005 15:24)
zava-misy
slt!dhl anisany nampisy fitaitaina tao anatiny fotoana naharitra teto Bira ilay fanafiana mitam-piadiana izay niafara t@ fahalavoan'ny karana bijoutier iray teto antoerana herinadro vitsy lasa izay;na...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 07/10/2005 16:42
jon
(
24/09/2005 15:01)
ny fianarana sy ny asa
azo atao ve ny miasa no sady mianatra!
mety ho tafa ve!...
tohiny
novalian'i jon ny 06/10/2005 15:13
jon
(
24/09/2005 14:31)
ny firaisana aranofo!
inona no mety ho vokadratsy aterakin'ny fanaovana
firaisana ara nofo raha toa ka atao isan'alina isan'alina tsy mba misy repos raha hoan'ny lehilahy manokana!...
tohiny
novalian'i lyodbanks ny 25/10/2016 09:33
xxx
(
24/09/2005 12:39)
ahona ny pate fanaovana mofo gasy
sao dia mba misy mahay ato hoe ahona ny fanaovana an'ilay pate fanaovana mofo gasy....
tohiny
novalian'i zouzou ny 25/10/2005 07:48
Herimiafina
(
24/09/2005 06:33)
Tsy voatery manaraka ny dian'ireo tany mandroso isika.
Misy karazany maro ny fandrosoana amin'ny ankapobeny fa tsy voatery ilay fandrosoana hita aty amin'ny tany mandroso zay no-forcer-na ho idealy.
Noterena ireo tany mahantra rehetra hanaraka ny polit...
tohiny
novalian'i maintsokely ny 07/10/2005 12:43
Herimiafina
(
24/09/2005 05:55)
Tsy miforona amin'izao izany ny fitiavana fa misy condition.
Rehefa nodinihina ny resaka rehetra nandalo teto momba ny fitiavana dia hita fa tsy mi-exista zany fitiavana pure izany fa tsy maintsy misy condition kely foana ao ambadika.
Izay le ataontsika hoe in...
tohiny
novalian'i miserana ny 05/10/2005 19:19
xxx
(
24/09/2005 04:45)
izao no manjo refa maika
21 taona , nianatra teny amy universite ,de nanao sipa , de tia be an\'le sipa! deizy kou tia be !
de avy eo nifankahita toetra!hita ihany kou ny toetra ratsy !
de niova za lasa tsy tia be tsony !
...
tohiny
novalian'i lilbon ny 30/09/2005 05:04
kafmalbar
(
23/09/2005 17:02)
maninona ny sipa gasy no tara @ vazaha
Mahagaga fa dia miharitra mihitsy ny sipa gasy manambady vazaha lahy,nefa anie ny vazaha tsy hifikitra ny sipa gasy izany na dia lasa vadiny aza,mampalahelo f'efa voa avy any ry ranabavy tsy maintsy i...
tohiny
novalian'i menakely ny 26/10/2005 19:05
jon
(
23/09/2005 13:31)
SIPA SY BANDY
ZA zany dia nanana sipa !
nifankatia izahay!tena tsy nifankafoy mihintsy!
avi teo de nisaraka!
niaraka t@ ny bandy hafa tao @ ny tanana izy !
fa izaho tsy mbola nitady sipa mihintsy !
afaka 6mois...
tohiny
novalian'i jajaf401 ny 26/09/2005 10:30
estine
(
23/09/2005 12:57)
fampiasana zaza tsy ampy taona.Ahoana ny @ io?
Vao tsy ela izay no nankalazaina ny andro iraisam-pirenena @ady atao @ fmpasana zaza tsy ampy taona ( fmpasn zaza tsy ampy taona carte rouge);ny mahagaga anefa dia ny fampiasana zaza @asa azona vola k...
tohiny
novalian'i andryfaly ny 10/10/2005 08:01
essera
(
23/09/2005 08:55)
Fisolokiana amin'ny internet
Mba mitandrema ihany isika, mitady asa sy ny sisa. Misy mpisoloky tena dadany be eto amin'ny tanana. Tamin'ny telo na efa-bolana lasa izay dia nisy Agence de recherche d'emploi ao Douala Cameroun ao n...
tohiny
novalian'i Naliy ny 26/09/2005 21:13
DotMG
(
23/09/2005 07:15)
Voulez-vous
Hainao ilay hiran' i All Saints (Sa Red hot chili peppers) hoe Lady Marmelade?
[u]Voulez-vous[/u] coucher avec moi, ce soir?
Misy hira amin' ny teny Malagasy ary hirain' ny Malagasy koa andrenesa...
tohiny
novalian'i Veloo ny 24/10/2005 13:43
xxx
(
23/09/2005 06:46)
Mandeha rà refa manao rapport
Miarahaba ny mpiserasera rehetra, miala tsiny fa mba hanao anonyme kely ny tenanay androany, fa aza anihaniana na zany aza fa tena resaka serieux ty an! :)
Refa manao rapport za d mandeha rà, inon...
tohiny
novalian'i Beinjy ny 30/11/2005 17:12
Herimiafina
(
22/09/2005 22:21)
Mitady ilay hiran'i Anja Andrianjafy iray izay.
Misy hiran'i Anja Andrianjafy iray izay ry zareo tena tiako be. Milamindamina izay izy ary mpandeha matetika amin'ny RNM tany Dago rehefa le après midi mampanembona iny.
Tsy tadidiko le titre an'i...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 24/09/2005 16:13
xxx
(
22/09/2005 20:15)
inona ny manosika ny olona miverina @ efa namitaka azy
tena tsy azoko mihintsy fa mba lazao ahy ny hevitareo. Misy tovovavy iray manana sipa, mbola sipa fotsiny an, dia mampirafy be ilay lehilahy, io no voalohampitiany, sady ny ray amandrenin'ndralehilahy...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2005 20:49
vale
(
22/09/2005 19:30)
Hatsikana
Tohizo izay mahay: "rafotsibe mita tatatra ka...!"...
tohiny
novalian'i jajaf401 ny 24/09/2005 04:06
Herimiafina
(
22/09/2005 17:32)
Ta-hihinana lasopy soucril za zany ry reto.
Tena mahatsiaro le lasopy soucril fihinako ao amin'ilay hotely etsy ankadifotsy zay hoa za ty ry zareo tato ho ato zay an.
Zany ahay mba manamaivana vavony, ankafizin'ny lela, mora tsakoina na de b...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 26/09/2005 20:23
