Ta-hihinana lasopy soucril za zany ry reto.

1. Herimiafina ( 22/09/2005 17:32)
Tena mahatsiaro le lasopy soucril fihinako ao amin'ilay hotely etsy ankadifotsy zay hoa za ty ry zareo tato ho ato zay an.

Zany ahay mba manamaivana vavony, ankafizin'ny lela, mora tsakoina na de banga aza, ary asiana kely ilay sakay voatoto iny izy tena favy mahintsiny, mampody aina, refa le avy dôzidôzy iny. 8)

Hono hoa, iza no manana resety afaka hanamboarana. de aiza no mety ahitana ilay soukrila aty andafy aty e?
répondu par Herimiafina le 26/09/2005 20:23
2. tafita ( 22/09/2005 19:28)
an-dafy aiza aloha ry miafinahery
fa samy manana ny fomba anaovany azy koa mantsy ny olona aty ivelany aty . Ohatra ny aty Indonesia de tsy azoazon-jareo raha tsy asiana henana'alika kely le saosy ka aiza nareo aloha e
3. Herimiafina ( 22/09/2005 19:58)
Za zao aty amerika avaratra aty, mivezivezy meksika San Diego,Canada, Alaska, dia mitontona kely eto amin'ny akama eto Kebeka.:-D:-D:-D:-D
4. Herimiafina ( 22/09/2005 23:09)
Za kambony mponina aty Canada e.:-D:-D:-D:-D
5. lilbon ( 23/09/2005 11:41)
heri>sady reny mampatanjaka akle hiihihi
tonga de midina any ambany vohitra kely any njy de tapaho ze soucril hitan la any hihihihi:*:*:*
6. adidy ( 23/09/2005 19:18)
Asa na i Herimiafina any Canada dia mangatsiatsiaka any fa ny sujet-ny dia mihodina eo @ vitamine foana, na ny akondro etc....Tena ilay sakafo gasy mihintsy zany no tsy ampy any e
7. Herimiafina ( 23/09/2005 19:37)
NY aty hena matsatso nijanona herin'andro tao amin'ny conzélatera, sy anana matsatso be. Feno anabolisant daholo ny akoho sy ny biby rehetra. Ny anana misy residus produit simika, sns.

Kay ôtran'ny te-hamely anamamy sy angivy tampoka teo kou za zany marina.

Ehhhh, tadidiko any ireny taloha, tezitezitra ery refa ataon'i neny anamamy ny laoka. zao anenenana marina.

Za zany te-hody fa mahantra fahasambarana be aty.:-D:-D
8. adidy ( 25/09/2005 05:22)
Ary nga tsy misy sinoa mivarotra any Canada? Ny sinoa mantsy tsy kely lalana? Zany hoe mety congelé ihany ilay izy fa mba psychologiquement hoe misakafo gasigasy e!
9. boubounezy ( 25/09/2005 18:28)
slt!
na enao micomande any @ carrefour na énao mijery any @ supermarché asiatique reny dé afaka micomande kou ra tsy misy ao
bye
Tena mahatsiaro le lasopy soucril fihinako ao amin'ilay hotely etsy ankadifotsy zay hoa za ty ry zareo tato ho ato zay an.

Zany ahay mba manamaivana vavony, ankafizin'ny lela, mora tsakoina na de banga aza, ary asiana kely ilay sakay voatoto iny izy tena favy mahintsiny, mampody aina, refa le avy dôzidôzy iny. 8)

Hono hoa, iza no manana resety afaka hanamboarana. de aiza no mety ahitana ilay soukrila aty andafy aty e?
[/quote]


10. Herimiafina ( 26/09/2005 20:23)
Mersi boubounezy. Antônany anie e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5877