HENA SY NY FITIAVANA AZY !!

1. jajaf401 ( 24/09/2005 17:20)
Misy kabary nandalo ty, (tao Ambanja no niseho ny tantara),
Nisy olo raiky nitompo teny fatratra mahalany OMBY IRAY + VARY 5 Kp : De nipetraka zany ny fepetra hoe raha tsy laniny de soloina omby 2!
De lasa ary ny fikarakarana rehetra, fa nony masaka izy jiaby dia nantoina ny olo jiaby; marihina aloha fa ilay omby tsy ngeza be fa ngeza kely;
De nanomboka nihinana ilay rangahy ( Gary no anarany), fa vary tsy nisy fangaro aloha nohaniny;
De efa lany ny vary zay vao nosotroiny ny ron'ilay kabaka! De zay vao nampiasa tanana roa amizay izy nihinana ilay hena. Fa teto no niseho ilay polemique, efa ampahefatry ny hena no sisa tavela tao anaty vilany de nirotsaka jiaby ny mpijery nihinana; ka tsy fantatra na tena lanin'i Gary io OMBY 1 io na tsia, fa niakatra tribunal io zavatra io amizao ao @ 1ère instance ao Ambanja!
Ka zay no fanontanian'ny maro we mety laniny marina ve sa tsia ??
novalian'i fijo ny 23/11/2005 21:57
2. scorpion ( 24/09/2005 18:58)
tenda-kanina ny mpijery dia tsy naharitra :-D, mety ho laniny io ka
3. jajaf401 ( 25/09/2005 18:11)
zany ve? :?:
4. menakely ( 28/09/2005 09:16)
salut jajaf401!
enao mihitsy no nahita sa nivoaka t@ gazety io resaka io (gazety inona) sa t@ télé de canal inona ?
5. jajaf401 ( 28/09/2005 09:38)
menakely:

salut jajaf401!
enao mihitsy no nahita sa nivoaka t@ gazety io resaka io (gazety inona) sa t@ télé de canal inona ?


tsy an-gazety io fa zaho mihintsy no nahita; zany hoa mba niatrika zany eh fa tsy nihinana! :-D
6. Herimiafina ( 04/10/2005 04:56)
Fenomena koa zany razokiny mahalany omby iray zany k'lé. De ombin'iza no nomena hohanin'ileiry tao hono, mba bandy be risika kou zany marina. :-D:-D:-D:-D

Le hoe nasiana vary kely no mampimehy ahy an.
7. pitchou ( 04/10/2005 08:52)
possible laniny io ka! satria tsy noferana hoe adiny firy no hihinanany azy!
8. Herimiafina ( 04/10/2005 22:44)
De le vary dimy kapoaka ve alou natao sabeda akory amin'anana sa tsotra?:-DFeno sahady ny kiboko marina
9. xxx ( 11/10/2005 13:38)
mpihinan'olona aza misy na any @ tany milaza fa mandroso aza. tsy aleo izy manao fanamby mahalany omby iray sy vary toy izy mihinankinam-poana?:-D:-D:-D
10. jajaf401 ( 15/10/2005 19:17)
tsy fifaninana aloha ilay izy fa tena pari fotsiny eh! ary tsy nijanona izy raha tsy lany ny hena. :-D
11. Herimiafina ( 16/10/2005 03:48)
haaaaah, mahery ny anao lahy fa tena marary amin'izany henabe izany an, tonga de diuretika isankarazany.:-D

Zah alou efa nanajana fa akoho iray sy vary iray kapoaka no mba nasiako e, tsy tafatory fa saika sempotsa fa feno lotsa le kibo, hehehehehe :-D:-D
12. jajaf401 ( 16/10/2005 08:19)
Ka araka ny feo mandeha toa double estomac zany ilay ranamana kou :-D:-D
13. Herimiafina ( 16/10/2005 13:58)
Kay letie, sao de mba mitovy amin'ireny omby reny, misy poche ny vavoniny klé? mi-rumie ve lery? hehehe:-D:-D
14. jajaf401 ( 16/10/2005 16:28)
tsy misy poche fa misy bifurcation
ary parallele jusq'à l'anus
de double jiaby izay relatif aminio
15. Herimiafina ( 16/10/2005 16:40)
Kay leanona, rehefa te-hikapa zany lery de indroa isan,andro fa tsy indray intsony satria te-hikapa le vody ray de avy eo njay le iray,
16. jajaf401 ( 16/10/2005 19:05)
=))
=))
=))
=))
=))
=))
=))
17. Herimiafina ( 16/10/2005 19:12)
Esy e ry mon ami jajaf401 marina, fahoriana be ny an-drazoky.

Raha sendra misy kankana zao de dozy roa amlé ody kakana vao ampy, de refa mikaly de noana aloha le vavony iray vao le iray, eeeeeh.

Fa otsan'ny tiko be njay raha zavatra hafa, fitaovana hafa no anakiroa ny anah, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
18. jajaf401 ( 18/10/2005 03:07)
Raha ohatra ka de même type et même forme de mbola tsara ve? sa tonga de anankiroa fa de forme opposée? :-D:-D
19. Herimiafina ( 18/10/2005 12:22)
hehehehe, azoko ny tinao hambara, mitaditady an'io forme io kou ngah i toi? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
20. jajaf401 ( 19/10/2005 10:01)
Hoatry ny tsy misy mihitsy kou. :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2259