Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rurik
(
22/09/2005 16:48)
fanotaniana momban'ny fanafody
Nihaino radio aho t@ alahady dia naheno ilay resaka fitsaboana toin'ny hoe tongolo sy lesoa rouge toa hoe fanafody kohaka raha tsy diso aho .Nisy tsy henoko avy eo ilay zavatra hampiasaina omena ny a...
tohiny
novalian'i vivi ny 10/10/2005 22:20
zefalah
(
22/09/2005 16:22)
r'zala sportif
ny antony mahatonga any madagascara tsy mandroso aminy resaka fanatanjahatena dia ,zao
erahamalala fa ny mpanao sport any tanana dia tsisy mpanampy.
de le fantanina hoe? inona no atony mahatonga ny ...
tohiny
novalian'i RADOUXE ny 20/10/2005 21:24
zefalah
(
22/09/2005 16:03)
mamo-lava
ho anareo fanaka malemy eto amin'ny serasera.org
tianareo ve raha ny vadinareo no mamo-lava?
de raha ENY de inona no antony?
de raha TSIA de inona no antony?
...
tohiny
novalian'i vale ny 03/12/2005 12:12
zefalah
(
22/09/2005 15:56)
resaka l'amour!
atraiza ny fetran'ny fitiavana?...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 18/10/2005 18:16
zefalah
(
22/09/2005 15:53)
resaka fanafody
manaona alo e?
saika mba antany hoa za e...lemomba an'lay fanafody gasy zany...ita mantsy tato ato fa somary bedabe iany le fanafody apesai-sika zanak;olombelona.
de le fantanina de ty.
moa ve sika...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 26/09/2005 09:21
ari.malala
(
22/09/2005 11:33)
tratra ambody omby...
nangalatra akoho ony zany i Lita d avy d novonoiny le izy, d teo ampamolosana anazy izy no nandondona ingahy RAmpanana tompon'ny akoho, d vao nisokatra ny varavarana d nisosososo ingahy niditra tany ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/10/2005 17:22
xxx
(
22/09/2005 09:10)
tia marina ve sa interet
Nisy namako nandeha nanao vakansy tany dago dia niaraka tamina bandy tany .Tsy ratsy ilay bandy hono ary tena en forme tsara , anisan`ny bandy revena sipa raha ny fijorony sy ny tarehiny fa izy tsy di...
tohiny
novalian'i cutie ny 25/09/2005 16:39
xxx
(
22/09/2005 05:49)
Ny mpiasa asaina manasa slip nefa ianao matanjaka be mety ve
Raha eo amin'ny toeranareo mety ve ry zareo ny mampan,asa slip ny mpanasa lambanao , satria izaho dia mahita ary tena kivy be aho satria izy mianakavy dia ilay mpiasa avokoa no manasa ny slipny tena h...
tohiny
novalian'i bozimanga ny 19/10/2005 13:19
xxx
(
22/09/2005 04:41)
santimaka
:?:rehefa tena tia olona iray ianao ! dia mahatsapa fa toro be ny fo !tsy dia mahalatsa-kanina firy, indrindra fa raha sendra misy zavatra tsy azo ihoarana ?kenda raha vao hisara-toerana .
ZANY VE LE...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 27/09/2005 14:35
rearea
(
21/09/2005 22:49)
moa ve raha efa voadio ianao dia afaka manao izay tiana atao
betsaka ireo mpivavaka no tena mampiseho @ mpiara monina hoe tena mino sy manaja an'Andriamanitra nefa ny toetrany andavan'andro @ olona akaiky azy tsy mifanaraka @izany. Misy mantsy ireo mihevitra fa...
tohiny
novalian'i cutie ny 04/10/2005 12:26
fijo
(
21/09/2005 22:35)
fanonganana avy aty ivelany.
gaga aho androany 21 sept,raha namaky ny gazety madagascar tribune,fa voalaza ao fa misy ambasady efatra lehibe mikasa ny hametraka ny tetezamita ao madagasikara.
ny fomba hentina anaovana izany dia,...
tohiny
novalian'i pitchou ny 25/09/2005 16:44
vale
(
21/09/2005 18:18)
"Fascination"
Manahoana daholo!Sao d mba misy afaka manome vaovao momba ny groupe "Fascination"! Misaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i belouh ny 26/09/2005 22:15
booboo
(
21/09/2005 15:55)
tsy anki-teny
chuuuuuuuuuut...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/10/2005 20:29
maintsokely
(
21/09/2005 15:14)
mitady fanampiana
Sao dia mba misy manana programa vita amin'ny MATLAB manao "optimisation global" non linéaire ianareo o! Nisy niteny tamiko hoe methode branch and bound na alpha-B-B. Ny olana dia tena tsy misy fanta...
tohiny
novalian'i maintsokely ny 07/10/2005 12:29
Rajohns
(
21/09/2005 14:33)
valiha
manaao ahoana daholo,
maromaro ihany izahay aty antanilavitra aty no maniry hianatra valiha sy kabosy koa sao dia misy mahalala site na boky ahafahana mianatra azireo ?
dia misaotra mialoha e!
mand...
tohiny
novalian'i bozimanga ny 29/09/2005 13:30
mamzelkely
(
21/09/2005 12:13)
mainty sy fotsy...
tao anatina tanàna afrikanina iray zany a mainty dôly ny olona ao afatsy rangahy iray de i Mopera Robert.
indray andro ary nisy ranga tonga tao aminy:
- zao mopera a, ts faly mits za fa teraka ny...
tohiny
novalian'i Veloo ny 17/10/2005 16:49
Herimiafina
(
21/09/2005 07:16)
Misy hifandraisany hono ny fivavahana sy ny fahantrana.
Hoy ireo mpandinika sy mpikaroka amin'ny resaka ara-toekarena sy fampandrosoana aty amin'ny tany mandroso hoe: ''Ny fivavahana no mampahantra ny tany mahantra''.
Ny fivavahana hono dia toetsaina ir...
tohiny
novalian'i Tanana ny 17/11/2005 04:42
bimanoa
(
21/09/2005 04:33)
filazana manjo
Amin'alahelo lehibe no ilazana amintsika fa ny namantsika iray eto amin' ny serasera " Niko " na " Marco " dia namoy ny rainy omaly talata 20 septembre 2005 maraina. Arak' izany dia miombona alahelo a...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 05/10/2005 15:52
Herimiafina
(
21/09/2005 02:01)
Feminisma: aiza ny vehivavy eo amin'ny asa fampandrosoana?
''Rehefa nojerevana ny atidohan'ny vehivavy iray miala sasatra dia mitovy amin'ny atidohan'ny lehilahy iray eo ampiasana saina''.
Tsy lavina izany fa ny vehivavy dia tena côcô kokoa mihoatra noho...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 07/10/2005 16:48
fasaly
(
20/09/2005 18:16)
rapaoly cowboy
hihihihi!...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 15/10/2005 02:34
