r'zala sportif

1. zefalah ( 22/09/2005 16:22)
ny antony mahatonga any madagascara tsy mandroso aminy resaka fanatanjahatena dia ,zao
erahamalala fa ny mpanao sport any tanana dia tsisy mpanampy.
de le fantanina hoe? inona no atony mahatonga ny olona manome tsiny rehefa tonga lay faharesena?
moa ve reo nanampy? le olona mantsy mitabataba refa resy le gasy,nefa refa tonga lay fanapina ny jouer gasy dia samy maka sisiny doly.
aza mifanopa ranga refa resy ny gasy a...
novalian'i RADOUXE ny 20/10/2005 21:24
2. deghany ( 26/09/2005 15:21)
hehehehehehhe!!
3. mandrindra ( 26/09/2005 15:52)
izay manao zavatra ihany no voatsikera, ary izay tsy manao n'inona na inona no mitabataba
4. deghany ( 27/09/2005 15:18)
ie!
5. tsangana ( 08/10/2005 08:49)
Tsy misy mpanampy ny sportifs any Kenya,Tanzanie,Burundi,Cameroun.....kanefa mahavita zavatra.
6. pika ( 12/10/2005 05:44)
jereo kosa ary ny rugby teo e
rehefa nolazaina ry zalahy fa omena izao iaky ny mahafaty baolina sy maharesy dia jereo fa nanao ny ainy tsy ho zavatra naharesy
ao koa ohatra hoe efa hita fa tsy mamely dia nalaina satria .... nahoana no tsy hitsikera
tadidio fa ny tsikera anie tokony hampitroatra ny ambipo e hanatsarana zavatra atao milay be dia tapina eo ny vavan'ny mpitsikera
jereo koa ohatra ny hitantana ny atiletisima mlg fa toa hidiran'ny politika koa aiza moa no hamokatra
7. RADOUXE ( 20/10/2005 21:24)
Tsy d tena miankina am fanampina io ry zala fa fitiavana sy finiavana no tena ilaina sy ahazona vokatra d tonga oazy ny mpanampy.Dono oa nanao finale on ny USJF RAVINALA syUSCAFOOT d iza no mba naresy e mba valio e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4526