fanonganana avy aty ivelany.

1. fijo ( 21/09/2005 22:35)
gaga aho androany 21 sept,raha namaky ny gazety madagascar tribune,fa voalaza ao fa misy ambasady efatra lehibe mikasa ny hametraka ny tetezamita ao madagasikara.
ny fomba hentina anaovana izany dia,ny senat no asaina manakorontana voalohany"manala ny filohany"amin'izay dia hisy kirizy mpitondrana,ary araraotina izay,hametrahana ny tetezamita.
ka manontany tena aho hoe,fa inoan no hidiran'ny vahiny amin'izany ao mada?
dia hanao ahoana ny fifandraisan'ny mada amin'ireo tany ireo manomboka izao?
novalian'i pitchou ny 25/09/2005 16:44
2. Herimiafina ( 22/09/2005 03:34)
Tsy mahagaga ny zavtra toy izany raha any afrika, anisan'ny toetra raiki-tapisaka amin'ny maintsy zany miady antrano zany. Talentan'ny maizina io ka mila fanabeazana. :-D:-D:-D:-D
3. Herimiafina ( 22/09/2005 03:36)
(le vice et la misèere sont des caractèeres propores aux nègres) ka mila misaina izany isika mba tsy tena ho raikintapisaka amintsika tokoa zany toatra izany.
4. jentilisa ( 22/09/2005 07:27)
abobo ireny fijo a! tsy ho eken'ny masoivoho ihany koa ny hanao zavatra toy izany. mety ho resaka navadika indray io.
5. palince ( 22/09/2005 09:12)
rehefa klomorina sy tia vola de faly ny anapotika,eo ihany koa ny fitiavana te hitondra de mody manao izay mampikorontana ny vahoaka . Kou raha tsy vahoaka dondrona ny gasy :twisted:
6. pika ( 22/09/2005 09:30)
miombonkevitra @ jentilisa
7. zefalah ( 22/09/2005 15:37)
fijo>> nga se mbola tsy mafantatra atram'zao ,fa ny gasy anie mbola tsy nahazo fahalova-tena tanterake.
zay filoa tonga eo dia tsy mantsy manao fifanekena aminy france na america,etsy andaniny koa ny fifanarahana iara hiasa...ka aza gaga raha toaka misy an'zany...satria zay tonga eo amin'io toerana io dia efa voabaiko..toizany ko..ny fanasorana...
refa tsymifanaraka amin'ny firenena lehibe lay filoa malagasy de esorina ..
ka aza gaga ranga ty a
8. fijo ( 22/09/2005 19:08)
jentilisa,hoatry ny mahagaga sy manahirana ihany raha ny ambasady avy any ivelany no mitady hirotsaka antsehatra toa izany ka
9. Veloo ( 22/09/2005 19:51)
angaha tsy loza zany...enga anie mba tsy hisy kle:(
10. Herimiafina ( 22/09/2005 23:08)
Tsotra be le vaha-olana ry reto an: Fongory ny dinôzôro rehetra de aleo bandy vaovao no hipetraka eo e.:-D:-D
11. pitchou ( 23/09/2005 02:19)
fongorina ahôna ry hery? kou na tsy eo @ fitondrana aza rizalah d manakorontana aty ambadika fôna kou! sa hoe fongorina fisikimà?
12. Herimiafina ( 23/09/2005 17:28)
Le Fizikimà ngamba vôraran'ny lalàna fa le psykôlôjikmà no azontsika atao e. Mena ny frappe crane destriktiva manambany olona be tonga de kivy be de lasa, de atao tsy tamana any antanindrazana fa havahana volonkoditra tsotra izao tsy amin'antony de lasa mifindra monina asila pôlitika any an-dafy. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D

13. pitchou ( 23/09/2005 18:00)
ka ny gasy tsy mahay manao zavatra otran'izany entelizamà na moramoramà kou! tonga d rà mandrikemà eo vô loza!
14. Herimiafina ( 23/09/2005 19:03)
Ento aty atôko fa radem matin ry zalahy defa manao reservation any amin,ny air france,sady tsisy ràa mandrika. jereo anie e. hehehehehehe:-D
15. fijo ( 23/09/2005 20:13)
efa nandramana ihany anie ny nanao izany,fa aty aza ry le zoro mbola mahita hetsika atao ihany.
16. Herimiafina ( 23/09/2005 20:18)
Tokony nampimpina fotsiny le degré anlé frapy crane de tsy mahatanty izy e. :-D:-D:-D:-D
17. pitchou ( 25/09/2005 16:44)
io hery a! asio mafy be :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8848