resaka l'amour!

1. zefalah ( 22/09/2005 15:56)
atraiza ny fetran'ny fitiavana?
2. xxx ( 22/09/2005 16:02)
hatramin'ny samedi
3. Veloo ( 22/09/2005 16:31)
rehefa mifankatia dia hatramin'ny fahafatesana ko inn ndray?:-D:^):^)
4. hesham ( 22/09/2005 16:39)
hatramin`ny farany :lol::lol:
5. fasaly ( 22/09/2005 18:03)
hatreny amy extreme e!:{:{:{:{
6. Herimiafina ( 22/09/2005 18:28)
Za lou zem zizkalafin e. Fa le olona zemeko no mety leo aloha be de mi-zem bandy hafa any. Na de zany aza izy zem fôna e.:-D:-D:-D:-D
7. cutie ( 22/09/2005 18:36)
tsy misy fetrany
8. Herimiafina ( 22/09/2005 18:50)
ziska la môro, mem apré la môro de mbola hifandamouro foana ny fanahinay.:-D:-D:-D:-D
9. Veloo ( 22/09/2005 19:41)
:-D:-D:-D:-D
10. xxx ( 22/09/2005 20:04)
zefalah be le adihevitra
11. Herimiafina ( 22/09/2005 20:05)
Fa naninn anjy njay zefalah ry xxx.:-D:-D:-D:-D
12. fijo ( 22/09/2005 20:22)
mandrapa leo e
13. Herimiafina ( 22/09/2005 23:22)
leo l'amour. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
14. xxx ( 23/09/2005 06:13)
Leo :-D:-D:-D fa impiry lotra :-D:-D:-D
15. fasaly ( 23/09/2005 08:23)
l'amour parès l'amour mitady l'amour foana.
16. lilbon ( 23/09/2005 08:59)
l'amour ! tena mbola tsy hitako ny farany !
de aleo tsy asiana farany ohatry serie "LES FEUX DE L'AMOUR" de aleo koa asiana REDIFFUSION hotry ny mbs .:):*:-*:*=))=((
17. fasaly ( 23/09/2005 09:24)
8)8)8)
18. vaovao ( 23/09/2005 09:39)
=))=))=))=))mba valio kosa Zefa fa mampalahelo e!
Zefa a! fa atraiza ny an'lah zao ny fetrany?
19. booboo ( 23/09/2005 13:10)
mandra-pisaraka ny fetrany. Fa rahoviana na rehefa misy inn ? tsy haiko fa arakaraka zay mipoitra eo ihany.
20. hesham ( 23/09/2005 13:51)
:-D:-D:-D:-D hatrany @ 7eme ciel e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.6048