resaka l'amour!

41. fasaly ( 26/09/2005 06:23)
hihihihi! hery a! miaraka amy débouchoir njay aza e!:-D:-D:-D
42. Herimiafina ( 27/09/2005 15:15)
Poste soudira mintsy ndesina fa sao de misy gadana tampoka. Matsiro kokou le izy refa kompliké ôtsan'izay fa tsy tonga de le mibanaka be reny.:-D:-D:-D:-D
43. deghany ( 27/09/2005 16:21)
mahafaty zany kôzy ato zany klé!!!
44. fasaly ( 28/09/2005 11:25)
hery:
fa nanantsofohana inona no mibabananaka raha hibananaka kay!
45. deghany ( 28/09/2005 14:47)
misy zvtr banaka zany ndray ono ato!!! heheheh
46. fasaly ( 28/09/2005 15:37)
sao de vo- banni toy ny atsy amy karajia aza izany e!
47. Nananie ( 28/09/2005 15:42)
banni ve satria mibanabana?:-DAleo izy hibanabana refa 'zay no tiny kou. Hidiran'ny rivotra fotsiny eo izy @zay:-D.
48. Herimiafina ( 30/09/2005 00:34)
angaha nareo tsy mbola nahita ilay fitaovana fanabanahana ireny e? Aza mandainga eo e. heheheheheh:-D:-D:-D:-D
49. boubounezy ( 18/10/2005 18:16)
tsy misy fetra fa mila manararotra ny fiarahana mafinaritra zay iainana isanadro2 dé tonga @ lé hira hoe alors ont vit chaque jour comme le dernier...


zefalah:

atraiza ny fetran'ny fitiavana?



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4743