resaka l'amour!

21. deghany ( 23/09/2005 13:54)
refa leo de tapitra kou!
22. kafmalbar ( 23/09/2005 17:06)
Rehefa misy ny saosy dia mifankatia tsara e
23. Herimiafina ( 23/09/2005 17:22)
Tsy misy mi-fer l'amour toute la vie zany fa 15mn de tapitra e.:-D:-D:-D:-D
24. fasaly ( 23/09/2005 18:13)
15mn fa mety hiverimberina io ka! aiza kosa no de ho tapitra hatreo, raha mbola tsara ve ny hena de...
25. Herimiafina ( 23/09/2005 18:29)
Mbola misy paozy foana zany ry fasaly an, misy paozy kely tsy anaovana l'amour njay.

De ôtran'izay hatrany hatrany de manomboka amin'ny roa isan'andro alou de mianika ny im-balo isan'anjo de miafara amin'ny iray isambolana de tsisy tsony e. heheheheheheehehe.

Sa i fasaly mahavita tsy akijanona?hehehehehe:-D
26. fasaly ( 23/09/2005 18:36)
kou efa we manao paozy izany alony de on rékomansa e!
27. Herimiafina ( 23/09/2005 18:47)
Za nefa sans paozy de bedy fôna fa elabe hono.:-D:-D:-D
28. hesham ( 23/09/2005 18:53)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
29. Herimiafina ( 23/09/2005 19:49)
Za kambony mbola paozy fôna hatramin'izao e.:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
30. fijo ( 24/09/2005 04:41)
maneo talenta indray fasaly an
31. Herimiafina ( 24/09/2005 05:10)
F'hita wa ry fijo.:-D:-D:-D:-D
32. fasaly ( 24/09/2005 10:29)
kou tsy izay indray ve ry fijo ny marina a!
lay elabe tsy ankijanona mahanamonaina de manjary tsy ao tsony ny saina sy ny fanahy fa lay misy paozy de rékomansa ndray iny no tena tsara..chuuuttt:-$:-$:-$:-$ hay mou zà mbola virja!!!
33. Herimiafina ( 24/09/2005 15:05)
Tsastsa fa nandainga aan. Za zany mizaitsa ra enao no virja.:-D:-D:-D:-D
34. fasaly ( 24/09/2005 16:28)
hihihihi!
fangah toi marina mbola tsy maharaka, fa zaho sy fijo no virja ato e! sa injy no fanintelony, mila confirmena kely alony zany e! mila proufo e! avoay jerena lay mizaitsa be:^):^)
35. Herimiafina ( 24/09/2005 17:56)
hehehehe, amby ary aty de aseoko anao soamantsara volontié be mahintsiny e, sady tsy jerena fotsiny zany. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
36. zandrikely ( 25/09/2005 09:37)
fasaly : dia @ ilay pause iny sopmary mikaly kely an , dia raikitra ndray , nareo joba tony anie ka tsy laitra @ io e , milay kosa aloha io an
37. fasaly ( 25/09/2005 10:59)
zandrikely:
mikaly kely fa tsy mikaly be an! sao voky be eo ka tsy hahavita n'in eo njay fa laozana manjezatsa fotsiny de taf dodo...tsy on rekomansa tsony.:P
38. fasaly ( 25/09/2005 11:00)
herimiafina:
tsy jerena fotsiny fa hatao inona kou! hitady décousu zany zà an!:-D:-D:-D:-D
39. Herimiafina ( 26/09/2005 03:55)
Ento daôly ze fitaovana mety any e. Sao de tsy vitan'ny mizaitsa fa mitsetsina kou.=))
40. Herimiafina ( 26/09/2005 03:56)
Ento daôly ze fitaovana mety any e. Sao de tsy vitan'ny mizaitsa fa mitsetsina kou.=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1324