tia marina ve sa interet

1. xxx ( 22/09/2005 09:10)
Nisy namako nandeha nanao vakansy tany dago dia niaraka tamina bandy tany .Tsy ratsy ilay bandy hono ary tena en forme tsara , anisan`ny bandy revena sipa raha ny fijorony sy ny tarehiny fa izy tsy dia bandy alehany arabola fotsiny.Ilay sipa anefa tsy dia hoe tsara , ilay sipa mirevy azy ary manana eritreritra ilay sipa ny ho matotra amin`ilay fiarahana raha mahazo valiny hoe tia azy tokoa ve ilay bandy . Ilay bandy nilaza fa naditra hono izy taloha ary tsy mbola tafalatsaka tamina sipa otran`ny izy niaraka tamin`io namako io hono, tena tiany hono ny namako.Iray volana sy tapany teo izy 2 no niaraka .Tsy mbola nahitan`ilay namako zavatra maizimaizina ilay bandy nandritra io fotona io.
Nareo bandy ve mibabo otrizany rehefa tia sa aona .
Possible ve hoe interet no iarahany amin`ilay namako.
Misaotra anareo mialoha
novalian'i cutie ny 25/09/2005 16:39
2. pika ( 22/09/2005 09:35)
tena possible ny lhl tena tafalatsaka @ sipa indrindra rehefa avy nanao ditra2 sy sipa2 izy taloha ka tojo ilay hummmmmm
ny hoe intétet indray anjaran'ilay namanao no afaka hafantatra izany
sady affairany koa raha teo izany tsy tokony misy hidirantsika
3. nikopol ( 22/09/2005 10:49)
koa maninn nefa raha interet no iarahany amile namanao e ? samy mahita interet zany :P
4. xxx ( 22/09/2005 10:50)
[quote=pika]
Misaotra anao fa mety ho faly ihany ilay namako raha iresahako ny valinteninao , sady misy hisainany koa .
:):)
5. xxx ( 22/09/2005 10:55)
[quote=nikopol]
Raha interet mifangaro tena fitiavana ange tsy maninona fa sao dia hoe tena interet tanteraka ny an`ilay bandy e .:cry:
6. eh ( 22/09/2005 11:08)
vola fona v rehefa mifankatia ê! kanefa anjaran'ilay namanao ihany no mandanjalanja tsara na izany aza fa sao d sendra izay gaigy tokoa sanatria! kanefa izany angaha ho hita ao anatin'ny fohy?
7. xxx ( 22/09/2005 11:33)
Tsy hoe vola fona rehefa mifankatia satria ilay namako tsy nijery vola mihintsy fa tena tiny tamin`ny fony ilay bandy .Marina hoe taitra tamin`ilay bika sy taren`ilay bandy izy fa nony niaraka dia tafalatsaka ilay sipa . Zany hoe raha interet ny an`ilay bandy t@ voalohany ka nony niaraka dia tafalatsaka tsy maninona lotra raha ny fahitako azy fa sao dia sanatria hoe mbola interet ny an`ilay bandy hatramin`izao dia mampalahelo ranamana .:(
8. fasaly ( 22/09/2005 11:36)
ny interet koa anie mampitombo lay fitiavana e!
ka anajaran'ilay namamano marina ny mahita izany, fa rehefa tsy mampaninona azy ve inona no olana e!
he izany izy hoe bogosy sy tsara bika kou!
9. hesham ( 22/09/2005 11:54)
[quote=fasaly]
:lol::lol: merci an
10. mamzelkely ( 22/09/2005 11:54)
za mino alo fa possible mety ts par intérêt zany satria misy vhv ts de tsara tarehy nefa miaraka am bandy bogosy ary nefa ts vôtery ho manana ny ampy ilay vhv au contraire ary le bandy no manana ny ampy fa io ny toetra no mitondra an'io mety marina tokoa fa tafalatsaka ilay bandy satri tsara fanahy ny namnao ary mety tao aminy ny toetrana vhv tediaviny...donc possible mety ts par intérêt no iarahan'ilay lhl amin'ny namanao...:)
11. xxx ( 22/09/2005 12:04)
[quote=mamzelkely]
Tena tsara fanahy aloha ilay namako e .Mety tia azy marina ilay bandy . Faly be zao ny namako mahita ireo valinteny ireo .
Misaotra anareo namana .

12. Herimiafina ( 22/09/2005 14:09)
xxx:

Nisy namako nandeha nanao vakansy tany dago dia niaraka tamina bandy tany .Tsy ratsy ilay bandy hono ary tena en forme tsara , anisan`ny bandy revena sipa raha ny fijorony sy ny tarehiny fa izy tsy dia bandy alehany arabola fotsiny.Ilay sipa anefa tsy dia hoe tsara , ilay sipa mirevy azy ary manana eritreritra ilay sipa ny ho matotra amin`ilay fiarahana raha mahazo valiny hoe tia azy tokoa ve ilay bandy . Ilay bandy nilaza fa naditra hono izy taloha ary tsy mbola tafalatsaka tamina sipa otran`ny izy niaraka tamin`io namako io hono, tena tiany hono ny namako.Iray volana sy tapany teo izy 2 no niaraka .Tsy mbola nahitan`ilay namako zavatra maizimaizina ilay bandy nandritra io fotona io.
Nareo bandy ve mibabo otrizany rehefa tia sa aona .
Possible ve hoe interet no iarahany amin`ilay namako.
Misaotra anareo mialoha




Matetika refa avy naditra elabe de misy fotoana te-haka aina kely amizay de mitady olona matotra hananganana zavatra matotsa aminizay.

Sendra le periode de repos an'ileiry io akamanao io de tena tian'ileiry tokoa, matoa nedala tena sahy nikôzy hoe za naditsa be.

De le resaka saosy njay de normal, avantazy Kômparatifa io, an'ilay bandy ny bôgosité ary an'ilay sipa ny vola.

Mino aho fa kômplémentaéra tsara izy mitsam. (jereo tsara anie ry xxx fa misy choqué be njay eo mahita ity nosoratako ity e, hehehe, sé fé ekspré pour sà).
13. aurora ( 22/09/2005 15:08)
xxx:

fa iza no anaran ilay namanao kay ra tsy maha diso fa nisy ankizy lahy namako be mihintsy tany dago nilaza t @ ko ko fa nahita sipa avy taty andafy dia lazainy fa tena tiany be mihintsy ilay sipa ka sao mba izy ary .








Nisy namako nandeha nanao vakansy tany dago dia niaraka tamina bandy tany .Tsy ratsy ilay bandy hono ary tena en forme tsara , anisan`ny bandy revena sipa raha ny fijorony sy ny tarehiny fa izy tsy dia bandy alehany arabola fotsiny.Ilay sipa anefa tsy dia hoe tsara , ilay sipa mirevy azy ary manana eritreritra ilay sipa ny ho matotra amin`ilay fiarahana raha mahazo valiny hoe tia azy tokoa ve ilay bandy . Ilay bandy nilaza fa naditra hono izy taloha ary tsy mbola tafalatsaka tamina sipa otran`ny izy niaraka tamin`io namako io hono, tena tiany hono ny namako.Iray volana sy tapany teo izy 2 no niaraka .Tsy mbola nahitan`ilay namako zavatra maizimaizina ilay bandy nandritra io fotona io.
Nareo bandy ve mibabo otrizany rehefa tia sa aona .
Possible ve hoe interet no iarahany amin`ilay namako.
Misaotra anareo mialoha




14. aurora ( 22/09/2005 15:10)
mba teneno hoe iza no anaran ilay namanao fa tena liana be aho ny hamnatatra azy fa ilay ankzy lahy nge tena namako be mihintsy e!
15. zefalah ( 22/09/2005 15:42)
raha jerena akaiky dia ny fitiavana no tena antony zany rehetra zany.
16. xxx ( 22/09/2005 16:35)
[quote=aurora]
Sarotra be amiko ny hilaza ilay anarana aminao fa tany @ faritra tamatave iny izy mitsam io vao tsy ela lotra.
17. Veloo ( 22/09/2005 16:36)
dia maniry ny ho tanteraka ny azy roa e:wink:
18. fasaly ( 22/09/2005 18:04)
de :-* avy eo :*
19. Herimiafina ( 22/09/2005 18:24)
Taiky, misy mivadika kou le etapy indraindray ry Fasaly an. :* tampoka alou vô :-* de avy eo mivadika :evil::evil:. :-D:-D:-D:-D:-D
20. cutie ( 22/09/2005 18:44)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-09-2005 11:10:05
Lohateny : tia marina ve sa interet
Nisy namako nandeha nanao vakansy tany dago dia niaraka tamina bandy tany .Tsy ratsy ilay bandy hono ary tena en forme tsara , anisan`ny bandy revena sipa raha ny fijorony sy ny tarehiny fa izy tsy dia bandy alehany arabola fotsiny.Ilay sipa anefa tsy dia hoe tsara , ilay sipa mirevy azy ary manana eritreritra ilay sipa ny ho matotra amin`ilay fiarahana raha mahazo valiny hoe tia azy tokoa ve ilay bandy . Ilay bandy nilaza fa naditra hono izy taloha ary tsy mbola tafalatsaka tamina sipa otran`ny izy niaraka tamin`io namako io hono, tena tiany hono ny namako.Iray volana sy tapany teo izy 2 no niaraka .Tsy mbola nahitan`ilay namako zavatra maizimaizina ilay bandy nandritra io fotona io.
Nareo bandy ve mibabo otrizany rehefa tia sa aona .
Possible ve hoe interet no iarahany amin`ilay namako.
Misaotra anareo mialoha

Aza tonga de misaintsaina loatra alou , fa tohizo fona ny fiarahana
nareo aza zany efa samy tia
:-*:-*:-*:-*:-* ho an'i xxx
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2178