tia marina ve sa interet

41. Herimiafina
(
23/09/2005 18:48)
Ka tsy maintsy any alou kou, angaha ny fitiavana fotsiny mahavelona?:-D:-D:-D:-D
D'aillera, le interet mintsy no nampiteraka le fitiavana e.
D'aillera, le interet mintsy no nampiteraka le fitiavana e.

45. Herimiafina
(
23/09/2005 22:27)
Za nefa fantatr'i cutie tsara, tsy ampoizinao mihintsy hoe zah ty mody manao herimiafina ity. Hitanao isan'andro zah. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D

47. Herimiafina
(
23/09/2005 22:46)
Za nefa le bandy avy tao Ontario iny de nandositra de ni-traversa frontiera de tonga tany cleveland. De enao le sipa gasy mihevitra hoe za bandy tavaratra. nefa za bandy gasy petaka be pira porka.:-D:-D:-D:-D

48. cutie
(
24/09/2005 03:44)
marina ve zany lainga be zany ,ary za tsy any cleveland a lollllllllllllllll

49. Herimiafina
(
24/09/2005 04:20)
Tsy enao tampoka zany le izy marina, ngamba sipa tavaratra injay iny de za bandy gasy. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D

54. Herimiafina
(
24/09/2005 15:04)
Enao lou hita be hoe tatsinanana e, mahafinaritra ery. Fa le tavaratra anie manome blem be fa saropiaro be ny bandin-dry zareo raha vao mikitikitika ny sipan0dry zareo e.:-D:-D:-D:-D

55. fasaly
(
24/09/2005 16:29)
ié mitandrema ihany fao sao tratra'ny ny vadinjareo terorista eo vao loza ka!

56. Herimiafina
(
24/09/2005 17:58)
Za kou tsy de tia kah, sady mampanaelo be fa soumizy be de tsy zanrako. Fa reny tatsinanana ireny an, hummmmmm, tonga de las zao tsisy fanontaniana.:-D:-D:-D:-D

58. Herimiafina
(
24/09/2005 20:08)
Fa ngah za hitanao le, nefa tsy nasiako webcam akoury. Fa ahoana alou ny nahitanao hoe miseho milay za nefa tsy niseho akoury?=))=))=))=))