tia marina ve sa interet

21. Veloo ( 22/09/2005 19:42)
cutie ve expert comptable?:-D:-D:-D
22. Herimiafina ( 22/09/2005 19:51)
Hitan'i Veloo nanao kalkula nga izy?
23. fijo ( 22/09/2005 20:24)
avelao ry zareo hanao izay hataony any e.
24. hesham ( 22/09/2005 20:36)
[quote=cutie]
:-D:-D:-D:-D:-D
25. Veloo ( 22/09/2005 20:42)
ka marina ny an'i cutie tsinona ka zany no maha expert azy
26. xxx ( 22/09/2005 20:50)
Tsy azoko ilay hoe expert ???
27. Veloo ( 22/09/2005 20:52)
aoka amin'izao e:wink:
28. cutie ( 22/09/2005 21:28)
veloo :-D
mandinika fotsiny za
za alou tsy mahay comptable e lollllllllllll
29. Herimiafina ( 22/09/2005 23:11)
Kôntabilizeo hoe za fa ôtran'ny mbola tsy hitako njay zany ry cutie. :-D:-D:-D:-D
30. Liltax ( 23/09/2005 04:13)
ary cutie koa zany par interet be fa manao calcul be an! sa tsy zany .....:wink::wink:
31. lilbon ( 23/09/2005 04:59)
mety ho interets nefa aza manao izany nareo fa le fitiavana wa tsy mifidy hiantefana zany !^^:*
32. xxx ( 23/09/2005 05:56)
Mba zarao ilay dinihin`i cutie ee. Ataovy direct fa zay tsy mahay mandinika lalina be :-D:-D
33. ari.malala ( 23/09/2005 06:40)
tsy voatery kosa hoe interêt ka! refa tena tia zay anie ka tena tia ê! d tsy voatery koa hoe ny lhl tsy mibaboka fa misy lhl tena midelira mintsy refa tena tia zay! fa d mirary ny soa rehetra hoan'ny namanao re ry xxx â!:)
34. xxx ( 23/09/2005 06:50)
misaotra anao ari.malala an :D:D:D:D
35. fasaly ( 23/09/2005 08:26)
ari:
izany an! anhan!;...iza zao no nidelira tamindriko????:-$:-$ aleo ho antsikai hany ndray ka!
c t 1 secret
36. mamzelkely ( 23/09/2005 09:01)
fasaly a za ko mahakobo le izy...:wink: fa tsy ambara efatra io zany knouuuu.....:-D
37. lilbon ( 23/09/2005 09:08)
kay kle zahay kou mba teneno de tsy ambara dimy fotsiny !=))=))=))
hay mou le bandy refa aty dago ve raha vao tia le oul avy any ivelany reny de par interet kosa kle ?
TSY MARINA !:evil::evil::evil:
de we tsy naharaka loatra le kôff ara bola .
tanjemo aza sao kodiaran-tsarety tampoka ny fiainana an :-D:-D:-D
38. fasaly ( 23/09/2005 09:26)
zà tsy niteny izany libon an!
aiza kosa e!:)
39. Herimiafina ( 23/09/2005 18:30)
Tiako be nareo rehetra fa misy intérét, hehehehehehe:oops:
40. fasaly ( 23/09/2005 18:37)
ka ny olona rehetra koa anie manadainga raha tsy misy interet kely dooly e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0862