mitady fanampiana

1. maintsokely ( 21/09/2005 15:14)
Sao dia mba misy manana programa vita amin'ny MATLAB manao "optimisation global" non linéaire ianareo o! Nisy niteny tamiko hoe methode branch and bound na alpha-B-B. Ny olana dia tena tsy misy fantatro ny momba azy.
répondu par maintsokely le 07/10/2005 12:29
2. pissoa ( 21/09/2005 15:57)
Salut toi,

Fa angah tsy mande ny fminunc na fmincon e?

Jereo @ help ireo!

Merci
3. maintsokely ( 23/09/2005 13:02)
Misaotra namaly
Ny olana dia izao
sensible be ilay équation amin'ny valeur initiale. Tiako aloha ny manamarika fa 42 variables eo ho eo ilay izy. Raha vao manova valeur initiale kely fotsiny dia zavatra hafa no omeny
4. pissoa ( 05/10/2005 06:41)
salut,
manantena aho fa efa nahita valiny ...
raha mbola dia andramo indray ny fmins . Misy algorithm azo isafidianana ao amin'io fonction iray io.

http://octave.sourceforge.net/index/optimization.html

Izaho tsy mpampiasa matlab fa octave (mitovy amin'ny matlab fa free !!!)
5. maintsokely ( 05/10/2005 13:11)
Misaotra bestaka aloha namaly e!
Ilay olana mbola tsy tena voavaly. Tsy mety mahita optimum global mihitsy fa optimum local foana. hany ka raha vao miova ny valeurs initiales an'ilay algorithme dia zavatra hafa no azo
6. lapino ( 05/10/2005 16:26)
Za alou tsy mahay, fa raha methode fitadiavana optimum global, dia ilay recuit simulé (simulated annealing @ teny anglisy) no methode heveriko mety ho efficace.

Ny methode ampiasain'ny fmin blabla ireny manko saika mampiasa gradient na Newton-Raphson daholo, dia mitontona amina optimum local izay akaiky indrindra an'ilay point de depart foana.

Ity misy manazavazava kely azy (misy koa @ wp fr): http://en.wikipedia.org/wiki/Simulated_annealing
7. maintsokely ( 07/10/2005 12:29)
Marina fa ny recuit simulé dia fanaovana optimisation globale, ny olana aminy aloha dia izy methode heuristique izany hoe mampiasa nombre aléatoire ao anatiny. Ena nanandrana an'io aho fa efa niakatra 2 andro tsy nety voavaha ny olana dia najanoko.
Raha ny théorie no jerena dia mety foana ilay izy fa rahoviana?

lapino> saika mba hanotaniako, ankoatran'ny hoe gratuit, inona no avantage ny octave raha mihoatra amin'ny matlab?, mety misy zavatra vitan'ny iray ve nefa tsy vitan'ny iray?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0894