Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jajaf401
(
16/09/2005 18:29)
LEHILAHY HONO NY ZANAHARY
Amin'izao fotoana de matanjaka be ny fandinihana ataon'ny zanak'olombelona ka zao tonga hatrany amin'ny famantarana hoe : lehilahy ve sa vehivavy ny zanahary??; Tamin'ny namoronany Adama hono nisy mor...
tohiny
novalian'i jajaf401 ny 24/09/2005 18:10
hery
(
16/09/2005 17:09)
Hevitra momba ny sary
Amin'izao fotoana izao rehefa mijery ny sarin'ny namana ianao dia afaka mametraka hevitra... Tsindrio ilay hoe Comment. Teny anglisy io satria fitaovana avy amin'olona dia noraisina fotsiny.
Tsikera...
tohiny
novalian'i fasaly ny 25/09/2005 10:04
jentilisa
(
16/09/2005 15:51)
mety ve ny itenenana ny fanjakana hoe ray aman-dreny?
Ady hevitra tao amin'ny TVPlusMadagascar io. Tsy holazaiko ny fandehany fa isika aloha no miady hevitra. Mety ve ny iantsona ny fanjakana hoe ray aman-dreny amin'izao fotoana iainantsika izao?...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 18/10/2005 13:05
zama91
(
16/09/2005 15:15)
Papa iray Masina ''s'est fait autoproclamé ''solon'i Petera
Raha jerena fohifohy ny resaka katolika dia voalaza fa printsy Constatin no nanangana voalohany ny papa ray masina tamin'ny IV siecle.Misokatra ho antsika izay mahalala ny ady hevitra ...
tohiny
novalian'i scorpion ny 21/10/2005 18:20
tsangana
(
16/09/2005 12:12)
rafi-mpampianarana inona no mitondra soa ho an'ny malagasy?
During the colonial period, the French established a system of public schools that was divided into two parts: elite schools, modeled after those of France and reserved for the children of French citi...
tohiny
novalian'i tsangana ny 17/11/2005 19:35
hery
(
16/09/2005 09:25)
Ohabolana : Ireo namana mavitrika
Ireto no hita ery amin'ny sisiny ery... ao amin'ny takelaka ohabolana. Ireto izany no namana anisan'ny mpampiditra ohabolana mavitrika indrindra :-). Ianao koa afaka mampiditra ohabolana. http://ohabo...
tohiny
novalian'i hery ny 01/10/2005 09:12
Emie
(
16/09/2005 05:34)
Chat mivantana
Manahoana daholo e!Fanontaniana izy ty nataoko hoan'i hery(webmaster) fa tsy manino zay mahalala ny valiny raha mamaly. zao lay izy,mba te hi-chat de niditra t@ aerochat fa tsy mety manratra lay izy d...
tohiny
novalian'i andritia ny 04/10/2005 10:40
Herimiafina
(
16/09/2005 04:31)
Ahoana ity fikambanana White Revolution ity.
Zava-nitranga tato ho ato taty amerika avaratra. Misy mouvement antsoina hoe ''White Revolution'', avy any amin'iny faritra frontière Canada-USA iny ary dia mandrahona ny hamono ny mainty rehetra, ma...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 27/09/2005 21:39
Herimiafina
(
16/09/2005 04:27)
Fiaraha-monina aty andafy: resaka fitondrantenan'ny mainty.
Zavatra mahavariana ahy aty an-dafy. Nitady trano aho hofaina indray andro izay dia be taraina be foana izay tompontrano notsidihiko satria hono nanana expérience ratsy tamin'ireo olona nanofa ny tra...
tohiny
novalian'i bozimanga ny 19/10/2005 13:21
Herimiafina
(
16/09/2005 03:57)
Fanaovana vakisiny any Dago. Misy hevitra ambadika tokoa ve?
Zava-nitranga tany Nigeria izy ity no tena marina saingy somary hitako soritra kely tany Dago tamin,ireny fanaovana vakisiny ny ankizy any ampianarana ireny.
Maro ny RAR tsy nanaiky fa efa vita vak...
tohiny
novalian'i pitchou ny 20/10/2005 03:27
Herimiafina
(
16/09/2005 03:42)
Misy ancien Behoririka tao amin'ny Dojo ZOZORO ve nareo ato?
Roapolo taona tamin'ny 4 août teo ny nandravana sy namonoana ireo namantsika, zanaka, Ray amandReny, sns mpanao Kung-Fu tao Behoririka, na tany amin'ny faritany. Tadidinao ve ireny vanin'andro ireny,...
tohiny
novalian'i NiainaJ ny 09/02/2012 14:40
Herimiafina
(
16/09/2005 03:09)
Fomba hahafantaranao fa mandainga ny olona iray.
Milaza hoe karazana fomba hahafantarana fa mandainga ny olona iray miresaka aminao? Na fihetsika, na fijery na teny na inona rehetra e....
tohiny
novalian'i fijo ny 23/09/2005 19:50
teo
(
16/09/2005 02:14)
namana vaovao
misy namana mipetraka any tana ve ato @ serasera ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/09/2005 19:52
teo
(
16/09/2005 01:50)
namana vaovao
ny namana mipetraka any dago ve mba hita ato @serasera?...
tohiny
novalian'i Seifer ny 24/02/2006 12:12
booboo
(
15/09/2005 16:04)
fombafomba sy ny fandehany
Ahoana no fizotran'ny fanambadiana araka ny fomba tena malagasy kay ? Fisehoana sy ny tariny, iza aby mpandray anjara, zavatra ilaina, zavatra atao sns.
Sôtra.
...
tohiny
novalian'i ravakamalala ny 27/09/2005 13:54
hery
(
15/09/2005 12:00)
Tolotra RSS serasera.org
Manomboka izao dia azonao vakiana amin'ny mpamaky RSS ny hafatra ho anao ao amin'ny namana.serasera.org http://serasera.org/ws/index.php?rub=pages/page&page_id=p43295fd2cb56f ny fanazavana misimisy....
tohiny
novalian'i hery ny 03/10/2005 12:24
xxx
(
15/09/2005 11:55)
Voavonjy de tsy ho very intsony ve?
Misy milaza fa rehefa voavonjy ny KRISTIANA de voavonjy fa tsy ho very intsony na inn na inn ataony, tsy haiko aloha e! ianao ve mety mbola ho very na de efa KRISTIANA aza? ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/10/2005 15:12
sweetia
(
15/09/2005 09:26)
akondro...
nisy lelà iray zany niakatra nande train, nitondra siramamy 1kg izy de akondro 5kg.
nandrtra le lalana zany izy de maka akondro iray de atsobony ao anaty le siramamy de jereny de aveo ariny le akond...
tohiny
novalian'i Veloo ny 17/10/2005 16:50
mignone
(
15/09/2005 07:30)
jaojoby
iza no mba tia jaojoby ato ? ;-)...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 25/10/2005 18:38
fijo
(
14/09/2005 22:44)
toa tsy niova loatra le toetsaina an.
jereo anie ity zavatra voasoratra tamin'ny taona 1861 inty e:"un tel engouement pour le costume européen,...en donnant naissance à un certain désir d'ostentation,il incita bon nombre de gens à se ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/09/2005 20:15
