namana vaovao
1. teo
(
16/09/2005 01:50)
ny namana mipetraka any dago ve mba hita ato @serasera?
novalian'i Seifer ny 24/02/2006 12:12
3. McFy
(
16/09/2005 07:28)
vao teo mihitsy no nisy maro b nandalo fa taiza ary toi t@ ora nidona no ts nahalala ny ariary 4 :lol:
5. bozimanga
(
29/09/2005 13:07)
fa izy ity angaha natokana ho anareo any ampitan- dranomasina? ny tena mampalahelo ahyh dia ny filazanareo ny tanin drazanareo hoe dago
7. fasaly
(
29/09/2005 14:22)
bozimanga:
ka zay aza efa no nilazàna azy hatsamazay kou!
tsy mampalahelo zany e! anarambositra toy ny rehetra ihany.
ka zay aza efa no nilazàna azy hatsamazay kou!
tsy mampalahelo zany e! anarambositra toy ny rehetra ihany.
10. tsitako
(
28/11/2005 06:23)
"Bozimanga" aza malahelo am'zany fa Dago ange teny gasy é! zara aza tsy nataony teny frantsay ,lol
11. dadabe
(
28/11/2005 08:09)
Mpandefa : bozimanga [ Valio ] 29-09-2005 18:07:34
Lohateny : Re : namana vaovao
fa izy ity angaha natokana ho anareo any ampitan- dranomasina? ny tena mampalahelo ahyh dia ny filazanareo ny tanin drazanareo hoe dago
fomba fiteny io ry cherie a :*
12. Ikala
(
09/12/2005 12:28)
tsy haiko aloha fa za tsy mety tazana ato mihitsy !!! tsy hita popoka ! aiza le olana?
16. narindragasy
(
27/12/2005 11:34)
ty anie natao ho an'ny gasy rehetra na eto dago na any ivelany e! za zao eto tana koooo! :lol:
17. mirana5
(
19/01/2006 10:45)
samy halalana ny gasy rehetra io oatran'ny hoé ty ririn'ty ihany na ny sasany mody tsy mahay miteny gasy teraka tany MADAGASIKARA aza:lol::}
20. Fiffi
(
23/01/2006 05:25)
yonikafolp: i dadabe angamba no tokony ho tsaboina , ary heveriko efa lasa retraite anie e! :-D:-D:-D:-D:-D