Chat mivantana

1. Emie ( 16/09/2005 05:34)
Manahoana daholo e!Fanontaniana izy ty nataoko hoan'i hery(webmaster) fa tsy manino zay mahalala ny valiny raha mamaly. zao lay izy,mba te hi-chat de niditra t@ aerochat fa tsy mety manratra lay izy de nivadika teo am-pita nefa mbola tsy nety ihany angamba zah mintsy no tsy mahay mampiasa azy ka mila fanazavana re raha azo atao,de mba alefaso aty amiko (Emie)!Misaotra betsaka
novalian'i andritia ny 04/10/2005 10:40
2. McFy ( 16/09/2005 07:27)
Mankalaza anao Emie,

ilay astero matetika dia misy olana ka avereno dia miditra @ ilay CGI tsotra dia mandeha io.

Mazotoa ary mi-chat fa miandry anao ao ny namana MankaFy anao rehetra
3. bozimanga ( 16/09/2005 13:18)
tsy haiko ny momba anio satria izaho mbola vaovao
4. hery ( 16/09/2005 14:14)
bozimanga> Azonao atao koa ny miresaka mivantana amin'ny ankizy eto. http://serasera.org/chat
5. andritia ( 04/10/2005 10:40)
:( malahelo be za fa tsisy aiko ny momba an-ty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2418