Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rubia
(
12/09/2005 21:20)
mba ahoana ny hvtrao?
Ny hvtro manokana dia tsy tiako ny hanam-bady nohon'ny antony marobe,izany hoe miteraka fotsiny aho dia ampy ahy ny zanako,izaho ihany no mamelona azy,raha omen'Atra aho(vady io)dia tsy laviko fa ny h...
tohiny
novalian'i cocorie ny 19/09/2005 14:31
hery
(
12/09/2005 18:51)
Serasera amin'ny teny hafa?
Miezaka manamboatra tsikelikely ny serasera amin'ny teny hafa izahay :-) Tsy ho hitanao eto amin'ity takelaka ity akory ilay izy... fa azonao jerena tsikelikely ao amin'ny loharano.com
Teny telo ihan...
tohiny
novalian'i lanah13 ny 20/09/2005 06:07
jajaf401
(
12/09/2005 18:48)
Tokony ho reviser-na amizay
Raha ny toe-tsaina sy ny fandrosoana misy amizao aloha de efa tokony ho revisé-na ny sasan-tsasany amin'ny lalàna eto @ tany sy ny fanjakany eh!
Ny violance ohatra tokony ho deliberé raha ohatra k...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2005 19:39
bichette
(
12/09/2005 14:57)
NEMS
Ahoana ny fanaovana nems ry namako isany ? dia inona avy no tena atao ao anatiny azafady ? Niverina nijery ilay lohateny (voalohany indrindra hatramin'ny niforonan'ity lohahevitra ity)hoe nems sy samb...
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 07/12/2005 03:26
notron
(
12/09/2005 13:10)
Fandriampahalemana
Ao am-pianarana.
- Hono ho aho ry Ikoto, avy aiza ny teny hoe FANDRIAMPAHALEMANA?
- Ny niavian'io Ramose de avy @ FANDRIANA + LEMANA...
tohiny
novalian'i Veloo ny 15/09/2005 16:56
xxx
(
12/09/2005 13:08)
tononkalo ny noely oo
slt doly oo ! sao re mba misy manana tonokalo am teny gasy azo atao am noely ho any ankizy o ! hisaorana mialoha ! izay mandray anjara ! d mirary soa !:D...
tohiny
novalian'i gasitiako ny 11/10/2005 10:30
mandrindra
(
12/09/2005 09:57)
Tranga US Open 2005
Nijery ankatoky ny famaranana US Open vehivavy aho tamin'ny zoma teo.nifandona tamin'izany i Dementieva sy pierce. Ny zavatra nahavariana ahy dia isaky ny fialantsasatra kely dia omena sachet feno gla...
tohiny
novalian'i hesham ny 24/09/2005 23:36
jentilisa
(
12/09/2005 08:23)
fivavahana sy politika
araka ny hevitrareo, mifampiditra loatra ve ny politika ny ny fivavahana eto Madagasikara?...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 15/09/2005 08:03
kanja7
(
11/09/2005 09:26)
vehivavy manao paozy(ménaupose)!
za ry zalahy tia vehivavy efa eo amin ilay maha manaopaozy azy a!amn zay na atao daholo ary ny paozy rehetra tsisy zandriny tsony farakely!ary lisany?...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 29/09/2005 17:45
xxx
(
11/09/2005 08:26)
ahoana ty kolonel sy general nanondina ny volan'ny rese
tena mba tsy lasa kosa aloha e , aiza ve ka efa ela anie zany no nitranga e , ary ny tena masosotra @ izy ty dia nisy mihintsy KOLONEL iray nanangana societe na transport...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/09/2005 05:58
tsangana
(
10/09/2005 19:12)
serasera in english
Koa satria efa miparitaka ny malagasy ary efa maro no monina any amin'ny tany mampiasa teny anglisy,dia tsara raha mba misy toerana eto ammin'ity fihaonana ity.
Misaotra e...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 02:17
Kotity
(
10/09/2005 12:08)
tianareo ve raha...?
tianareo lehilahy ve raha fantatrareo amin'ny antsipirihany daholo ny zavatra rehetra ataon'ny vadinareo?...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 28/09/2005 23:45
hery
(
10/09/2005 12:01)
Fitsipi-pifehezana
Miarahaba ny rehetra.
Azontsika jerena akaiky ao amin'ny vavahadin'ny serasera ny fitsipi-pifehezana ankapobeny eto amin'ny serasera.org. Raha misy fanontaniana dia afaka manoratra aty aminay
http:/...
tohiny
Kotity
(
10/09/2005 11:57)
tianareo ve raha...?
tianareo lehilahy ve raha fantatrareo amin'ny antsipirihany daholo ny zavatra rehetra ataon'ny vadinareo?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 15/09/2005 17:34
fisher
(
10/09/2005 05:48)
mila fanampiana avy @ nareo
Ahona no andraisanareo olona iray (vehivavy) tia ho olona iray, kanefa ity farany tsy d mirara firy(ilay lehilahy). Noho ny taty aorina anefa ity viavy d niaraka @ cousin'ilay lehilahy tiny. Inona no ...
tohiny
novalian'i lilbon ny 16/09/2005 04:01
Herimiafina
(
10/09/2005 04:59)
Antony tsy mampaharitra ny fananana iombonana
Tsy fantatro fa olona 1 anatin'ny 2 fantatr'i Herimiafina no manana ilay mokondoha hoe ''tsy fananako, tsy an'ny Ray sy Reniko ity ka tsy raharahiako na simbana aza''.
Tsy ananany hasina ny fananan'o...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 23/09/2005 22:24
jajaf401
(
10/09/2005 04:35)
REMERCIEMENT HO AN'NY ZANAHARY
Manasa antsika jiaby samy hanaraka fa ny zava-bitan'ZANAHARY no hasiana fisaorana tsi-1-1
De miangavy isika hanome sopapa marina fa mety tsy ho feno ny eto, Fa rendez-vous @ génèse 8080
T@ andro ...
tohiny
novalian'i jajaf401 ny 14/09/2005 20:00
Herimiafina
(
10/09/2005 03:14)
Ohatrinona ny vola laniana amin'ny mariazy?
Tena vaky ny lohako ry zareo fa na dia tsy mbola hita aza izay ho vadiana dia efa lasa sahady ny fisainako hoe ôtrinona no ho laniana amin'ny mariaziko any aoriana any (actualisé).
Ny sipa sy ny ...
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 06/12/2005 00:22
rijatsif
(
09/09/2005 23:01)
Indray andro hono!
Tonga avy nianatra i Lita kely, gaga izy nahita ny reniny mbola eo am-pandriana ihany fa tsy nanao ny raharaha fanaony andavan'andro.
[u]Hoy i Lita kely:[/u] ÓÚæÏ ÈÑÞíÉ ÊåäÆÉ áÝÎ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/10/2005 20:31
xxx
(
09/09/2005 15:03)
REHEFA TENA TIA VE DIA MAINTSY MANDEFITRA
Refa tena tia ve dia tsy maintsy mandefitra?...
tohiny
novalian'i tojo007 ny 29/10/2005 11:23
