ahoana ty kolonel sy general nanondina ny volan'ny rese

1. xxx ( 11/09/2005 08:26)
tena mba tsy lasa kosa aloha e , aiza ve ka efa ela anie zany no nitranga e , ary ny tena masosotra @ izy ty dia nisy mihintsy KOLONEL iray nanangana societe na transport mianatsimo ao fa vetivety teo i lery dia nahazo minibus sy minicar betsaka , nefa 504 iray ny azy taloha , fanalana baraka andravalo anie zao e
novalian'i xxx ny 22/09/2005 05:58
2. jajaf401 ( 11/09/2005 09:12)
tsy vao zao ange zany eh! ary zay ny andrasana an'lahy ho tonga eo , zany hoa ilay fahitana fa tsy mety ny zavatra hoatr'zany!=D=D=D=D
3. jentilisa ( 12/09/2005 06:23)
izay moa ilay nitakiana ampamoaka taloha?
4. mandrindra ( 12/09/2005 11:00)
asio anarana sy porofo e !!
5. Herimiafina ( 12/09/2005 23:57)
Tsy dia azoko loatra ilay fiandohan'ilay resaka fa izao fotsiny no azoko tenenina.à
Inona no zavatra tsy mety amin'izany (ou est la malhoneteté la dedans?).
Satria amiko raha de façon honnete ilay izy dia tsy quoi. Toa efa nisy lalàana mantsy raha tsy diso aho na derogation hoe mahazo mano opérateur économique privé ny mpiasampanjakana, na afaka miasa ivelany hitadiavambola sady efa andron'ny PPP (partenariat public-privé) koa moa izao dia mety tsy quoi.
Tsy haiko an, hitsio aho raha diso.
6. fijo ( 15/09/2005 21:33)
herimiafina,tsy mamaky gazety ise,fa ilay izy dia izao.nisy manamboninahitra nanodinkodina volan'ny tafika.ka izay le olana.
7. Herimiafina ( 15/09/2005 22:19)
Hay, raha izay indray dia tena ratsy be mihintsy an.
Mahatsiravina mihintsy ny maheno an'izany, za rahateo efa niheritreritra foana hoe fa inona moa no ilana an-dry zalahy ireny e.

Ny tafika tokony ho gendarnes sy pompier ihany sisa fa ireo ihany no mba misy ilavana azy.
8. fijo ( 16/09/2005 20:38)
tsy hoe tsy hilaina ny tafika,fa ny tsy mety dia ny mametraka azy eny amin'ny toerana tokony hisy ny civily
9. xxx ( 22/09/2005 05:58)
mandrindra : ny porofo angamba dia mandehana ise eny @ fasan'ny karana dia jereo fa misy koperative hoe BANDE BLEU mandeha mianatsimo , dia jereo hoe iza no tomponandraikitra ao fa tonga dia mora fantatra ,ilay zanany miavona sady mizesta be @ MB 250 , ary zay no tena mandreraka @ ilay izy , talohan'ny 2002 ry zareo dia zara ra nanana minibus iray na roa fa avy eo tonga dia nirongatra be tampoka teo , hay volan'ny reserviste no naodina , tsy rariny e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2275