Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fisher, milahatra araka ny daty
fisher ( 28/04/2007 17:51)
tambitamby
mba mangataka anlé hiran'Bessa "tambitamby" anG é!!! Msotra mandefa ahy io o.... tohiny
fisher ( 21/10/2006 17:01)
hafa iany ny téo aloha
ManD nrésaka fifidianana. Misy 14 mianadahy mianaka iz réo no nilatsaka ho fidina: ao ny olona manana diplômatia, ao ny olona tsotra, ao iany koa iréo mptondra fivavahana... Samy manana ny téna... tohiny
novalian'i vale ny 22/10/2006 14:43
fisher ( 18/10/2005 16:30)
Akamantatra e!
inn ary zany : "ny velona milanja ny maty ary ny maty milanja ny velona" ô:?::?::?::?: =))zany d tsy hainy o=))=))=)) az mbola miteny aloha le mahay fa tssssss:-$... tohiny
fisher ( 06/10/2005 16:18)
mba ampio e!
Mba andefaso le hiran'i Bodo "mba ento aho" iny anie za fa tsy misy an'io ato @ tonokira azafady! Misaotra mialoha an'ireo zay hamaly sahady ny antso o!:wink:... tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2005 19:36
fisher ( 10/09/2005 05:48)
mila fanampiana avy @ nareo
Ahona no andraisanareo olona iray (vehivavy) tia ho olona iray, kanefa ity farany tsy d mirara firy(ilay lehilahy). Noho ny taty aorina anefa ity viavy d niaraka @ cousin'ilay lehilahy tiny. Inona no ... tohiny
novalian'i lilbon ny 16/09/2005 04:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075