tononkalo ny noely oo

1. xxx ( 12/09/2005 13:08)
slt doly oo ! sao re mba misy manana tonokalo am teny gasy azo atao am noely ho any ankizy o ! hisaorana mialoha ! izay mandray anjara ! d mirary soa !:D
novalian'i gasitiako ny 11/10/2005 10:30
2. mangidy ( 12/09/2005 20:31)
Tonga ny noely
fety maminay,
izahay zazakely
falifaly indray.

Jesosy mpamonjyno teraka anio
Raiso ny foko sasao mba hadio
Andro noely no atao famonjena
Inty aho ry tompo fa manolotena.

Arahaba ry Ray @ndreny
Arahaba ry zoky sy zandry
Arahaba no voalohan-teny
Fa ny saina tsy mety ho tafandry.



3. mangidy ( 12/09/2005 20:32)
Tonga ny noely
fety maminay,
izahay zazakely
falifaly indray.

Jesosy mpamonjyno teraka anio
Raiso ny foko sasao mba hadio
Andro noely no atao famonjena
Inty aho ry tompo fa manolotena.

Arahaba ry Ray @ndreny
Arahaba ry zoky sy zandry
Arahaba no voalohan-teny
Fa ny saina tsy mety ho tafandry.



4. xxx ( 13/09/2005 07:10)
teraka jesosy
tao antranon'omby
bobaka ny sosy
kibonay tsy homby
5. mangidy ( 15/09/2005 22:24)
Tonga ny andro firavoravoana
Ka faly sy mihoby ny mponina an-tany
Daty malaza tsy maintsy ho tsaroana
Arahaba ary isika fa tratran'izany

6. gasitiako ( 11/10/2005 10:30)
ieny ooooooooo

ny noely re ro tonga
falifaly ny kilonga
satria krisimasy
hinanana ny mofogasy

za tsy hanao tsianjery
fa ilay zaza vao teraka tsinona mijerijery
sa ho tohizako ihany?
ny mofo tsinona mbola tsy lany
mety ko nge raha hampinareo vatomamy
de ataoko sesilany
ka hanakoako eran-tany
fa ny mpamonjy zany tonga zany

aleo ajanoko hatreo
satria fantatro ianareo fa tsy leo
satrinareo aza moa e, kony e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6484