Liste des messages
Liste des messages, inserés par gasitiako, par ordre de date
gasitiako
(
30/11/2005 12:29)
BEVOKANAO AHO
Niaraka hono ny vitsika sy ny soavaly tany anaty ala, torana tampoka anefa ilay soavaly lahy, fa naninona tampoka teo ary ?!!!!! BEVOHOKANAO AHO hoy ny vitsika, tezitra ny soavaly ka tapakevitra ny ha...
suite
répondu par Veloo le 05/12/2005 17:08
gasitiako
(
30/11/2005 11:35)
dans une biblio
Une blonde erre dans les rayons d'une bibliothèque.
Une autre blonde (employée de la biblio ) veut lui venir en aide et lui demande ce qu'elle cherche :
- Je voudrais un livre ...
- De quel au...
suite
répondu par Veloo le 07/12/2005 18:48
gasitiako
(
30/11/2005 10:49)
olombelotsiakoho
niala vao maraina be tao an-trano za indray andro zay, vao haingana io, poritra mafy te hikapa ranony nefa za, tsy nahita coin fa voatery nitifitra poto, tonga tampoka anefa ireny le police communale ...
suite
répondu par Veloo le 04/12/2005 01:37
gasitiako
(
23/11/2005 12:01)
prof be gesta
tany @ EPP tany ambanivolo no niseho tantara
nisy minisitry ny fampianarana tonga nitsidika tao @ le EPP,
de sady mandeh ihany resaka, de nanontany ny tompon'andraikitra le minisitra avy eo
hoe:...
suite
répondu par Veloo le 29/11/2005 18:14
gasitiako
(
23/11/2005 11:56)
bandy taraiky
Nisy bandy taraiky tany Tsaralalana indray alina. Lany vola ilery ary 500ar sisa tany ampaosiny, tsy afaka nody izy fa niandry maraina, ary nandeha naka makorela amin'ity vola dimanjato. Nanaiky ary a...
suite
répondu par Veloo le 29/11/2005 18:16
gasitiako
(
23/11/2005 11:55)
Masin-dahy Pierre
Nasain'i Saint Pierre tany an-danitra hono ity lehilahy mba hisakafo. Dia hoy izy : tsara tarehy daholo ny sipa aty ry St Pierre. ie hoy StPierre. Dia nisakafo ry zareo dia voky de te hi pipi hono ila...
suite
répondu par Veloo le 29/11/2005 18:17
gasitiako
(
23/11/2005 11:54)
Hay ve ka mpisipa ireo e, iza no mahalala
nanao tao ambony rihana hono Pasitera sy dorkasy iray nefa ny dorkasy rehetra mivory ao ambany rihana. Teo am-panaovana iny indrindra, nianjera tampoka ny plafond ary nianjera teo ampovoan-trano tao a...
suite
répondu par Veloo le 02/12/2005 17:11
gasitiako
(
23/11/2005 11:53)
ampiasao ny loha
Mitady vady hoan'ny zanany vavy ity mpanjaka. Nilaza io zanany io fa izay mahay mampikiakiaka azy rehefa manao no tiany.
Nalaina i Goliata. Tsy nikiaka ra zazavavy.
Nalaina daholo izao olona matan...
suite
répondu par bozimanga le 07/12/2005 06:37
gasitiako
(
23/11/2005 11:52)
jeu de mots
Mba inverseo hoe VITSIKA-TORTUE:-vitsika en français
-tortue en malgache?ça donne quoi?...parce qe moi je sais pas...
suite
répondu par diamondra27 le 05/12/2005 19:28
gasitiako
(
23/11/2005 11:50)
fanenjika
nisy adala anankiray nitanon'andro teo antokontanin'ny teoram-pitsaboana iray; de avy eo nisy dokotera mpitsabo iray nandalo teo ankaikiny; tonga de nenjehin-drazoky le dokotera; taitra t@ izany koa i...
suite
répondu par Veloo le 24/11/2005 23:08
gasitiako
(
23/11/2005 11:49)
kilalaon-jaza
Nisy lehilahy iray sy vehivavy iray hono fony ry zareo mbola kely dia niara-nilalao. ny kilalaony t@ izany dia milalao foatra. lalaovin'ilay bandy @ fanondrony ny foatran-drazazavavy. rehefa samy lehi...
suite
répondu par Veloo le 02/12/2005 17:12
gasitiako
(
23/11/2005 11:47)
Fitsangananan'ny tena @ maty
Nanontany ity Hotesse tao anaty fiaramanidina
- Iza no mino ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty
- Izaho, izaho mantsy Pasitera
-Hay Tsara izany, tsy ampy iray mantsy ny elon'aina ao dia ianao no...
suite
répondu par ari.malala le 25/11/2005 07:04
gasitiako
(
23/11/2005 11:46)
enina ny tongony
Sendra mbola teo am-pandriana ramatoa niaraka tamin' ny sipany no niditra avy any ilay vadiny mamolava tsy nampoizin-dRamatoa mihitsy.Ilay rangahy anefa tsy nahatsikaritra n' inon' inona fa tonga dia ...
suite
répondu par Veloo le 24/11/2005 23:16
gasitiako
(
23/11/2005 11:43)
adala
misy adala roalahy (Balita sy Zefa) sendra tafaraka teny andala, dé i Balita nahita vakim-pitara kely tamin'ny tany dé noraisiny dé oy izy nijery ilay fitaratra:"Ary fantatro ity olona itako amin'n...
suite
répondu par ari.malala le 25/11/2005 07:06
gasitiako
(
22/11/2005 11:07)
avelao mba ho lasa bavy
ty kosa aloha tsy blagy e, fa tantara tena nisy, ny fanontanina de we raha nareo no teo @ toerana de inona no nataonareo ?
ity ary le tantara, sokafy tsara ny tsetsina rehetra, hay moa mamaky fotsiny...
suite
répondu par gasitiako le 28/11/2005 13:52
gasitiako
(
18/11/2005 14:22)
baombao lela
nisy kôfa iray tambawax niakatra ville fa hianatra eny @ anjerimanontolo, mba nidina tany an-tanindrazana lery nony vacances, taratara be t@ lery dhl ny sipan'ny tanàna fa mba étrange hono lery e, ...
suite
répondu par gasitiako le 30/11/2005 12:34
gasitiako
(
17/11/2005 14:27)
fourmi
nisy frantsay sy angalisy niara niditra restaurant, niray latabatra, samy nandeha ny commande ka ny an'ilay angalisy no tonga velohany, nisy vitsika ary le izy de hozy le frantsay hoe "fourmi", tezitr...
suite
répondu par Veloo le 18/11/2005 21:03
gasitiako
(
17/11/2005 14:26)
fourmi
nisy frantsay sy angalisy niara niditra restaurant, niray latabatra, samy nandeha ny commande ka ny an'ilay angalisy no tonga velohany, nisy vitsika ary le izy de hozy le frantsay hoe "fourmi", tezitr...
suite
répondu par Veloo le 18/11/2005 21:03
gasitiako
(
17/11/2005 14:23)
mpisipa milay
nisy mpisipa tany ambanivohitra, namonjy bal, nony tonga ny t@ 12 alina de nilaza te hatory le jôba, de naterin'ilay kôfa tao @ trano fatoriana iray zay efa be mpatory be satria efitrano iray malala...
suite
répondu par Veloo le 20/11/2005 22:09
gasitiako
(
17/11/2005 14:19)
mpisipa milay
nisy mpisipa tany ambanivohitra, namonjy bal, nony tonga ny t@ 12 alina de nilaza te hatory le jôba, de naterin'ilay kôfa tao @ trano fatoriana iray zay efa be mpatory be satria efitrano iray malala...
suite
répondu par Veloo le 20/11/2005 02:30
