Masin-dahy Pierre

1. gasitiako ( 23/11/2005 11:55)
Nasain'i Saint Pierre tany an-danitra hono ity lehilahy mba hisakafo. Dia hoy izy : tsara tarehy daholo ny sipa aty ry St Pierre. ie hoy StPierre. Dia nisakafo ry zareo dia voky de te hi pipi hono ilay rangahy dia nanontany aiza ny WC dia hoy ST Pierre tsy misy izany WC izany aty fa ataovitaovy eny. Dia nataony. Dia hoy indray izy / Te hikapa aho st Pierre. Efa hoe tsy misy WC aty fa ataovitaovy eny. Nony vita ny kapa dia nanontany taratasy. Dia hoy St Pierre Tsy misy taratasy fa hongoty ny bozaka hifafana. Kanjo izy nanongotra bozaka iny no nisy namely tehamaina. Taitra Razoky, hay nofy daholo ilay St Pierre teo fa nofelahan'ny Vadiny ny tehamaina izy no niteny ny vadiny nanao hoe : Hamanizan-tena ny fandriana, tsy dia maninona, hangerezan-tena ny ondana, lefitro ihany fa ny voloporiko kosa aza hongotrongotana, hay ny voloporin'ny vadiny no nongotan-drazoky ilay izy nasain'ny St Pierre nanongotra bozaka hifàfàna iny
répondu par Veloo le 29/11/2005 18:17
2. gasitiako ( 23/11/2005 11:59)
ialana tsiny ry reto raha mivantambatana fa tsy mahita teny malagasy madio mahasolo azy za e, mba ahitsio nareo raha mahita e, na za ary mba tsy te hanoratra an'io, zany akia ry bavy malala isany a, kany an, ataoko bisous mitsôtaka be daoly nareo e
3. rachid ( 23/11/2005 12:07)
kay le ty e efa lasa lavitra kosa zany ,
mety nary angamba
4. gasitiako ( 23/11/2005 12:29)
lasa lavitra @ inona less ry rachid, za less mbola ity eto foana a
5. ari.malala ( 23/11/2005 12:31)
:roll::roll::-D:-D:-D
6. mamzelkely ( 23/11/2005 12:58)
mhhhhhhhh mivantana marina izy zany a:-D
7. sonwin ( 23/11/2005 13:56)
ha ha ha:-D:-D, ataovy hoe volom-pivaviana amin'ny manaraka e:-D
8. ravakamalala ( 23/11/2005 15:00)
sonwin >=))=))=))
9. mamzelkely ( 23/11/2005 15:11)
marina zany:-D:-D
10. xxx ( 23/11/2005 15:13)
tsy azoko mihitsy izany le fatoriana - rehefa avy manao maloto eny amin'ny ondana ve de lasa mitady bozaka ary amin'ny dezaka ary? sa mifamototra rehefa matory le?

ary ato amin'ny serasera ato dia misy zaza zatra milalao maloto mihitsy an 8) 8)
11. mamzelkely ( 23/11/2005 15:49)
louza e:wink::-D
12. Mifenty ( 23/11/2005 15:52)
jereo kosa ny rakibolana fa tsy miteny maloto zany i gfasitiko eh;
13. danibe ( 23/11/2005 20:36)
Mifenty, ka tsy ny tany anie no fady fa ny vavam-bahoaka e! tsy ny maha ao anaty rakibolana azy no maha teny ratsy azy na tsia fa ny saina izay mandray sy ny culture izay iainana. iza ary no sahy hilaza fa tena tsy teny ratsy izany ao @ fiarahamoniny?
14. Veloo ( 24/11/2005 00:07)
15. fiaritiana ( 24/11/2005 00:59)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. gasitiako ( 24/11/2005 09:00)
ka omeo ary le voambolana mazava sady tsy ratsy ry danibe a, izany nge tadiavina, @ manaraka aloha zany de volom-pivaviana no ampiasaina mandrapah
17. xxx ( 24/11/2005 09:06)
ary ny zanak'i mifenty zany tsy ho teneniny raha miteny @ vadiny we ny volom---- an'i neny ongoty :-D :-D satria ao anaty raikibolana daholo ireo teny ireo!:-D :-D
18. mamzelkely ( 24/11/2005 12:11)
:-D:-D
19. Mariano ( 24/11/2005 16:15)
aza mba zimbazimbaina kely ny olomasinay an
20. Veloo ( 24/11/2005 22:50)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.102