Hay ve ka mpisipa ireo e, iza no mahalala

1. gasitiako ( 23/11/2005 11:54)
nanao tao ambony rihana hono Pasitera sy dorkasy iray nefa ny dorkasy rehetra mivory ao ambany rihana. Teo am-panaovana iny indrindra, nianjera tampoka ny plafond ary nianjera teo ampovoan-trano tao ambany rihana izy roa niboridana. Hoy Pasitera : "Avy any an-danitra ny fiavihako ary mbola any ny fitafiako".
novalian'i Veloo ny 02/12/2005 17:11
2. ari.malala ( 23/11/2005 12:29)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dary le sipa?
3. gasitiako ( 23/11/2005 12:32)
ka i pasitera nge ari no nisolo vava azy e
4. ari.malala ( 23/11/2005 12:36)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. lapino ( 23/11/2005 12:37)
Ny vavany tsinona efa voatampin'i pasitera?
6. mamzelkely ( 23/11/2005 13:01)
:oops::lol::-D:-D
7. diamondra27 ( 23/11/2005 13:41)
gasitiako: miala tsiny raha somary corrigé-ko kely le blague

hoy le pasitera:"avy any andanitra any no fihaviako ary hadino any ny fitafiako"
de iny izy no lasa
8. sonwin ( 23/11/2005 14:00)
dia hoy ilay sipa nanohy: " avy eto ambany ny fivaviako, ary any ambony ny fitafiako" dia iny koa izy no lasa
9. sonwin ( 23/11/2005 14:01)
dia hoy ilay sipa nanohy: " avy eto ambany ny fivaviako, ary any ambony ny fitafiako" dia iny koa izy no lasa
10. fiaritiana ( 23/11/2005 14:15)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. jentilisa ( 23/11/2005 14:41)
tsy ny pasitera mihitsy no hiaraka "hivory amin'ny dorkasy fa ramatoa noho izany na blagy aza tokony ho tezitra ramatoa nahita ny zavatra! lasa tsy nampihomehy ahy ilay izy fa toy ny fitiavan-kanaratsy!
12. ari.malala ( 23/11/2005 14:53)
tonga nday ny ts mahay mandary zavatra @ lafiny maha blag anazy, zay ranga himeme fôna a :-D:-D:-D:-D:-D
13. mamzelkely ( 23/11/2005 15:12)
sonwin< enao ty tena tsssss=))
14. diamondra27 ( 23/11/2005 15:41)
sonwin: tena zay mitsy le izy fa adinoko le dorkasy koa niala pas fa toa hoy izy hoe adino any ny slipoko :lol::lol::lol::lol::lol::lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. Mifenty ( 23/11/2005 15:45)
>>jentilisa

d mbola tezitra aveo ramatoa ka hoy indrindra izy
"lasan'ikalaratsy ny filahiako, ary mangasihasy ny fivaviako" de iny izy no lasa.
16. mamzelkely ( 23/11/2005 15:51)
:-D:-D
17. jennifer2 ( 24/11/2005 00:40)
Ny blag-nareo tena tsssss.... mba ovay tsaratsara e. Tsy mampihomehy anay zany.
18. fiaritiana ( 24/11/2005 00:48)
io àry no hitany koa atao ahoana!asio tsiky ihany na de izany aza e!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
19. ari.malala ( 24/11/2005 07:03)
ra mahita tsara ranga nareo d mba mitondrà eto fa toa manaratsi fts no adinareo zany kle; zay himeme foana fa mammpime b le izy :-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))=))=))=))=))
20. Herimiafina ( 24/11/2005 07:06)
Ary otsan,ny fantatro zany hoe ra-gasytiako ty e, ngo de le bandy akamako tany Jangila izay klé, hehe:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.182