Hay ve ka mpisipa ireo e, iza no mahalala

21. gasitiako ( 24/11/2005 09:04)
ny fandraisana anjara no zava-dehibe, raha tsisy an'io tsisy hovakina, babangoana be ato, afaka tsy mamaky enao raha tsy tinao nge le izy refa voavakinao e (hehehe), aiza ary ra jentilisa izany, any ivelan'ny fiangonana ve nareo de tsy mahita e, mpiara mivory mintsy ny mpitandrina sy ny dorkasy ry jenti a
22. mamzelkely ( 24/11/2005 12:09)
ataovy fôna zay mahita kambony fa mampime fôna zay mipotra eto klé:-D
23. Veloo ( 24/11/2005 22:53)
:-D
24. gasitiako ( 25/11/2005 13:04)
ao ary fa tsy hametraka intsony za ry jennifer, noho enao manokana zay atakaloko ny besinimaro, fa hira indray no hataoko ka henoy eto an, zay f'aza malahelo akia, ary mba fafao moa io ranomaso io, izy kooooooooo, antsôna le
25. Veloo ( 29/11/2005 18:17)
:roll:
26. mimiso ( 29/11/2005 18:46)
De aôna hoy ny dôrkasy nivory????
Nidanaka be zareo fa nahita filina tsy andoavam-bola :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
27. lapino ( 29/11/2005 19:27)
:-D:-D
Sinemà direkta
Ka manadala ny spekta! :-D:-D

(hiran'iza àry moa izay kle?!)
28. Veloo ( 02/12/2005 17:11)
mimiso :-D:-D:-D:-D
lapino tsy aiko :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2615