kilalaon-jaza

1. gasitiako ( 23/11/2005 11:49)
Nisy lehilahy iray sy vehivavy iray hono fony ry zareo mbola kely dia niara-nilalao. ny kilalaony t@ izany dia milalao foatra. lalaovin'ilay bandy @ fanondrony ny foatran-drazazavavy. rehefa samy lehibe ry zareo dia nihaona ka nifampiresaka fa hanao ilay kilalaony fahiny. milalao foatra @ fanondro io.
sady nikonaina anefa ravehivavy no niteny hoe: tsy ny foatrako intsony ange zany lalaovinao izany e. dia namaly ralehilahy hoe: tsy ny fanondroko intsony koa ange izany milalao azy izany e
novalian'i Veloo ny 02/12/2005 17:12
2. ari.malala ( 23/11/2005 12:54)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. mamzelkely ( 23/11/2005 13:06)
=))
4. diamondra27 ( 23/11/2005 13:51)
ka mba nanao capote ihany ve aloha le zalahy e! sida nge zao tena mamely e, mba mailo ihany hoe raha hitanao lery
5. Maheriloha ( 23/11/2005 13:53)
Nga izany raharahiana intsony rehefa tery
6. sonwin ( 23/11/2005 14:33)
lalao no atao e :-D
7. mamzelkely ( 23/11/2005 15:14)
de sô de lasa lalao ratsy kouuuuuuu:-D:-D
8. Mifenty ( 23/11/2005 15:47)
tsy azoko oe aiza ho aiza no tokony hiditra le resaka kapoty sy sida amin'ilay kilalaon-dry zareo.

Samy tsy misy maso tsinona na ny foitra na ny fanondro ka samy tsy nalalala kou
9. ari.malala ( 24/11/2005 07:06)
f'hita wa ry mifenty :-D:-D:-D:-D:-D:-D
in aky no lalao ratsy ry mamzelkely?
10. diamondra27 ( 24/11/2005 07:43)
mifenty: sao kosa ary enao mbola mineur tsy mahatakatra ny tian'ny gasitiako tenenina @ le blagy

refa tsy fotra sy fanondro tsony no milalao de inona ary le izy? raha tsy le ambany faotra.Ka refa io no ampiasaina de miaro tena no atao fa sao tratry ny aretina MST na sida
11. Mifenty ( 24/11/2005 08:30)
minéra marina aho ka tena tsy azo tsy araka tsy hay ny tian'ny mpanoratra lazaina;


Lalao lé nevérako anle izy fa tsy aretina kou
12. fiaritiana ( 24/11/2005 08:56)
mazava be anie io e!
13. diamondra27 ( 24/11/2005 09:05)
:oops::oops::oops::oops:
14. gasitiako ( 24/11/2005 11:43)
tohizo ny adihevitra ry reto a, lalao manitan-tsaina io, fa mankany @ tsara fa tsy le neritreritanareo an
ity ary e, nisakafo izy mianakavy indray hariva, de hozy le bandikely tia manao ankamantatra, inona ary no ao anelanelam-peko ô, tonga de tezitra be ny reniny, zaza maditra tsy vanona, mba enao hendry fa tsy miteniteny foana io, de hozy le bandikely, tongon-databatra nefa a, de mbola naveriny indray le fanontanina, inona ary no ato anelanela-peko ô, namaly ny zandriny vavy, tongon-databatra, de hozy le bandikely : diso, nefa le noeritreretinareo t@ voalohany satria efa nesory tsy nisabaka ny tongon-databatra intsony ny tongony
15. mamzelkely ( 24/11/2005 12:02)
:-D:-D
16. Veloo ( 24/11/2005 23:11)
:roll::{
17. ari.malala ( 25/11/2005 07:02)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
18. Mael ( 29/11/2005 13:26)
lalao mapidi-doza ny an'lah ko lé, resa poitra lasa resaka fanamboarana zazkely, kiiiiiiii8-)
19. Mael ( 29/11/2005 13:45)
lalao mapidi-doza ny an'lah ko lé, resa poitra lasa resaka fanamboarana zazkely, kiiiiiiii8-)
20. gasitiako ( 30/11/2005 11:11)
ngah de niafara t@ zany izy io ry Mael klé, ka lahy sa vavy hono
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5519