NEMS

1. bichette ( 12/09/2005 14:57)
Ahoana ny fanaovana nems ry namako isany ? dia inona avy no tena atao ao anatiny azafady ? Niverina nijery ilay lohateny (voalohany indrindra hatramin'ny niforonan'ity lohahevitra ity)hoe nems sy sambos aho fa tsy nahita.
novalian'i jennifer2 ny 07/12/2005 03:26
2. booboo ( 12/09/2005 16:09)
mety aby refa potipotika motika masira kah.
raha tsy izay, coller-na @ lafarinina kely nafangaro t@ rano ilay sisiny reny refa avy nasesika tao ilay farce.
3. ftma ( 12/09/2005 21:15)
ny ahy rehefa manao nems dia toton-kena (hedasina kely aloha)afagaro @ tongolo maintso,karaoty nokikisana, pousse de soja, holatra (champignon)maina, asiana sira sy poivre ary curry, ilay famonosana vidiana congélé eny @ sinoa ireny no tena tsara amonosana azy sady efa misy sary mampiseho ny fomba famonosana nems na samosa
4. pika ( 13/09/2005 04:59)
lay fanamboarana ilay famonosana iny zany no mety blème kely raha te hanao fa ahoana no tetika hanaovana azy
ny ao antiny iny mazava
5. bichette ( 13/09/2005 06:13)
ftma > ilay karoty zany karoty manta no atao anaty nem? misy koa ilay asiana vermicelle dia manta sa masaka no atao anaty nem ? dia masàhan'ny menaka avy eo ? eo ny olana
6. chipie1 ( 13/09/2005 07:05)
ampangotrahana ilay vermicelle no fanaovako azy dia manta le karaoty iny fa tsy hatao betsaka tsy asiako curry asiana oignons tetehana madinika kely dia tongolo ravina sy coriandre tetehana madinika kou de ampina anireo lazainy ftma ireo ...:miam::miam:
7. sechat ( 13/09/2005 07:17)
ftma> Ny ahy ny hitiavako azy tongolo maintso (na oignon tetehina madinika) sy toton-kena fotsiny dia asiana poivre sy sira. Hafahafa be ilay misy karoty sns...

bichette sy pika> Misy paty efa vita azo vidiana.
Fa ny tsara manamboatra raha ohatra ka mahay na manana masinina.
Lafarinina, rano sy atody. Volavolaina tsara, avela hilona kely adiny 1 na 2 eo hoe. Fisahana amin'izay, atao somary lavalava, dia tapahina araka izay halavany tiana. Apetraho ao anaty lamba mandomando mba hiarovaz ny paty tsy ho maina mandrapaha-vitan'izy rehetra.
Alaina ny sarona vilany dia avadika eo ambony fatana. rehefa mafana tsara dia ampandalovina tsirairay eo ilay paty voatapaka. Apetraka 1 na 2 segondra eo ho eo mba ho maimaina, avadio dia ataovy ohatr'izay ihany, avy eo dia averina any anaty lamba mando. Vita izay dia afaka manisy ny sesika amin'izay.
Rano no ampiasaina hanakatonana ny paty rehefa voasesika (atao ohatr'ireny mampiasa lakoly ireny, hosorana rano amin'ny lohan'ny tanana ilay paty dia apetaka). Dia andrasana kelikely aloha vao endasina.

ouf! Mbola tantara be izany fa ny tena tsara ilay mihinana azy. :-D
8. sechat ( 13/09/2005 07:19)
hiarovana io azafady fa tsy hiarovaz ???
Azo atao ny manisy potika lafarinina eo ambonin'ny paty raha diso mando loatra.
9. bichette ( 13/09/2005 07:37)
:-*:-*:-* misaotra betsaka ry reto a !
10. mamzelkely ( 13/09/2005 09:47)
ny ana njay refa manao nem de zao:
atambatra ny totokena henakisoa na zay tianao, de asina fruit de mer (chair de crabe), de asina champignon noir, de asina patte blache, de truc vert (kotomila...) de atambatra amin'ny atody reo rht de atao anaty le fonosana efa vita (galette de riz), de endasina
de refa hinana azy de asina sauce: sauce d'huitre+ sauce soja + vinaigre kely de asina tantely...
andramo anie fa tena milay be io e..:wink:
11. kally ( 14/09/2005 08:41)
Ary ny ahy ry reto ilay nem mitera-menaka be mahakamo, efa apetraka ambony papier absorbant fa mbola mitera-menaka be ihany fa ahoana ny fanendasanareo azy, lasa kamo mihitsy aho ny farany nefa ilay eny @ mpivarotra ohatran'ny maimaina tsara.
12. bichette ( 14/09/2005 08:49)
kally ie fa ny fanaovan'ny sasany rehefa manendy anie aky asiana menaka kelikely fa tsy be loatra fa avadibadika ilay nems mba ho mendy ilay fonosana
13. bichette ( 14/09/2005 15:47)
inty hono reto a !
http://razafimalala.free.fr/Recette/SommaireRecette.htm
14. booboo ( 14/09/2005 16:11)
ny anà tsy endasiko fa ataoko anaty lafôro. Fa efa vita endy na masaka aby klou vô fonosiko.
15. ftma ( 14/09/2005 19:38)
kally raha ilay paty vidiana eny @ sinoa (congélé) dia tsy miditra mihitsy ny menaka fa maina tsara andraso fa jereko ny anarany,
atao anaty four ko izy tsara fa ela vao masaka.
sechat: ny karoty tsy atao betsaka fa mba atao haingony ka lasa mamimamy raha betsaka loatra.
hoan'ny olona tsy mihinana hena dia azo soloina ovy ny na toufou ny hena.
16. jajaf401 ( 14/09/2005 20:05)
refa tena mosary zahay de mba ho tonga hanoro ilay mba haihainay aminazy ty; fa ny potik'akoho glacé koa mety kle!:-D:-D:-D
17. kally ( 15/09/2005 07:48)
Ka ilay vita eny @ sinoa mihitsy no novidiako fa dia asa na nahoana loatra angaha, andeha handramako io atao anaty lafaoro io, dia atao ahoana tsara?Atao ambony plaque fosiny ve sa ahoana? Ny paty ao mbola feno fa dia kamo aho noho io antony ery ambony io.Dia firy mn sy firy ny hafanana? Misaotra e!
18. booboo ( 15/09/2005 08:37)
ny anà ataoko Th 6 dia 20min aby lafiny iraika sy iraika @ zay samy dorés tsara aby. Tonga dé eo ambony plaque fotsiny kah
19. bichette ( 15/09/2005 09:07)
kally sy booboo, misy karazany 2 koa raha tsy diso aho ilay pate any am sinoa
20. booboo ( 16/09/2005 10:52)
bichette > hihiii aty aminay paumé lôtra dé tsisy sinoa mivarotra an'ireny fa resto ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1461