NEMS

21. kally ( 16/09/2005 14:57)
Inona sy inona avy ry Bichette dia iza no tsara?
22. adidy ( 16/09/2005 16:09)
Iza no manana ny proportion fanaovana ilay saosy ohatra ny an'ny sinoa hihinanana an'ilay nem. Lasa orange mamimamy hafahafa iny? Nanandrana aho nampiasa sauce soja+ voasary makirana+ rano+ siramamy fa ilay proportion angamba no tsy ao tsara?
Ary ahoana ny proportion fanaovan'ny gasy an'ilay pate fonona nem amidy any an-tanàna ilay manify be ireny?
23. boubounezy ( 24/10/2005 11:40)
misy sauce amidy any @ chinoia fa matsatso bé ny lokony adiniko ny anarany fa tsy lé sauce poisson akory. iny no vidinao dé asinao vinaigre sy sucre dé carotte manta kely2 dé izy. ny fanaovana lé pate nem indray dé itrany manao crêpe iany fa somary maranoka koukou dé erany sotro finanana dé ampy. aparitaka tsara ho feno ny lapoaly.


adidy:

Iza no manana ny proportion fanaovana ilay saosy ohatra ny an'ny sinoa hihinanana an'ilay nem. Lasa orange mamimamy hafahafa iny? Nanandrana aho nampiasa sauce soja+ voasary makirana+ rano+ siramamy fa ilay proportion angamba no tsy ao tsara?
Ary ahoana ny proportion fanaovan'ny gasy an'ilay pate fonona nem amidy any an-tanàna ilay manify be ireny?



24. pika ( 19/11/2005 04:27)
sechat sy bichette vao avy nanao aho omaly fa nety ka dia misaotra
25. jennifer2 ( 07/12/2005 03:26)
hoy bichette:
inty hono reto a !
Jereo eto

Merci akia fa tsy sakafo irery no hitako tao fa zavatra mahasoa sy manampy be de be a! tsara le site hitandry io. misimisia ny ohatran\'zany fa manampy tsara e!

De eo aloha omeko :*:* njy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3139