Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
titinne
(
09/09/2005 10:10)
PAZZAPA
miarahaba antsika rehetra e!
Mba te hiresaka kely momba ny pazzapa aho fa toa zary resaka mampifanolana ny maro izy ity tato ato.
Ekena fa fa fitandrahana mpanakanto ilay lalao fa raha amiko manoka...
tohiny
novalian'i RADOUXE ny 29/09/2005 14:51
Herimiafina
(
09/09/2005 03:58)
Mahaiza mankasitraka ny tenanao.
Maro ny olona mipetrapetraka miafinafina, nefa manana traikefa varatra be azo zaraina, manana compétence favy be ary manana toetsaina mampandroso.
Miafinafina izy ireny satria matahotra ireo tsike...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 14/10/2005 01:53
Herimiafina
(
09/09/2005 03:52)
Raha tafita tsy voatery manindry foana.
Rehefa misy kofboay na sipa tafavoaka ka lasa baibla be dia tonga dia misy mialona tsotra izao tsy amin'antony.
Matetika anefa dia noho ny éducation azony dia tsy mba manana izany toetsaina manindry...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 22/09/2005 18:11
nanourand
(
09/09/2005 01:06)
Tsy azoko mihitsy
[b]Sali dôly[/b]
I Lita kely mitsikilo eo @ lavakin'i fanalahidy :
- [i]Tsy azoko mihitsy!! ... i Neny no mitsetritra dia i dada no milaza fa tsara :-@[/i]...
tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 21:32
Herimiafina
(
08/09/2005 22:22)
Olana mateti-pitranga eo amin'ny resaka fiterahana any Dago.
Zavatra iray mahagaga ahy tokoa ity ry zareo.
Maro ireo tanana any ambanivohitra any no be ny sarotimpiterahana sy maty zanaka na maty tena satria tsy manantona ny mpampivelona sy ny mpampiteraka.
...
tohiny
novalian'i pitchou ny 26/09/2005 23:32
jajaf401
(
08/09/2005 19:14)
Rotsaka
Faly miarahaba antsika rehetra alou!!
Rotsaka = resaka!
Inty aloha misa blagy tena marina io ah:
ilay izy fialana pas fa tsy tena afa-niala ilay rangahy!
Raha nitondra kisoa teny an-dalana izy de ...
tohiny
novalian'i jajaf401 ny 11/09/2005 04:01
diamondra27
(
08/09/2005 17:01)
orakla gasy
hono ho'aho mba tadidinareo ve le boky kely taloha ny lohateniny de hoe"orakla" de misy fanontaniana tao anatiny sy misy valiny milaza ny hoavinao, tena resaka gasy be le izy an! misy hoe alakaosy sns...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2005 11:42
xxx
(
08/09/2005 12:52)
LOGICIEL LIBRE:Linux ;Inux....
Manaoana tompoko!
Mba tia anontany aho hoe fantatrareo ve ny momba ireo [b]logiciel libre[/b] izay efa mihamaro izao ny olona manaparitaka azy? Lazao anay izay mety ho [b]tombotsoa[/b] azo na koa ny ...
tohiny
novalian'i zakony ny 23/09/2005 09:48
mandrindra
(
08/09/2005 10:03)
Normal
Saika teny henoko isanndro izy io. Normal iny, tsy normal iny; norma izany, tsy normal izany. Ampiharina amin'ny fitondratenan'ny olona na fomba fiheviny sy fihetsiny izy io. Vao misy manao zavatra di...
tohiny
novalian'i deghany ny 19/10/2005 13:55
pika
(
08/09/2005 04:40)
tsy mahasoa ny valifaty
maro isika rehefa mahatsiaro ho voafitaka no tsy mijery ny ho avintsika intsony hafa tsy ny hamaly faty foana sy ny hanenjika foana :x
ny fiainanao anefa matetika dia toa tsy manjary koa ka matetika ...
tohiny
novalian'i deghany ny 23/09/2005 13:57
miserana
(
07/09/2005 23:19)
Tokony hoe
Tokony hoe manao sipa im-piry kay vao manambady?...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 26/09/2005 09:00
fijo
(
07/09/2005 22:03)
resaka trano any mada
maheno aho ry zareo fa misy trano vao ahorina amin'iny lalana vaovao ,miainga avy eo iavoloha mahazo an'ny lalan'ny tamatavy iny,ka izay mba manana vaovao dia mba omeo hoe.
misaotra mialoha e...
tohiny
novalian'i mik ny 14/09/2005 10:47
Herimiafina
(
07/09/2005 21:05)
Misy tokoa ve ny fiovan'ny toetr'andro?
Niresaka tamin'ny mpiasan'ny USAID ao Ankorondrano aho indray andro izay, nanontany azy hoe inona marina no antony hanampian'ny amerikana ny malagasy amin'ny resaka développement rural sy environneme...
tohiny
novalian'i tangalamaitso ny 26/10/2005 07:20
Herimiafina
(
07/09/2005 21:00)
Tsy midika n'inon'inona amin'ny malagasy ny PIB sns
Indikatera handrefesana ny harikarena faobe ny PIB, PNB, sns, IDH, sns. Milaza vola avokoa ireo, ary mampahafantatra ny fananan'ny malagasy vola, hilazana fa mahantra ny tany iray sns.
Ny fi-calcul...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 08/09/2005 22:13
Herimiafina
(
07/09/2005 20:44)
Zavatra tsy dia mety loatra hita anaty gazety
Matetika mahita aho any anaty gazety hoe: Avis à la clientele, sns:
"I RaX ne fait plus partie de notre personnel depuis le x septembre 2005, nous déclinons toute responsabilité quant à d'éven...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/09/2005 20:50
Herimiafina
(
07/09/2005 19:41)
Ny marriage arrangé na forcé dia manana succes.
Araka ny mpandinika sasany dia ny divorce dia betsaka tokoa ankehitriny ary matetika dia ireo mariazy niforona normale no mora rava.
Ny mariazy maharitra indrindra sy atao hoe succès nefa dia ny an'...
tohiny
novalian'i booboo ny 27/09/2005 09:27
Herimiafina
(
07/09/2005 19:34)
Mijoroa vavolomebelona amin'ny finoanao.
Sahia mijoro mba ho fitaratra. Tsy ny fitoriana Teny eran'ny lalàna ihany no atao hoe fijoroana vavolombelona fa eo ihany koa ny fitondrantena.
Rehefa mijoro amin'ny finoanao ianao dia tsy mila mi...
tohiny
novalian'i namanao ny 15/11/2005 14:57
Herimiafina
(
07/09/2005 19:31)
Olana? Raisintsika toy ny fananana ny vadintsika
Raha mbola raisintsika toy ny fananana sy etambarotra ny vadintsika dia hisy foana ny olana eo amin'ny fiaraahna sy ny tokantrano.
Tadidio fa i Mimi sy i Medor koa dia mba tiantsika kanefa novidian...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/09/2005 09:31
Herimiafina
(
07/09/2005 19:11)
Vokadratsin'ny Fanjanahana ny fitiavana manindry
Maro ny milaza fa ny gasy dia ory hava-manana. Rehafa misy tafita dia ato izay hitotonganany mba hitovy amin'ny rehetra rehetra. Halatsika foana koa ireo bandy mba tafita milay fa lazaintsika manindry...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 22/09/2005 18:12
hery
(
07/09/2005 17:47)
Namana eto Italie
Ho an'ny Malagasy rehetra eto Italia,
Mandalo eto Roma Andriamatoa Jacques Sylla, Praiminisitra lehiben'ny gouvernemanta malagasy ka maniry ny hihaona amin'ny Malagasy monina eto roma ny ny alakami...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2005 22:12
