Rotsaka

1. jajaf401 ( 08/09/2005 19:14)
Faly miarahaba antsika rehetra alou!!
Rotsaka = resaka!
Inty aloha misa blagy tena marina io ah:
ilay izy fialana pas fa tsy tena afa-niala ilay rangahy!
Raha nitondra kisoa teny an-dalana izy de toy zao no niseho,
reraka be ilay kisoa vavy fa lava ny lalana,
ka teo ampialan-tsasatra ilay kisoa de novadin'ilay rangahy tompony (en cours de route io ah)
De nisy olo nahatazana anefa izy nanao an'ilay fika; teo ndro kabary!
De nasesiny ilay kisoa, fa rehefa nifanena t@ ilay olo nahatazana azy nanao ilay zv izy vao niteny t@ ilay kisoa hoe: "io injay ianao sy ny magie-nao ah, vetivety teo enao vehivavy de zao anao nivadika kisoa sahady", de zay no mba fialana zigla nataon'ilay ranamana!:-D:-D:-D:-D
novalian'i jajaf401 ny 11/09/2005 04:01
2. Veloo ( 08/09/2005 20:26)
:roll::roll:
3. jajaf401 ( 09/09/2005 20:45)
hoy tsiliva hoe "sanabavy anie io eh"=))=))=))
4. rijatsif ( 09/09/2005 23:48)
ia raika avao, ty saky nanambaly kisoa.... zany ê!
5. Herimiafina ( 10/09/2005 03:23)
De tena mety miditra tokotrany ve?:-D:-D:-D:-D
6. ravakamalala ( 10/09/2005 08:12)
trop be zany !!!:-D
7. jajaf401 ( 11/09/2005 04:01)
tsi hiditra zany fa pas la peine ny hanandrana!:oops::oops::oops::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1634