Rotsaka
1. jajaf401
(
08/09/2005 19:14)
Faly miarahaba antsika rehetra alou!!
Rotsaka = resaka!
Inty aloha misa blagy tena marina io ah:
ilay izy fialana pas fa tsy tena afa-niala ilay rangahy!
Raha nitondra kisoa teny an-dalana izy de toy zao no niseho,
reraka be ilay kisoa vavy fa lava ny lalana,
ka teo ampialan-tsasatra ilay kisoa de novadin'ilay rangahy tompony (en cours de route io ah)
De nisy olo nahatazana anefa izy nanao an'ilay fika; teo ndro kabary!
De nasesiny ilay kisoa, fa rehefa nifanena t@ ilay olo nahatazana azy nanao ilay zv izy vao niteny t@ ilay kisoa hoe: "io injay ianao sy ny magie-nao ah, vetivety teo enao vehivavy de zao anao nivadika kisoa sahady", de zay no mba fialana zigla nataon'ilay ranamana!:-D:-D:-D:-D

répondu par jajaf401 le 11/09/2005 04:01
7. jajaf401
(
11/09/2005 04:01)
tsi hiditra zany fa pas la peine ny hanandrana!:oops::oops::oops::-D